Fa dia inona loatra no tombotsoa very tao???
1. locl
(
29/10/2011 20:59)
antara : « Omaly dia fantatra fa noraisin’A/toa Marius Fransmann teny amin’ny Hotel Colbert ny ankolafy Ravalomanana. Nandritra ny dinika dia nilaza ny fomba fijeriny mahakasika ny fizotry ny raharaha hanendrena ny praiminisitra ireo mpikambana amin’izany ankolafy izany, ka ny filohan’ny delegasion Mamy Rakotoarivelo, no nitondra teny. NIlazany ahiahiny momba ny fitsabahan’ny frantsay loatra anatin’ny raharaha ny ankolafy ary dia nanambara mazava fa misy ny kandida izay atolotry ny frantsay ary ataony tery vay manta ny hanendrena azy. Tsy iza moa izany fa dia ny Jly Rabotoarison. Avy eo dia norsain’AToa Fransmann ny masoivoho frantsay miasa sy monina eto amintsika, Atoa Chataignier. Rehefa avy nivoaka tao ity masoivoho ity dia hita ho tezitra mafy, ary dia nanatona an’i Mamy Rakotoarivelo. Avy dia nokapohiny mafy be ny sandrin’ny filohan’ny delegasiona ankolafy Ravalomanana raha ny fitantaran’ny nanatri-maso, ary dia nitohy tamn’ny famokonana totohondry mihitsy ity masoivoho ity. Nosakanan’ny mpanolo-kevitra voalohany ao amin’ny masoivoho frantsay Chataignier saingy nakipiliny ity mpiara-miasa aminy. Nisintaka moramora moa ireo mpikambana ao amin’ny ankolafy Ravalomanana, ho fahendrena ary tsy hihitaran’ny raharaha ».
novalian'i milamm ny 31/10/2011 23:23
2. rijadolly
(
30/10/2011 03:24)
Mampalahelo raha izany no zava-misy. Mbola ao ambadika indray izany ny tombotsoa an' firenen-kafa eo amin'ny fametrahana 1er minisitra, Raha tadiditsika tsara ny ny raharaha 2002,dia tsy nahazo fankatoavana mihitsy ny filoha teo aloha raha tsy avy amin'ny vazaha be farany izay tsy hay no nipetraka teo amin'ny seza 1er minitre(Jacques Sylla). io 1er Ministre io moa tamin'izay tsy mba hita akory teny amin' tolona isakarazany tamin'izany fotoana izany fa dia nalatsa avy any Europe avy any fotsiny. Ny antony angamba dia ilay fanarahana ny 1958 na 60 fa tsy maintsy eo foana io firenena io mandritry ny 50 taona ho takalon' ny FAHAFAHANA, izay fahafahana hatreo am-bavahady mihidy gadana tsy misy la clé ihany. Tokony ho mailo amin'izay isika Malagasy, hanohitra ireo izay Malagasy te- ahazo tombotsoa manokana amin'io politikan'io firenena io, mba tsy ho tonga any amin' 2060 any indray vao iharina andeha irery. Ity taona 2011-2012 ity no fanoherana farany ho an' taranaka any aoriana mba ho HAFAKA TANTERAKA isika.
3. locl
(
30/10/2011 12:38)
Ka tsy efa nihoatra ve le 50 taona raha atao ny kajy, efa nihoatra 1 taona izay le izy. Tena matsiravina e!
Ka tsy avelany handeha isika satria izao aza vao maika ilainy satria en crise izy, ny firenena manana harena ankiboby tany no sisa antenainy
Ka tsy avelany handeha isika satria izao aza vao maika ilainy satria en crise izy, ny firenena manana harena ankiboby tany no sisa antenainy
5. rijadolly
(
31/10/2011 03:23)
hoy Bzylou:
esyyyy,
ny gasy nie ry baina tsy velona rah atsy vazaha be ee.
beurrk
hihihihihih! ireto feno firenena menamena izay velomin'ny vaza be daholo. Manan-karena io firenena iray io e! JEREO ETO
Sao dia mifamadika kosa ary ilay izy ry Bazylou? Tsy velona raha tsy misy ireo firenena mena maro be ireo.
6. milamm
(
31/10/2011 09:02)
lol hay ve fohy fisainana toy zany bazylou e, tonga hamelona lava ny gasy ny vazaha ary mipepopepo etsy sy aroa itady vahaolana fa tsy hitady tombotsoa ho any tenany hanao asa soa maimaimpoana e
7. milamm
(
31/10/2011 13:08)
tsy mbola firenena afaka izany isika mbola lavitry ny afo ny kitay (afatsy ny 7 taona teo ambany fitondrany filoha Ravalomanana sahy nandroaka avy hatrany ny masoivoho frantsay) satria oviana no nisy masoivoho vahiny itsabaka @ raharahantokantranony firenena mahaleo tena? eo antanany mpitondra mahefa sy ny mpitarika politika rehetra ny fanalahidy, kely sisa ny fotoana ananan'izy ireo anatanterahana ny hetahetambahoaka 3 taona tsy nisy vokany noana sy tofoky ny jadona tanteraka mihevitra izy ireo fa efa malemy tsy afaka hanohitra ny tsy rariny intsony rehetra fahadisoankevitra lehibe izany ny Vahoaka no Andriamanjaka... tsy mampitaha fa oh.i Lybia satria tsy nahay naka ny fony vahoakany intsony kadhaffi de tsisy hafa t@ saddam niafarany jambany 42 taona nanaovana jadona (nararaotiny tandrefana fangolika izany nanafihana sy namonoana azy ireo)
8. milamm
(
31/10/2011 23:23)
fanampiny kely tsy voatery hino na tsia isika fa misy isainana, ady saranga arampiarahamonina no niatombohany fanonganampanjakana 2009 iny nararaotiny olombitsy very fihinanana aza adino fa nekeny ireto club des 48 zay miaro ny interets superieur de leur ration io omer io hanakanana ny fiverenany filoha Ravalomanana (frantsay sy reo fikambanana miafina 48 naoriny kln rabetafika 1960 miara misaosy 51 taona lasa zay mpamadika sy mpivarotra tanindrazantsika, nanakana ny fitsarana ireo voampanga namono an'i itpkl Ratsimandrava. zovy izy ireo @ zao fotoana tsy iza fa ry hajo zaodahiny lavanify, madeleine ao ambadiky ny sefafi, ny hasina, razakandisa, ratsy rahonana, ramaroson, razanakolona, andriamanoro, mamy andriamasomanana...) ary ireo karana rajabaly, akbaraly...
