Vidéo Ravalomanana

1. Miaiky ( 04/08/2011 14:33)
Ity indray izany ny vidéo farany mankalaza an'i Ravalomanana :
http://www.dailymotion.com/video/xk7pbb_vive-la-democratie-fadal-dey-a-tribute-to-ravalomanana_news
novalian'i andrywui ny 09/08/2011 10:40
2. diloo ( 05/08/2011 23:16)
Merci Miaiky.
Miaiky tokoa ny mpihaino fa izany ka reconnaissance internationale ny mpanao zavakanto vahiny. Misaotra io rahalahy afikana mahatsapa ny zava-misy sy manome hery ny tolona ho amin'ny demokrasia sy ny fanajana ny zo-mbahoaka.
Tsiky dia ampy
3. andrywui ( 09/08/2011 10:40)
fa i bainn angah mbola manantena tsy misy fona ?? vakio io lahatsoratry ronaldo io de mba mihiratra kokoa ny sain'i bainn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471