ONU: Hiteny ve Rajoelina?
1. hery
(
22/09/2011 09:32)
Tadidintsika ny tamin'ny roa taona lasa izay nandehanan-dRajoelina tao amin'ny fivoriambe-n'ny firenena mikambana, saika handray fitenenana dia tsy navelan'ny SADC...
Tamin'ny herintaona tsy sahy nandeha intsony.
Dia tamin'ity taona ity dia iny lasa any iny. Efa vita sonia aloha ny Fé de Rota ka mety horaisin'ny ONU na dia mbola tsy milamina aza ny tanàna.
Koa dia miara-miandry isika. Azo jerena eto ambany ny rohy:
http://gadebate.un.org/

novalian'i milamm ny 25/09/2011 21:13
2. ronaldo09
(
22/09/2011 10:12)
Mazava ho azy zany ry hery a!!!Handray fitenenana ny filoha hajaina!!!Ary i Barack Obama no hitsena azy eny amin' ny aéroport!!!
Hafa ny roa taona lasa ka!!!
Hafa ny roa taona lasa ka!!!
3. mirananirina
(
22/09/2011 10:37)
ronaldo09:
Mazava ho azy zany ry hery a!!!Handray fitenenana ny filoha hajaina!!!Ary i Barack Obama no hitsena azy eny amin' ny aéroport!!!
Hafa ny roa taona lasa ka!!!
Tandrema aza tsy ampisehona ny sary hoe io izy sy Obama!!izay nitsena azy tany @ aéroport!!!!efa tsy andriko izay ahitana izany.
Miandry an i Rajoelina hiteny izany izahay ary ohatrinona Ar ndray re ny volam-panjakana nandehanana manao vacances any eh!!!!
Asa aloha raha marina ny tenin ny Pr Zafy atsy ambany atsy :)
4. LazaDaddy
(
23/09/2011 04:15)
Ary toa tsy ao amin'ilay hoe "Choose speaker/country" akory sa lasa any LasVegas?
5. pulm
(
23/09/2011 08:50)
mapalahelo ianareo sa ianareo tsy malagasy intsony? @ maha firenena malagasy ange no andehanany any fa tsy hoe @tenany manokane! ka raha vboasakana tsy hiteny indray izy dia isika rehetra no voatampimbava. Amiko i Zafy dia tsy misy dikany amiko intsony ohatry ny alika amiko, satria manambany olona, aiza ranga ka ny alikany dia sahiny ny manao ny anarany hoe "MERINA" nefa ange izy eto imerina no mipetraka fa tsy any Diego e! mapalahelo raha ny toetsainy iny,zao dia mody misolelaka @Ra8 nefa izy indrindra ary no tsy nanaiky ny maha filoha anRa8 t@ naha filoha anRa8 teo sa voavidy vola be de aleo misolelaka,NY ALIAKA ANGE NO MIVERINA AMIN'NY EFA NALOANY E!
6. mirananirina
(
23/09/2011 10:33)
pulm:

@ maha Mahalagasy anay dia tia tanindrazana tokoa izay ary irinay mba ho président LANIM BAHOAKA no eo @ fitondrana,fa tsy tetezamita LAVA BE.Aoka izay tena président no hande hisolotena atsika any!!fa tsy lalaovina ny fitondrana
Ny @ ZAfy indray dia tsy i Zafy mihitsy no tiako fa ny resaka nataony momba ny volam-pajankana!!Ary izahay betsileo koa d'efa noharatsiany fa tsy ny merina ihany.Fa mba jerena ihany indra1 ny zvt lazain ny mpanao politika na tiana izy na hankahalaina.
7. hery
(
23/09/2011 14:04)
pulm> misy vazaha manao anaran'ny alikany hoe Michael Jackson satria tiany be i Jackson. Mety fitiavan'i Zafy ny Merina no nanaovany ny anaran'ny alikany hoe Merina raha tena misy tokoa izany.
Izaho aloha mbola tsy tany antranon'i Zafy ka tsy haiko na marina izany na tsia.
Izaho aloha mbola tsy tany antranon'i Zafy ka tsy haiko na marina izany na tsia.
8. m.i.s.a
(
23/09/2011 15:30)
pulm:ianao no tena mampalahelo, sady maharikoriko ny fomba famalianao dinika
mapalahelo ianareo sa ianareo tsy malagasy intsony?
. Amiko i Zafy dia tsy misy dikany amiko intsony ohatry ny alika amiko,
9. rebiryx
(
24/09/2011 05:39)
"Ajao ny Ray aman-dreninao dia ho ela velona ianao..." aza dia manaliaka olona io Razoky an ! Tsy ho aiza anie isika fa samy ho eto amin'ity nosy ity daholo e. koa na dia ataonao aliaka anie zahay dia tsy maintsy miverina amin'ny tena DADANAY ihany. Izy no lalana mankany amin'ny fampandrosoana haingana sy maharitra. Avelao ny filoha Zafy hiteny fa "ny antitra anie ka antitra ihanye" Vory ao aminy avokoa ny fahendrena noho ny traikefa maro efa nolalovany !!!
10. milamm
(
25/09/2011 21:13)
mpilalao tantara andampihazo mahay lavanify mamahana lalitra ireo solontena vitsivitsy afrikana nanatrika iny fivoriany firenena mikambana iny omaly sabotsy 23 sept 2011 ao @ rohy omeny Hery eo ambony io misy azy (na tsy fantatro dolidoly aza ny lisitr'ireo nanatrika de tazana tao i Cameroun, Mauritania). Tena soloky faratampony no nataony lavanify nisolotena @ anarany Madagasikara sy ny Malagasy fa tsy filohany hat ( tsy nisy na 1 aza nifidy azy na ny mpivory rehetra tao aza mahalala izany koa ), noheveriko fa voasazy tsy handray fitenenana intsony @ fivoriany firenena mikambana. Efa namoaka ny joker-ny iny izy nangataka t@ fanambarana nataony iny ny fankatoavana iraisampirenena sy fanampiana @ fikarakarana ny fifidianana sy anesorana ny sazy iraisampirenena vokatry ny nataony. Tsy iny ihany no nalehany tany fa koa mbola nitady lobbying amerikana afaka mamerina ny MCC sy ampiditra famatsiambola amerikana. i Alex St-James, "vice-président de l'Amitié Etats-Unis & Economic Development Group (US FED Group)", asa na ampiesoniny io ranga io lavanify na ahoana ( mety ho intelligence service bekintana andrebirebena azy ahalalana ny tetiky hat manaraka ) satria dia karamainy lavanify $ 1,5 millions isantaona io lhl io ho avy tsy ho ela hitsidika sy hanao evaluation sector economic miaraka @ ekipany volampanjakana Malagasy daholo no andoavana izany na hotely na ticket fiaramanidina vao eo zao milaza @ fanambarana nampianariny rolly mercia azy iny tao @ Un iny fa tena mahantra i Madagasikara sy firenena nefa izao no atao oe tsikolikoly faratampony anisany tena nalehany tany ny tanjony mba ho rotsirotsiny ity Alex St-JAmes Us-fed ty ny kongresy amerikana hanokatra ny robinet Millenuim Challenge Corporation aty M.kara loharanombaovao @ zany ny article niseho tsy ela zay tsoaka "La Lettre de l'Océan Indien (LOI)"
http://www.courrierdemada.com/mg/index.php?option=com_content&view=article&id=17556:lobbying-aux-usa--andry-rajoelina-paye-15-million-usd&catid=43:a-la-une
http://www.courrierdemada.com/mg/index.php?option=com_content&view=article&id=17556:lobbying-aux-usa--andry-rajoelina-paye-15-million-usd&catid=43:a-la-une