INVITE DU ZOMA 26/08/2011 JENERALY FIDY

21. milamm ( 30/08/2011 20:20)
rijadolly, Misy tokoa ny olona afaka mifampiresaka sy mifanakalo hevitra na zany aza soa ihany lool aza de mampme na zany aza fa zay nge no mahasera ny sera hita ao dolidoly ze tsy mbola hita, ratsy ny tsara tezitra sy faly, ny manala sns mialatsiny @ tompondresaka fa resaka antsisitosy iny resakay sy pikatti iny tsy mikasika ty lohahevitra ty amaranako ny teniko milamm za @ zao fa tsy azo kotabaisina ka vita teo iny fa aleo ny resaky rijadolly no hotohizana
pikatti, za kalo tsy mpitsabo ny marary saina ka ho takatro dolidoly ny fahavoazana @ aretina mahazo azy reny anisany zany ny mahazo anla ty ( ka diso aza za nandefa fanasana hihaona manokana eto Tana satria dokotera tokony hanao anzany ) manareta soa de aza manambe papa a
22. andrywui ( 01/09/2011 00:02)
olty mlamm a ,,lisany kosa faly be daolo less naeno oe nisy malagasy amapolony maty ee ,,, fa hono oa less ry mlammn bebe anlisany ve mbola velona ?? refa amn alina ve tsy hitahitanlah mivoaboaka sady matanjaka b izy n??? faharoa : fa innn nno tena mampifalifaly be anlisany sy dilooo ?? le gasy maty ireo ve ?? sa ny politika ?? fahatelo : minoa ah lisany ireofa mpamosavy !!!!!!! fahefatra farany : sao de mba sabotazinireto zanaki dada very seza reto kosa ary iny botry iny ??? mpamosavy ,,mpamono olona
23. milamm ( 01/09/2011 00:37)
hay ve, nampme ahy loatra le hakingantsaina tafahoatra e loooool @ teny tsotra tsy avotra tsony ny fahasalamany sainy, marina nenla fa diso adiresy ela @ ty kozinla anjoany ty tsy manana vahaolana anampiana afatsy torohevitra kely zory ny lalana any anjanamasina papa fa rendrika ny sambony toi any ihany no mampasitrana an'io fa tsy ny resaka politika eto looooool
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2472