Inona ko no tsodrano azondRakotoarivelo eo .....

1. andrywui ( 15/11/2011 12:42)
-- Zany no atatatatata erakin'ny tanana oe efa nomen'i dada tsodrano mitsy ane zah eee zany no mahatonga anah misisika mafy mba hiditra io !! efa fantatra ny toetranareo fa manjaitra palitao foana isantaona raha vao may ny trano ,,,
--- ngah izy ty kilalao ry Mamy Rakotoarivelo aaa ka tsy taoatra tsy henatra akory de nivadika amin'i dada otrandry Yves Aimée sy ny tariny !! de lazaivo koa fa notsofin'i dada rano i Yves aimée sy ny tariny nipapapapa nitady seza ao reo ???

-mihevitra ny oul hanadino ny tantara angah ry zalah ka mitady hivarotra saka gros tete ??
ny tsapa alou zao de zao : laninareo mianakams mpiondana ny volan'i dada de nifiranareo i dada !!!! ppppffffff ...soa fa problemanareo very entana zany fa tsy anay !! fa ty nareo mitsabatsabaka aty andapa ty no makarary andoha be satria hamohehatra ao koa !!
novalian'i andrywui ny 15/11/2011 12:44
2. andrywui ( 15/11/2011 12:44)
fa vao manao fika vinany ao andapa ao reo mpiondana bombinabe ni gaténa reo de ahontsanay soamantsara koa ka ,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4728