Ny fahafantarantsika olombelona ny maha-fanahin'Andriamanitra antsika no tanjon'ny fampianaram-pinoana rehetra
1. Miharena
(
24/10/2011 12:39)
Tsy miankina amin'ny tantara na ny honohono fa ny fahatsiarovan-tenantsika olombelona fa sombn'Andriamanitra isika no fiafaran'ny fandalinana rehetra ary tokony hahamarim-pototra ny olombelona tsirairay avy mihitsy.
novalian'i Miharena ny 27/10/2011 16:03
2. rijadolly
(
24/10/2011 18:01)
Ho lava indray ity loha hevitry Miharena ity raha hamaly eto aho fa aleho Se hanazava tsara ny tian'se ho lazaina, na ireo olona hafa indray no milaza sy mampita ny zavatra voarainy ho anao.
3. niryna
(
25/10/2011 16:18)
Miharena:ka ny tantaram-piainana izay mety nahatonga antsika hanankina ny fiainantsika aminy dia efa fomba iray anehoan'Atra ny voninahiny ka afaka hizarantsika ny hafa izay mbola tsy mino azy kosa k'nou?
Tsy miankina amin'ny tantara na ny honohono fa ny fahatsiarovan-tenantsika olombelona fa sombn'Andriamanitra isika no fiafaran'ny fandalinana rehetra ary tokony hahamarim-pototra ny olombelona tsirairay avy mihitsy.
Ny hoe honohono ny baiboly anie dia tantara no tena miraikitra ao e ary ny fanomezan'Atra ireo mpaminany izay honohono ny fahenoin'ny olona azy dia nivelona ho tantara ka nahatonga antsika ankehitriny mizara ilay baiboly amin'ny hafa izay mbola tsy mahafantatra ny maha sarobidy ilay honohono ao anatin'ilay baiboly e.Ny tenantsika no efa nahita ny voninahiny na ny rivotra hiainana ,ny isika mbola velona na ny masoandro mibaliaka na ny volana manazava na ny tany mihodina izay lazaina fa boribory kanefa isika tsy mianjera ary efa voazava na mbola tsy nisy aza ny science dia ampy ho antsika ahafantrana ny fisian'ilay honohono kanefa tena izy
4. Miharena
(
26/10/2011 07:39)
Ny Baiboly dia tsy tantara ihany Niryna fa misy foto-kevitra izay iainan'ny Kristiana. Ny tena Kristiana dia tsy mandray tantara hotompoina fa manana ny fanambarana ao anatiny momba an'Andriamanitra ary ny tena Fototra aza dia ny fanjakan'i Kristy ao anaty, izany hoe ny maha-Kristy antsika izay ilazantsika hoe zanak'Andriamanitra toa AZY isika rehetra.
Ity misy extrait kely avy tao amin'ny boky "La Vie des Maitres"
L’un de nous se tourna alors vers Jésus et lui demanda :
N’importe qui peut-il exprimer le Christ ?
Il répondit : Oui, il n y a qu’un seul aboutissement à la
perfection. L’homme est issu de Dieu et il lui faut retourner
à Dieu. Ce qui est descendu des cieux doit remonter aux
cieux. L’histoire du Christ n’a pas commencé avec ma
naissance, pas plus qu’elle ne s’est terminée avec ma
crucifixion. Le Christ existait quand Dieu créa le premier
homme à son image et à sa ressemblance. Le Christ et cet
homme ne font qu’un. Tous les hommes et cet homme ne
font qu’un. De méme que Dieu était son Père, de méme Dieu
est le Père de tous les hommes, de tous les enfants de Dieu.
De méme que l’enfant possède les qualités de ses parents, de
méme le Christ existe en chaque enfant. Pendant de longues
années, l’enfant a vécu en ayant conscience de sa qualité de
Christ, c’est-à-dire, de son unité avec Dieu à travers le Christ
en lui : Alors commença l’histoire du Christ qui remonte aux
origines de l’homme.
Io boy voalaza eo ambony io moa dia azonao téléchargena ao amin'ny livre à télécharger, site Terre Nouvelle.

5. niryna
(
27/10/2011 15:34)
Miharena:fa izaho angaha miteny heo tantara fotsiny ny Baiboly? mamaly ny hafatra eo ambony aho satria Atra no nifidy antsika rehetra ary fantany koa izay tsy mety mandray Azy kanefa izy tsy kivy fa mbola miantso hatrany.
Ny Baiboly dia tsy tantara ihany Niryna fa misy foto-kevitra izay iainan'ny Kristiana. Ny tena Kristiana dia tsy mandray tantara hotompoina fa manana ny fanambarana ao anatiny momba an'Andriamanitra ary ny tena Fototra aza dia ny fanjakan'i Kristy ao anaty, izany hoe ny maha-Kristy antsika izay ilazantsika hoe zanak'Andriamanitra toa AZY isika rehetra.
Relationship no ilaintsika izany hoe fifandraisantsika amin'i kristy,ny fahalalantsika fa miaraka amintsika isan'andro izy ary ataoko fa tsy misy olona manompo tantara izany eo.Raha ny teny ao anatin'ny baiboly no arahintsika tsy midika izany fa manompo ny tantara isika an asa aloha ny hafa fa izay ny ahy.
Fantatro ny hafany: aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho -ohatra dia ampihariko amin'ny fiainako ilay izy fa tsy ho tompoiko velively akory ilay izy satria aho tsy manana sarivongana soloiko azy ka jereko isaky ny mihetsika ataoko hoe io Izy(raha izay dia manompo azy amin'ilay sary aho)