nanamafy ny fiverenany deba @ alarobia na alakamisy

1. milamm ( 21/11/2011 11:30)
http://www.lexpressmada.com/exile-madagascar/29349-ratsiraka-confirme-son-retour.html
taorinany fanambarany tantely rehefa niantso mivantana ny birao ofisialy ny arema izy teny manakambahiny, anakarama olona itsena azy eny ivato toy ny 1997 indray tsy ho voafafa mandrakizay ny nataony teny mavoloha aogositra 1991 sy nanohanany ankolaka ny 26 jan 09 ary 07 feb 09. Asa zay nifanarahany sy ny hat fa tsy hisy fisamborana na fitsarana miandry azy @ ireo heloka ambony vitany nandritra taona maro, raha tsy misy moa izany fitsarana tsy miankina izany mandrapahatongany rep.4 dia tsy maintsy avela hiditra toy izany koa ny filoha Atoa. Ravalomanana @ zay dia tsy mitanila tokoa ary manatanteraka ny tondrozotra nolazainy lavanify tany N.Y farany teo ny fat
novalian'i milamm ny 21/11/2011 20:01
2. bibidia ( 21/11/2011 11:58)
antso avo hoa anareo izay te hanaraka politika eto aza alaina an-tendrony ny zava misy ao dago ny vy tsy mikitrana irery , misy antony ao izaho mipetra eto paris fa mampalahelo ny zavatra mitra ao dago sy ao afrika ao aza adino ry akama fa vokatriny tsy fahombiazana 72@ 85 teo hoe io zavatra io mitrnga io tsy misy intsony matotra ara politika ao @ ntsika anio izy mainty rahampitso izy fotsy afaka ampitso izy mavo sns depiote hono izy dia hanao lalana mahamenatratra tsy fantry ny olona akory ny hoe depiote ministra ny filiho, fitsarana asa e manana amabara aho ny am'io isika tsy tsy mety amisika ny hoe demokrasia fa ny dia ny rafitra an-tanatohatra no mety , nanaja izany daholoho ireo filoha teo aloha fa tena poizina mialokaloka ao @ fivavavahana daholo dia voa fitaka ny vahoaka malagasy mampalahelo e dia izao no vokany lava ny resaka ry akama a,
3. milamm ( 21/11/2011 20:01)
misaotra ny tompony tony kirakirambaovao fampatsiahivana ny nataony ratsy iraka hatr@ 1975- 2002 sy ny heloka famonoan'olopirenena marobe sy sivily toetra ratsy nolovainy t@ rainy le bourreau de moramanga

http://rlm.ralama.com/Php/Ratsiraka.php?p_reffer=http://rlm.ralama.com/Php/Launch.php%3FIR

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1383