Aoka hazava tsara aminareo olona mifanerasera eto fa tsy Ravalomanana mihitsy no voahongana fa ny vahoaka malagasy sy ny zony no notifirin'ny miaramila sy andry devoly.

1. gasyihany ( 03/08/2011 08:00)
Izay no marina. Raha toa ka Ravalo irery no narary efa elabe isika no nilamina, saingy ny VAHOAKA MALAGASY mihitsy no voan'ny T totohondry, G gidragidra, V vono olona miampy D devoly sy J jiolahy.
novalian'i milamm ny 19/08/2011 13:39
2. Tefigasy ( 03/08/2011 13:38)
Efa ela be izany no nazava, saingy ny atody hono tsy miady @ basy, ny akanga maro vakin'ny setroka ka akory atao. Nisy ireny ny tolona tamin'ny 1947, betsaka ny maty saingy ilay firenena tsy mety tafarina satria misy foana ny tsy maty voalavo an-kibo, misy foana ny azo vidiana ary i jodasy koa mba nitsangana tamin'ny maty.
3. Neal ( 04/08/2011 14:13)
tsisy devoly kosa eo e! ny olona mpangoron-karena sy tsy maty manota zany ve mendrika hitondra firenena sa ho antsangana ho empire tiko i Dago.
4. gasyihany ( 05/08/2011 07:00)
Neal:

tsisy devoly kosa eo e! ny olona mpangoron-karena sy tsy maty manota zany ve mendrika hitondra firenena sa ho antsangana ho empire tiko i Dago.


Ny tena dikan'ny teny hoe devoly dia mpamadika, mpanendrikendrika ary mpamono ny mpiray tanindrazana aminy, tsy ny tiko no olana fa ny fihalonana no be, izany orinasa tiko izany anie tsy mbola filoha i Ravalomanana dia efa natanjaka, ary ny tena mahagaga dia izao, ny vola nampiasany tamin'io mihodina eto madagasikara fa tsy nafenina tany @'ny banky suisse tahaka ny an'ireo mpangalatra fahefam-bahoaka ireo, mampitombo ny toe-karena malagasy, saingy tsy tian'ny devoly izany fa aleon'ireo devoly ireo omena ny karana, sinoa indrindra moa andevozin'ny frantsay indray.
5. andrywui ( 09/08/2011 10:41)
eeeeyyyiiiiii ... mifanabosibosy amin'ny ratsy ato reto !!!
6. milamm ( 09/08/2011 16:50)
tefigasy, zay no izy atao ahoana raha tsy mifoha ny valala be mandry (99,996 %) satria reto voakarama sy mpanakarama ary naniraka ny tgv sy ny fat nge miisa 0,04 % fotsiny raha atao ny taha isa (20 tapitrisa isika dia 8 alina monja ireny voafitaka voakarama ampina reo jiolahy rehetra) nirotsaka andalambe ireny 2009.

gasyihany, alatsinainy maizina 26 Janoary 2009 sy ny sabotsy 9 février 2009 reny milaza zv betsaka mikasika ny romoromo sy faty olona ary doro tanana no niakarany reto lavanify sy ny mpiray petsapetsa aminy izay tena tetika mifanohitra @ sata repoblikana na ny atao oe demokrasia ary nazava t@ rehetra fa nametrapialana t@ fahendrena izy fa tsy nisy korotana efa voaomana reny hitranga reny samy vavolombelona isika rehetra/i cyrille lebany escopol nanamafy an'io,sarla sy hafa voatampimbava (tsisy tetezana nipoaka fa reo mpomba Atoa Ravalomanana de nohazaina voavono gadra sns...). Ady politika nisy t@ reo lasitra samihafa arapiarahamonina ny club des 48 (alain ramaroson, landivola, bemolotra, razafindravahy,akbaraly, razanakolona sns izy io notohanany frantsay). Fanadihadiana nataony olona 1 nanaramaso akaiky izany sy manana porofo mivantana no ndao iaraha mijery de antsika ny mandinika ny sisa (tsy afaka ho lazaina eto ny anarany fa isaorana ny fitahirizana kirakira ananany zaraintsika eto)
Tout commence dans les années 90, à l’Hôtel Panorama précisément, un certain Pasteur Richard A. décide avec ses acolytes d’importer de l’huile et de l’essence à bas coûts pour « aider le pays à se relever des dégâts cycloniques », le tout sans droits et taxes naturellement.
L’opération est financée par la BTM (aujourd’hui BOA Madagascar) qui, une fois les stocks écoulés, n’est pas remboursée.
Plus tard, ils recommencent l’opération mais pour de l’exportation de Vanille, toujours financés par BTM sans jamais la rembourser.
Cette dernière arréte leur petit numéro en saisissant le dernier arrivage d’huile, le stock est racheté par un certain Sylvain R. qui le revendra à un certain Marc R. Celui-ci réalise alors l’intérét du secteur et se lance dedans à partir de là. Il devient un des principaux fournisseurs d’huile du pays.
Devenu Président de la République, sachant pertinemment que ceux qui contrôlent les PPN (Produits de Première Nécessité) contrôlent tous les gouvernements, il prend le contrôle de la distribution de ces produits vitaux : riz, farine, sucre, huile…
En méme temps, il n’a pas le choix s’il veut assoir son pouvoir politique et se préserver des « coups fourrés » du Cartel. Il fait ainsi beaucoup de mécontents, qui, jusqu’alors bénéficiaient d’une véritable manne.
Il faut dire que les PPN, c’est le Pérou : aucun frais publicitaire requis, pasi de R&D. C’est simple, tu importes, tu marges à mort, tu encaisses. Argent facile.
Ces oligarques commencent alors à crier haro au régime, comme un certain Edgard R., grand soutien en coulisses d’Andry Rajoelina qui avait le monopole de la farine ou les Ramar., qui étaient habitués à un marché malgache fermé pour écouler leurs produits. Bref, beaucoup de gens qui n’ont pas su d’adapter à l’ouverture du pays et la concurrence. Trop habitués aux privilèges du marché malgache isolé et à l’argent facile.
Aujourd’hui, lorsque Andry Rajoelina déclare « je connais quelqu’un qui peut importer de l’huile à 2000 Ariary », qu’il parle d’importer des marchandises détaxées et surtout qu’un de ces lieutenants Ny Hasina A., n’est autre que le fils du Pasteur Richard R., il est assez difficile de ne pas penser que l’objectif caché est de « faire un gros coup », « de remettre ça », « de s’en mettre plein les poches».
Bien sûr, pour étre assuré de vendre la marchandise, il faut annihiler la concurrence. Fait étrange, on a brûlé en priorité les Magro, principaux distributeurs de PPN à Madagascar.
On attaque/brûle aussi les Jumbo et Shoprite, seuls autres grands magasins capables d’importer et d’écouler tout seuls leurs marchandises sur le territoire. Sans compter les opérateurs vanilliers dont les containers ont été « ciblés » pendant les pillages laissant paraître une véritable planification des attaques.
Tout ça pour dire quoi ?
Vous pensez qu’il s’agit de Démocratie ? De Constitution ? De Viva ? De Liberté d’Expression ? De développement ? De Force One à 60 millions ? De Daewoo ? De légalité ?
Non, rien de tout cela. Tout ça, tous ces morts, tout ce désespoir, ce n’est que le prix que certains sont préts à payer pour…gagner beaucoup d’argent.
Oui, ces beaux discours que nos politiciens nous sortent, particulièrement les TGV, ce n’est que du vent pour masquer le véritable enjeu : l’argent des PPN.
Si autrefois, « ils » tenaient le pouvoir politique grâce au contrôle des PPN, désormais, « ils » veulent reprendre le contrôle des PPN en prenant d’abord le pouvoir politique, d’où la planification de ce véritable coup d’Etat.
Quarante neuf ans de pauvreté depuis l’indépendance, est-ce vraiment un hasard ?
C’est vrai quoi. Un malgache pauvre, c’est un malgache qui dépensera tout son argent dans les PPN, qui sera toujours au bas de la pyramide des besoins de Maslov. S’il reste pauvre, il restera toujours client aux PPN tel un drogué à son dealer.
Et bizarrement, de manières épisodique, ont a des crises socio-économiques qui appauvrissent toujours plus….certains créent-t-ils la demande ?
Pourquoi on est toujours plus pauvres ? Pourquoi on s’entretue ?
La réponse est celle-ci : l’argent, toujours l’argent, rien que l’argent.
Ami malgache, tu veux continuer à te faire couillonner ? N’hésites pas, à chaque crise, vas-y, vas au 13 Mai.
7. darojo ( 12/08/2011 06:33)
Ka i Ralavomanana ange tsy voa-ongana, fa nanongan-tena é! Fa aiza ràry nareo izany! Nanongan-tena, dia avy eo lasa nilefa mangingina, nitsoaka nanao sesitany ny tenany! Raha tena lahilahy : naninn no nilefa, fa tsy nijanona teto nifanatri-tava t@ ilay "sans qualité", fa toa any ivelany any no manao vavan'ny kanosa ?
8. milamm ( 14/08/2011 00:03)
efa nisy nilaza t@ reo fat reo taorinany 17/03/09 zany resaka maivana zany darojo a, tsy isika Malagasy ihany fa bdb no mahalala na samy manana ny filazany azy aza n'aiza2 " zay mamafy rivotra, mbola hijinja tadio ". Zay io nanao azy ho mafibe na i dadabe Tsiranana vita ny 72, i dadabe ratsy iraka ko toy zay 2002, Ravalomanana tsisy hafa 2009 de zao ho avy ny tsy mety @ ty lavanify ty, 1 ihany no itovizany rehetra mihevitra azy tsy ho tratry ny aloka ... aza avadika any tsony ny resaka fa tsy ny heriny ireo nandimby ny teo alohany akory no antony nahatonga izany fa ny marobe leony tsindry hazo lena zay tsy mbola voasakany vola sy ny miaramila rehefa mirongatra hatr@ zao no angady nananana izany.
ka tsy olana na niala na nanala tena na oe ahoana ny momba an'Atoa Ravalomanana fa reto vahoaka marobe sepotry ny famoretana sy fihantsiana no hamongotra azy eo (lavanify sy ny fat)
efa filma efa hita io oe tsisy mahalany anay eto fa revenay ny drindrangilony ramatahora no sady efa fantatra ny fiafarany
9. mirananirina ( 15/08/2011 04:15)
darojo
10. neal ( 17/08/2011 14:36)
marina ny any darojo!
Efa vizana ny "carière politique " ny reny, mitovy amin'ireo goaka antitra mbola mitady androvi-tsihy ihany izy. Efa hita fa tafa intsony fa misisika satria tsy maty voalavo ankibo. Nievitra ny angorona ny harena rehetra teto izy (R8) kanjo ts nety ny tantana satria ty tena loatra io le oe " En voulant trop gagner , on risque de tout perdre!"

darojo:

Ka i Ralavomanana ange tsy voa-ongana, fa nanongan-tena é! Fa aiza ràry nareo izany! Nanongan-tena, dia avy eo lasa nilefa mangingina, nitsoaka nanao sesitany ny tenany! Raha tena lahilahy : naninn no nilefa, fa tsy nijanona teto nifanatri-tava t@ ilay "sans qualité", fa toa any ivelany any no manao vavan'ny kanosa ?
11. milamm ( 17/08/2011 22:50)
neal you are so nil worthless piece of shit, aza dedaka @ zv tsy hay ny andrina hono no tsy nanoro volo dia noho ny henatra raha tena malahelo mafy an'Atoa Ravalomanana sy favo de enjeho any SAFA izy ao Sandton miaraka @ fat. Vao maika mitombo ny fiandrasany pokona azy eto M.kara, satria lisany any ivelany no mitabataba fa tsy miaina ny zvmisy eto, the bottom line is what goes around comes around. Hoatrinona no vola noraisiny lisany mbaminy andrywui na pikatti toy ny salaka sy ravimbody mitovy karazana mpamadika Tanindrazana avy @ faty tsy miaina eto @ tanana fa fucking Traitor
12. Optimus ( 18/08/2011 12:20)
Qui a pu ecrire une chose pareille telle que ce bla-bla? Est-ce un Malgache ou un etranger?





13. milamm ( 18/08/2011 12:51)
ty v mahay manoratra fa tsy mahay mamaky teny e( resaka matotra zay ), soit tu es optimus ou trou d'an.s t'as rien pigé et je m'en fiche ( that's a blabla )
14. Optimus ( 18/08/2011 14:26)
Mahay teny gasy ihany ela ko miseo miteny vazaha,gasy ange isika e!
Je suis peut etre un trou d'an mais toi tu est un trou de c..ts milamm!
15. milamm ( 18/08/2011 22:51)
ela nge ry Mr. optimus trou d'anus no dedaka teny vaza teo sao adinonla zany teny vaza voalohany erantany zany de tsy ny teny frantsay fa fantaro tsara raha zay no mbo hainla, mandray tsy raisina otrany tsipolotra ela ... pack it in asshole ! milamm ny aty fa tsy azonla kotabaisina
16. Optimus ( 19/08/2011 05:16)

milamm:

ela nge ry Mr. optimus trou d'anus no dedaka teny vaza teo sao adinonla zany teny vaza voalohany erantany zany de tsy ny teny frantsay fa fantaro tsara raha zay no mbo hainla, mandray tsy raisina otrany tsipolotra ela ... pack it in asshole ! milamm ny aty fa tsy azonla kotabaisina

Remain there, we have to stop to play politics.
We must talk about something else useful and common.
We have different policies, but we find something we have in common for us a little closer.
Thank you to apologize for these offensive words;
Hope you agree
17. milamm ( 19/08/2011 13:39)
Absolutely, I thank you for your feedback. Terrific point taken, may I apologize myself for the disrespectful comment and insult toward you, though we can always make up our differences and stay respectful each other... tsy misy lolompo fa samy ho tahian'Andriamanitra A.toa Optimus
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1902