ireo mpitsikombakomba bolabola sy ny hat

1. milamm ( 02/09/2011 12:46)
sombintsary sy sombimpanazavana kely akaiky momba io raharaha io
fichier pdf: 2010 10 Masoala.pdf
faritry Antalaha sy Vohemar, Maroantsetra no nisehoan'ireo sary ireo, iza avy no mpiketritra ?
- lavanify sy camille ary ny governemantany
. oh. ny 06 jan 2010 dia nijoro vavolombelona raha tratrany fandihadiana nataony tompon'andraikitra sasantsasany i c.claude.bezokiny (minisitry ny tontolo iainana teo aloha) fa nahazo alalana mivantana t@ lavanify sy camille hitatitra bolabola mahatratra 115 containers mirefy 200 m3 eo ho eo, nosamboriny christine zanakisoa ny 05 martsa 2010 c.c.bezokiny fa tafatsoaka saiky ho gadrainy ihany koa mo ireo polisy nisambotra ary namotsotra azy sy befitoto ( nividy ny procureur ka afaka soa amantsara).
ireo mpanera sy mpanamora ny fitanterana @ serantsambo akaiky moa de ny zanak'i djaozandry gaston metisy sinoa ao Ampanefena zay tratra tao sambava nanamafy koa miasa ho an'i lavanif, nidina tany antoerana moa andro vitsy2 taorinan'io ireo solotena vahiny mamatsy ara-bola mivantana ny fitahirizana io alampirenena io dia tsy iza fa A.Brizzi (country Mgr World Bank), l.Tezapsidis lehibeny delegasiony European Union, ary ny ambasadaoro etazonia sy norvezy N.Marquardt, D.Nissen ary i o.pezet solotenany Agence Francaise de Developpement ary g.s.Ramangason lehibe miandraikitra ny fikolokoloina io alampirenena io.
fomba ahoana?
- @ alalany ireo mpanolotsainy P.leloup (andevony fransafrika eto M.kara)tsy zoviana amintsika mpanelanelana @ chataigner sy delmas ary mpandrahahara mivantana @ sinoa any ivelany, ary ilay karana sanjay zay mivezivezy ao Maorisy sy La Reunion (nitsoaka t@ androny Atoa Ravalomanana izy io noho ny afera ratsy marobe vitany)
10 feb 2010 de nahatratra 250 ireo containers voaangona tao Vohemar de nidina tany antoerana i camille anamora ny fandefasana ireo bolabola
10 martsa 2011 m.ravatomanga dia nandefa bolabola miisa 195 containers tao Toamasina zay marihina fa tsy mahazo alalana @ banky rehetra eto M.kara ampiasa na itazona vola noho ny heloka ara-ekonomika hafa nataony tany aloha noho zany vola kirakira na vary no takalo ifanaovany mazana
12 martsa ny sambon'i delmas kiara(orinasa fitanterana mivantana azy manokana zay misolo CMA-CGM tato aorina) no niala tao vohemar nitondra bolabola mahatratra 5356 Tonnes rehefa nampiany j.andrianatoro mitazona orinasa misahana ny manutention ny tohiny de le hitantsika @ mongabay reny, raha atao kajy tsotra izany de
container 1 = 20 tonnes de bois, 6 usd/kg ny atsasany matetika no ambara ara-ttsy ofisialy mba ampihena ny fampodiana ireny vola ireny eto M.kara @ hetra. 6US$ – 3US$ = 3 US$ x 20 000 kg x 274 containers = 16 440 000 US$, na 33 milliards d’ariary.


24 martsa 2010 de nandefa hitsivolana laharana 2010-141 i camille mandrara ny fanondranana reny hazo sarobidy ampihenana ny mpifaninana sy miaratsabaka @ raharaha maloto toy tony.Tsy ela taorinan'io manko dia nivoaka ny fanamelohana izao asa ratsy izao avy @ unesco

http://whc.unesco.org/fr/actualites/639

Vavolombelona nanatrika izany ity vahiny iray nanao coverage ty heritaona lasa zay sept 2010
Un journaliste Sud-Africain, Neil Shaw, a été arrété à Maroantsetra alors qu’il effectuait un reportage sur le trafic de bois de rose. Il raconte : « J’ai eu quelques problèmes à Maroantsetra. Mon guide et moi avons été arrétés par la police alors que nous rentrions à Maroantsetra, le dimanche soir vers 21 heures. Nous avons été emmenés au commissariat et nous avons passé plusieurs heures avec le Commissaire, le Chef du district, le chef de cantonnement des Eaux et Foréts et un agent de police. Ils ont confisqué les cartes mémoire de ma caméra et pris mon passeport. Puis nous avons été relâchés et je suis rentré à mon hôtel. Le lendemain matin, je me suis plaint de cette situation et leur ai dit que j’avais alerté mon ambassade et un avocat. Ils ont alors laissé éclater leur fureur contre mon guide, spécialement le Chef de cantonnement des Eaux et Foréts. J’ai dû accepter d’effacer toutes les images de bois de rose de ma caméra. Puis j’ai signé un document disant que j’ai effacé ces images car je n’avais pas d’autorisation spéciale du ministre de l’Environnement pour filmer du bois précieux

Havany camille ty i arland ramialison moa ry zareo de anisany manao ampihimamba ny bolabola Maroantsetra asa ra tsaroantsika ilay sambony nilentika farany 2008 zay voarohirohy manondrana taolampaty t@ morontsiraka avaratra iny.
Niova hevitra tampoka i avcamille fa omena alalana ary reo olona vitsy tiany anondrana ny hazo sarobidintsika Malagasy 21 sept 2009 @ alalany arrete ministerielle navoakany kabinetrany PM nosoniaviny ary nandefasany compte-rendu any @ prezidansa lavanify dia zao mitohy zao ny asanjiolahy. Antony lehibe nanamelohany American treasury mamatsy vola hiarovana ny ala any @ kongresy amerikana ny hat araho etsy ambany ny tohiny...



novalian'i milamm ny 07/09/2011 15:10
2. milamm ( 02/09/2011 12:48)
The United States recognizes the critical importance of preserving Madagascar’s unique
biodiversity and that the cost of inaction is high. Indeed, more than 80 percent of Madagascar’s
species are found nowhere else in the world. This is a treasure that should be protected. The
United States is deeply troubled by reports that environmental destruction has accelerated since
the 2009 coup, with illegal logging not only posing a grave threat to Madagascar’s unique
biodiversity, but also allegedly serving as a source of revenue for the High Transitional
Authority (HAT) regime. This is a regime that has stood by, and reportedly directly profited
from, the exploitation of illegally logged timber and poached wildlife. This poses a grave threat
to Madagascar’s biodiversity and robs the people of Madagascar of their heritage.

This project is designed to help counter illegal logging through community based approaches,
using civil society-based organizations to strengthen environmental surveillance. However,
despite the safeguards built into the project, the United States is concerned that this project could
provide financial and moral support to the HAT regime, and faces enormous hurdles to being
effective given the poor track record of the HAT regime in honoring its commitments. Providing
additional funding to Madagascar at this time may serve inadvertently to allow this illegal regime
to claim international support and enable the de facto leaders to divert resources to other
priorities while continuing to profit from illicit activities. Therefore, the United States is
compelled to register an abstention on this matter.

Should the project be approved, the United States calls on World Bank Management to closely
monitor the situation on the ground and inform the Board of any developments. The World
Bank should move quickly to suspend project activities, should the regime renege on its
commitments under this project.

In addition, World Bank Management’s use of a waiver to Operational Policy (OP)7.30 for
dealing with de facto governments is based on a highly unique set of circumstances in
Madagascar. Should this project go forward, this waiver should not be considered as a precedent
for future dealings with de facto governments.

Further, the Bank’s participation in this sector should not be construed to indicate U.S., World
Bank or the international community’s recognition of the HAT regime, nor should it be
perceived to imply any change in the status of this illegitimate and unconstitutional government
3. diloo ( 02/09/2011 18:10)
milamm:

The United States recognizes the critical importance of preserving Madagascar’s unique
biodiversity and that the cost of inaction is high. Indeed, more than 80 percent of Madagascar’s
species are found nowhere else in the world. This is a treasure that should be protected. The
United States is deeply troubled by reports that environmental destruction has accelerated since
the 2009 coup
, with illegal logging not only posing a grave threat to Madagascar’s unique
biodiversity,
but also allegedly serving as a source of revenue for the High Transitional
Authority (HAT) regime.
This is a regime that has stood by, and reportedly directly profited
from, the exploitation of illegally logged timber and poached wildlife. This poses a grave threat
to Madagascar’s biodiversity and robs the people of Madagascar of their heritage
.

This project is designed to help counter illegal logging through community based approaches,
using civil society-based organizations to strengthen environmental surveillance. However,
despite the safeguards built into the project, the United States is concerned that this project could
provide financial and moral support to the HAT regime, and faces enormous hurdles to being
effective given the poor track record of the HAT regime in honoring its commitments. Providing
additional funding to Madagascar at this time may serve inadvertently to allow this illegal regime
to claim international support and enable the de facto leaders to divert resources to other
priorities while continuing to profit from illicit activities.
Therefore, the United States is
compelled to register an abstention on this matter.

Should the project be approved, the United States calls on World Bank Management to closely
monitor the situation on the ground and inform the Board of any developments. The World
Bank should move quickly to suspend project activities, should the regime renege on its
commitments under this project.



Tena waiaka be sy mamenatra ireto foza mpameno paosy ireto.Tena mamba noana tsy mahalala voky.
merci ra-milamm
4. milamm ( 03/09/2011 00:05)
raha ny fanambarany reo ambasadiny bekintana ze tsisy valaka @ io

http://www.antananarivo.usembassy.gov/embassy_news/press-releases2/us-treasury-department-statement-on-world-banks-investment-in-madagascars-environmental-program-support-project.html

Tsy rafitra ampitombo ny famoronan' asa momba fiarovana zany harena voajanahary fananana iombonana alampirenena tsy fahita eraky izao tontolo izao no nataony fat fa ny handripaka sy hameno paosy andringanana izany harena nolovaina t@ razana iombonana mba havela ho an'ny taranaka handimby.
Tsy afa-manoatra ny vahoaka manoloana ny rahombava-basy na misotro ny rano tsy tiany aza, ampanginina ny filazambaovao rehetra eto antoerana gadrana sy vonoina tsy mandalo fitsarana ny olompirenena maneho ny tsy fahafaliany @ zany tsy rariny fantatry ny firenena rehetra any ivelany rehetra izany. Te hanampy Etazonia kanefa tsy mahatoky hatrizay nandany fandatsahambato ny kongresy amerikana amatsiana vola hiarovana ireo ala sy harena ankibony tany tsy ripaka, miraviravy tanana daholo isika rehetra na reo misera na tsia eto tsy hisy afaka hijoro sy hifandray tanana isika Malagasy ary anisany ny tenako de tsy maintsy ze besandry no mandidy, ny sandry sy ny didy ary ny lalana no atao oe fahefana nangalarina izany fahefana izany satria tsy voafidimbahoaka mivantana ho filoha sy olomboafidy no tsy araky ny lalampanorenana. Tsy vitany nanameloka ny fitondrana amerikana fa nanapaka ny fifandraisana ara-barotra sy nametraka mazava ny fifandraisana ara-diplomatika manohitra ireto fitondrana hat mamotika ny firenena iray manontolo, fantatra izy rehetra ireo ary tsy misy miafina @ CPI sy ny ONU peace security council, hanelingelina ary ampitombo izany tsy fahafaliany rehetra very asa matiny herisetra gadra nandritra ny 31 volana sy ireo fianakaviany ary indrindra ny andrompahatsiarovana lehibe androany an'i Itpkv Nadine Ramaroson sy ireo 13 hafa namoy ny ainy tsy ankanavaka mametraka fanajana ampo mangina any anaty ny tena fa very olomanga ny firenena , hipetraka ho tantara tsy ho voafafa ireo asa soa sy fanampiana nataony mandria ampiadanana ireo rehetra lasana t@ iny voina iny
5. reeves ( 07/09/2011 13:31)
Rehefa zohiana ny tantara dia tsapa fa ny hangalatra sy handroba ary hanangonana miliara ao anatin'ny fotoana fohy no tena tanjon'ny foza et consorts ireto fa tsy misy hidiran'ny fitiavan-tanindrazana izany . Diso hevitra ireo izay nanaraka ambokony sy anjambany .
6. milamm ( 07/09/2011 15:10)
reeves, noho ny sakana nihatra nanomboka ny 2009 hatr@ zao dia takon'ila foana ny fampielezambaovao marina handroba ankitsirano no tetika ifanampiany reto mafia reto atr@ fanalahidiny ministerany fiarovana sy ny raharahambahiny araho eto

http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=15284:revelations-de-wikileaks-suite-marcel-ranjeva-et-ivohasina-razafimahefa-a-lorigine-de-la-demission-de-marc-ravalomanana&catid=41:politique&Itemid=55

diso hevitra reo nanaraka ambokony ary diso fanatenana ireo niandry valisoa sasany ka voany tsipaka ambavafo refa tafakatra reo voalavo tsy maty ankibo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.269