tsy ny zesita atao ato akory no ahazahoana pouvoir ....

1. andrywui ( 11/11/2011 21:48)
misy de lany zesta sy mistyle fotsiny miseho miterikiho fotsiny ato ,amn serasera ato otrandry sitlo sy ry m.i.s.a fa tsy itako akory ze mba politika nahavita namaha olana anlisany tato fa vao maika ty aza i dada nilevina any ,, aiza ka zesta fa tsy politika no entina ato ,, tsy hevitra no avoaka ny andry le sitlo fa miseho milay fotsiny amin sigara pipa mitehatehana tanana fotsiny etsy sy eroa nefa i dada atsy diranze matsatso ,,
--ngah izy ty vitan ny ramatahora alefa etsy sy eroa ry bainn a ataovy koa ze mba ahazahoana pouvoir ee ,,,, ny teo antanana aza moa nariana ny anareo ko iza ko no hamerina aninyeo tsony fa nofinofy hiver fotsiny ,,,de refa tsy nahavoa amle rahatahora votany kely ry tazy de mitady hiseho milay ato ndray sao de mba .... tafa ihany le politika kely marikivy
novalian'i andrywui ny 17/11/2011 08:50
2. andrywui ( 11/11/2011 21:53)
efa oul vitsy kely ombina kely ireo sisa no mivouvou kely etsy sy eroa eo amn magro (zany aza mbola raran'ny oul ) koa mbola be zesta iany ry le misa sy ry le sitlo manambonimbony tena ato tsssshhhh ....
3. m.i.s.a ( 12/11/2011 08:35)

andrywui:

fa vao maika ty aza i dada nilevina any


ianao no tokony hilevina fa bandy mivika
4. andrywui ( 14/11/2011 19:53)

m.i.s.a:


andrywui:

fa vao maika ty aza i dada nilevina any


ianao no tokony hilevina fa bandy mivika
....innn zao no mba vitanlah tam dada ry misa ?? tsisy fa de miandry vola eo am magro de misoloky ani dada fotsny lisany mpiondana reo ,, vola efa des milliards zay no efa nafafin'i dada teo amlisany teo magro teo nefa innn ko ze vokany fa i dada mbola taraiky any ny pouvoir tsy azo ,,lisany ry misa sy ry sitlo lasa devenir be kibo daolo ,, vokin'ny alahelon'ny volan'i dada fotsn tsssshhh
bandy adaladala tsy mikoloty hon hon hon hon hon ndana miainga any fa tssss
5. sitlo ( 14/11/2011 23:50)
m.i.s.a> aza asiana sira fa arakaraky ny anifihanao azy no imonomononan'ny lalimanga.
6. andrywui ( 15/11/2011 12:35)
inona no mba vitanlah tam fitondran'i dadanlalisany anefa ry sitlo aaa ?? zesizesta erakin'ny serasera sy fisehoana milay ve no politika etina eto e !! ampiadio ny hevitra daday fa tsisy ahontsanao eto a ,, , vao migadona eo ivato ny dadanlah de Gal fidy alou no miarahaba azy voalo !!! ...aleo ireo bekotro , goaika antitra n'i dada ireo no hikiakiaka hitady lalana eo ,,

--de hoe efa nahazo tso-drano hono ry rakotoarivelo !!!!!
7. andrywui ( 17/11/2011 08:50)
fay lisany zay !!! ataovy koa manaraka ......



tsy mahalala tgv ?? hahahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3623