Fahendren'Atra Vs fahendren'izao tontolo izao
1. niryna
(
02/11/2011 16:08)
Raha namaky ny soratra masina aho dia nanambara hoe: tsy ny fahendren'izao tontolo izao,na ny amin'ny mpanapaka izao tontolo ...fa milaza ny fahendren'Atra izahay
Raha jerena ny ao amin'ny 1 Kor 2 dia misy fahendrena roa izany ao
Mba misy afaka hanazava hoe inona izany fahendren'Atra ary inona kosa izany fahendren'izao tontolo izao izany?
misaotra mialoha

novalian'i niryna ny 26/11/2011 16:48
2. rijadolly
(
02/11/2011 19:50)
Ny fahendren'Andriamanitra dia nafenina tamin'ireo manam-pahendren'izao tontolo izao dia ny Tontolon'ny Fanahy. Io Fanahy Masina io dia tsy hitan'izao tontolo izao na ho tsapan'izao tontolo izao ka heveriny ho adalana ho an'izay milaza ny fisiaNY. Ny fahendren'Andriamanitra izany dia ny fisian'Jesoa Kristy hatrany am-boalohany izay Mpitsara Marina, hitsara ireo izay nandray sy ny tsy nandray ny Fanahy ny Fahamarinana izay tsy hay ho raisin' fahendren'izao tontolo izao ka ahamenatra azy ireo izay heveriny ho kely indrindra eo aminy.
Ny fahendren'izao tontolo izao izany dia ny fireharehany ho ambony, sy ny fahaizany tsy miankina amin'Andriamanitra noho ny fahatokisan-tenany ka, mitarika azy tsy hino ny fisian'ny Fanahy Masina noho Izy io tsy azo hamarinina, na azo tsapain-tanana, na hita maso ny fisiaNY.

3. Miharena
(
03/11/2011 04:50)
Kilasiana roa mazava:
Fahendren'izao tontolo izao: Tsy misy Andriamanitra ary rehefa maty ny olona dia izay ny aminy
Fahendren'Andriamanitra: Ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany
Fahendren'izao tontolo izao: Miahiahy ny ampitso
Fahendren'Andriamanitra: Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho.
Fahendren'izao tontolo izao : Ny andro farany dia mampihorohoro
Fahendren'Andriamanitra : Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy;
Fahendren'izao tontolo izao : ho kila any amin'y afobe izay tsy mino na miandry ny fisarahna mandrakizay eo amin'ny panota sy ny marina
Fahendren'Andriamanitra: miandry ny fiombonana mandrakizay ho an'ny rehetra araka ity teny ity : Ary ny olona nitora-bato an'i Stefana, izay niantso hoe: Ry Jesosy Tompo ô, raiso ny fanahiko. Dia nandohalika izy ka niantso tamin'ny feo mahery hoe Tompo ô, aza atao ho helony anie izao ota izao. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nodi-mandry.

4. nannie
(
03/11/2011 05:50)
Amin'izao vanin'andro iainantsika izao dia mihamazava mihamazava hatrany io fiavahana amin'ny fahendren'Andriamanitra sy ny fahendren'izao tontolo izao io, taloha mety mbola mifangaro. Ary ity no hitako misongadina indrindra :
Fahendren'izao tontolo izao : adala izay tsy mahalala manararaotra mitady vola amin'izao andro sarotra izao, eny, na hivaro-tena hamonjena ny fianakaviana aza...
Fahendren'Andriamanitra : Aza mihary harena ho anareo ety ambanin'ny tany izay misy arafesina sy kalalao manimba, fa miharia harena ho anareo any an-danitra.
Dia hoy amin'izay izao tontolo izao mamaly an'ireo olona mihary harena any an-danitra sy mitady fahendrena : tsy fotoana fitadiavana fahendrena izany intsony izao. Ny fahendrena anie ka zava-poana eo amin'ny tanin'ny "adala" e.... lol
Ary ny iafaran'io ? Ny tena olon'Andriamanitra dia hiha-tsy tamana hiha-tsy tamana eto amin'izao tontolo izao tsikelikely, ary dia hanomboka haniry ny fihavian'ny Tompo haingana dia haingana arak'izay azo atao... Izany no anton'io firongatan'ny toriteny etsy sy eroa io, may ny hihavian'ny Tompo ny olon'Andriamanitra satria tsy mahatamana intsony eto ! Efa akaiky ny farany namana a !
Ny ahy aloha katsahiko ihany iry voalohany na efa hanompa ahy daholo aza ny manodidina ahy e !

Miharena:
Kilasiana roa mazava:
Fahendren'izao tontolo izao: Tsy misy Andriamanitra ary rehefa maty ny olona dia izay ny aminy
Fahendren'Andriamanitra: Ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany
Fahendren'izao tontolo izao: Miahiahy ny ampitso
Fahendren'Andriamanitra: Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho.
Fahendren'izao tontolo izao : Ny andro farany dia mampihorohoro
Fahendren'Andriamanitra : Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy;
Fahendren'izao tontolo izao : ho kila any amin'y afobe izay tsy mino na miandry ny fisarahna mandrakizay eo amin'ny panota sy ny marina
Fahendren'Andriamanitra: miandry ny fiombonana mandrakizay ho an'ny rehetra araka ity teny ity : Ary ny olona nitora-bato an'i Stefana, izay niantso hoe: Ry Jesosy Tompo ô, raiso ny fanahiko. Dia nandohalika izy ka niantso tamin'ny feo mahery hoe Tompo ô, aza atao ho helony anie izao ota izao. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nodi-mandry.
5. didi10
(
03/11/2011 11:36)
Vakio tsara ny tantaran'i Rehoboama ao amin'ny tantara faharoa hanavahantsika ny fahendrena araka ny olombelona sy arak'Andriamanitra.
II Tan 11 18-23
18 Ary Rehoboama naka an'i Mahalota, zanakavavin'i Jerimota, zanak'i Davida, sy Abihaila, zanakavavin'i Eliaba, zanak'i Jese, ho vadiny, 19 izay nahazoany zaza, dia Jeosy sy Semaria ary Zahama. 20 Ary nanarakaraka azy, dia nalainy koa Imaka, zanakavavin'i Absaloma, izay niteraka an'i Abia sy Atahy sy Ziza ary Selomita taminy. 21 Ary Rehoboama tia an'Imaka, zanakavavin'i Absaloma, mihoatra noho ny vadiny sy ny vaditsindranony rehetra (fa naka vady valo ambin'ny folo sy vaditsindrano enim-polo izy ka niteraka lahy valo amby roa-polo sy vavy enim-polo). 22 Ary Abia, zanakalahin'Imaka, no nataon-dRehoboama lohany ho mpanapaka ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina. 23 Ary hendry izy ka nampiely ny zanany eran'ny tanin'ny Joda sy ny Benjamina rehetra, dia tany amin'ny tanàna mimànda rehetra, ka nomeny hanina betsaka sady nitadiavany vady maro.
Fehiny:: Manambady maro izy ary ny fahendreny (araka ny olona) dia nampiely ny zanany sy nitady vady maro ho azy.
Dia jereo ny tohiny
Tan II 12 : 1 - 16
[-12-] Ary Rehoboama rehefa nampandry ny fanjakany sady efa nahery, dia nahafoy ny lalàn'i Jehovah izy sy ny Isiraely rehetra. 2 Ary tamin'ny taona fahadimy nanjakan-dRehoboama mpanjaka dia niakatra Sisaka, mpanjakan'i Egypta, hamely an'i Jerosalema, fa nivadika tamin'i Jehovah ny mponina tany, 3 ary nitondra kalesy roan-jato amby arivo sy mpitaingin-tsoavaly enina alina izy, ary tsy hita isa ny olona izay nanaraka azy avy tany Egypta, dia ny Lobita sy ny Sokita ary ny Etiopiana. 4 Dia nahafaka ny tanàna mimanda izay any Joda izy ka tonga tany Jerosalema.
Ny fahendrena araka ny sitrapon'Andriamanitra dia ny fanantanterahana ny lalàny, fa rehefa mahafoy izany dia ... fanamelohana.

6. didi10

7. Miharena
(
03/11/2011 14:14)
Raha azoko tsara ilay resaka tantaran'i Rehoboama, ny fahendren'ny olombelona ny nanamaro ny taranaka tamin'ny fanambadiana maro fa ny fahendren'Andriamanitra dia valifaty noho ny tsy fanarahana ny didiny? Izay ve ilay izy Didi10 ary heverinao fa mbola mitoetra izany mandrak'ankehitriny ary ho mandrakizay?
8. didi10
(
05/11/2011 15:20)
Miarahaba ny namana rehetra!
Tsy haiko aloha ny Baiboly ampiasain'i Miharena na mbola miaraka ny Testamenta taloha sy vaovao na efa tsy misy afa-tsy Testamenta vaovao sisa.
Tsy tantara noforoniko io fa ao anaty Baiboly ary Andriamanitra tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. Jereo tsara fa rehefa mitory teny i Jesosy dia maka toko sy andininy ao amin'ny testamenta taloha foana hanindrina ny teniny (pour appuyer ses dire).
Ny fanaovana anjorom-bala ny Testamenta taloha no mahatonga ny olona tsy mahalala ny tena marina momba an'Andriamanitra sy ny sitrapony.

9. Miharena
(
05/11/2011 16:05)
Ilay fanontaniana no tokony hovalianao Didi10 fa tsy ny hoe tsy mamaky ny boky voalohany sy faharoa no ialanao.
Raha mamaky izay tanisainao aho dia tantara no hitako ao izay manasongadina ny tsy fiasan'Andriamanitra amin'i Rehoboama.

10. didi10
(
06/11/2011 05:16)
Miarahaba ny namana rehetra
Miarahaba ny namana Miharena
Efa voavaly ny fanontanianao
Izay ve ilay izy Didi10 ary heverinao fa mbola mitoetra izany mandrak'ankehitriny ary ho mandrakizay?

didi10:
Tsy tantara noforoniko io fa ao anaty Baiboly ary Andriamanitra tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.
11. Miharena
(
07/11/2011 04:07)
Miala tsiny Didi10 fa tsy hitako taratra mihitsy amin'ny tantara notanisainao ao anaty Baiboly io ny momba ny fahendren'Andriamanitra sy ny fahendren'olombelona ka mba azonao avoaka tsara ve hoe inona avy ny valin'ireo fanontaniana ireo arak'io tantara ao anaty Baiboly io?
12. didi10
(
08/11/2011 08:51)
Tsy hitako namana Miharena izay mbola hazavaina amin'io tantara io, izay foana no mahavoa antsika, efa mazava izao ny voasoratra dia mbola mitady interpretation hafa indray.
Aoka koa aloha havahana tsara ny fahendrena arak'Andriamanitra sy ny fahendren'Andriamanitra, ny tiana lazaina eto amin'ity loha-hevitra ity angamba dia ny fahendrena arak'Andriamanitra sy ny fahendrena araka ny olombelona.

13. Miharena
(
08/11/2011 16:48)
Tsy tokony volena "araka" indray ilay izy Didi10 rehefa tsy mahita fanampim-panazavana intsony ianao amin'ny tanisa atao. Tsy mitady interprétation hafa koa aho fa mba omeo fotsiny ilay fifandraisan'ny tanisa sy ny loha-hevitra satria ho lasa marobe arakaraky ny olona mamaky ny tanisa ny interprétation.
Hoy Ikaretsaka izay hoe : Misy ny olona nirahina hizara zavatra aman'olona, atao hoe vary, dia natsipiny ilay vary fa tsy nomeny araka ny fanaovana azy dia milaza izy hoe : efa nozaraiko ny vary. Dia toy izany koa ny olona mitanisa tsy manana fanamafisan-kevitra. Toy ny milaza hoe : io ny Baiboly vakio, dia izay fandraisanao azy handraisana azy dia izay. Tsy mahagaga raha be dia be ny antokom-pinoana Kristianina.

14. niryna
(
12/11/2011 02:12)
rijadolly:misaotra anao
Ny fahendren'Andriamanitra dia nafenina tamin'ireo manam-pahendren'izao tontolo izao dia ny Tontolon'ny Fanahy. Io Fanahy Masina io dia tsy hitan'izao tontolo izao na ho tsapan'izao tontolo izao ka heveriny ho adalana ho an'izay milaza ny fisiaNY. Ny fahendren'Andriamanitra izany dia ny fisian'Jesoa Kristy hatrany am-boalohany izay Mpitsara Marina, hitsara ireo izay nandray sy ny tsy nandray ny Fanahy ny Fahamarinana izay tsy hay ho raisin' fahendren'izao tontolo izao ka ahamenatra azy ireo izay heveriny ho kely indrindra eo aminy.
Ny fahendren'izao tontolo izao izany dia ny fireharehany ho ambony, sy ny fahaizany tsy miankina amin'Andriamanitra noho ny fahatokisan-tenany ka, mitarika azy tsy hino ny fisian'ny Fanahy Masina noho Izy io tsy azo hamarinina, na azo tsapain-tanana, na hita maso ny fisiaNY.
Iza izany ireo izao tontolo izao ireo?
15. niryna
(
12/11/2011 02:18)
Miharena:ireo izany ilay olona tsy misy ny fisian'ny helo ? sa iza ireo ?
Kilasiana roa mazava:
Fahendren'izao tontolo izao: Tsy misy Andriamanitra ary rehefa maty ny olona dia izay ny aminy
ka iza no mandray ilay fahendren'Atra ?
Fahendren'Andriamanitra: Ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany
dia ahoana tsara izany miahiahy ny ampitso izany?
Fahendren'izao tontolo izao: Miahiahy ny ampitso
Fahendren'Andriamanitra: Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho.
tsy mazava,ka raha toa fahendren'izao tontolo izao dia toa tsy miraharaha izay fiafarany izany izy sa ahoana?
Fahendren'izao tontolo izao : Ny andro farany dia mampihorohoro
Fahendren'Andriamanitra : Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy;
mino ny fisian'ny afobe indray izany ireo hendrin'izao tontolo izao ireo?
Fahendren'izao tontolo izao : ho kila any amin'y afobe izay tsy mino na miandry ny fisarahna mandrakizay eo amin'ny panota sy ny marina
Fahendren'Andriamanitra: miandry ny fiombonana mandrakizay ho an'ny rehetra araka ity teny ity : Ary ny olona nitora-bato an'i Stefana, izay niantso hoe: Ry Jesosy Tompo ô, raiso ny fanahiko. Dia nandohalika izy ka niantso tamin'ny feo mahery hoe Tompo ô, aza atao ho helony anie izao ota izao. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nodi-mandry.oh boy, dia tsy misy marina indray izany ireo filazan'ny baiboly raha izao no fahafantaranao ny tenin'Atra a
16. rijadolly
(
12/11/2011 03:39)
niryna:
rijadolly:misaotra anao
Ny fahendren'Andriamanitra dia nafenina tamin'ireo manam-pahendren'izao tontolo izao dia ny Tontolon'ny Fanahy. Io Fanahy Masina io dia tsy hitan'izao tontolo izao na ho tsapan'izao tontolo izao ka heveriny ho adalana ho an'izay milaza ny fisiaNY. Ny fahendren'Andriamanitra izany dia ny fisian'Jesoa Kristy hatrany am-boalohany izay Mpitsara Marina, hitsara ireo izay nandray sy ny tsy nandray ny Fanahy ny Fahamarinana izay tsy hay ho raisin' fahendren'izao tontolo izao ka ahamenatra azy ireo izay heveriny ho kely indrindra eo aminy.
Ny fahendren'izao tontolo izao izany dia ny fireharehany ho ambony, sy ny fahaizany tsy miankina amin'Andriamanitra noho ny fahatokisan-tenany ka, mitarika azy tsy hino ny fisian'ny Fanahy Masina noho Izy io tsy azo hamarinina, na azo tsapain-tanana, na hita maso ny fisiaNY.
Iza izany ireo izao tontolo izao ireo?
Izao tontolo izao amiko, amiko hoy aho dia ireo izay mifikitra mafy ny fiainana an-tany na mankamamy izany, ka tsy mihevitra akory ny ho avin'ny fanahiny(Fanjakan'Andriamanitra), indraindrindra ny fanaovana ho tsinotsinona ny Fanahy Masina ho ambonin' ny fanamboniantena noho ny fahalalana, fiankinana manontolo ny fahaizana raha marimarina kokoa.
17. Miharena
(
14/11/2011 16:07)
Niryna:
oh boy, dia tsy misy marina indray izany ireo filazan'ny baiboly raha izao no fahafantaranao ny tenin'Atra a
Teny ao anaty Baiboly ireo Niryna ka asa hoe manavaka ilay fahendren'Andriamanitra sy ny faheidren'izao tontolo izao araka ny lohahevitrao ve sa tsia?
Ny fahendren'izao tontolo izao raha fintinina dia ny fitaizan'i Satana nahatonga ny olona maloto ao an-tsaina ary maloto ao am-po. Manilaka ny fahadisoany any fa tsy mandini-tena ka mamantatra fa ao anatiny ihany anie io loto io ka tokony ho mora ny manala azy rehefa mampitoetra ny fahendren'Andriamanitra. Mamerina ireo Teny voalaza ireo ao am-pony lalandava dia mihamazava araka ny endrik'Andriamanitra namoronana azy tamin'ny voalohany.
Misy lojika tsotra iainana dia afaka daholo ny maizina fa tsy hilaza hoe: i ranona mandà ny Baiboly satria tsy mino ny helo.
18. niryna
(
26/11/2011 16:48)
Miharena:ka ilay fahendrena anie tsy mitovy e (wisdom moa no hitenenana azy)
Niryna:
oh boy, dia tsy misy marina indray izany ireo filazan'ny baiboly raha izao no fahafantaranao ny tenin'Atra a
Teny ao anaty Baiboly ireo Niryna ka asa hoe manavaka ilay fahendren'Andriamanitra sy ny faheidren'izao tontolo izao araka ny lohahevitrao ve sa tsia?
Hoy ny baiboly mantsy : ny fahatahorana an'ATra no voaloham-pahendrena
Ny an'izao tontolo izao ka raha mivavaka hianao dia jereny ho hafa noho izy ary mety ho lazainy fa hafaha tokoa aza.Mahavariana tokoa an.
Jereo anie ny ohabolantsika e:
Ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany
Dia ahoana fahendrena avy amin'Atra ireo sa fahendrena avy amin'izao tontolo izao? sa tsy mety izany ooops?

[/quote]