Ilay fahendren'ny razantsika- eka rô Nivadika lohan'alika!
1. diloo
(
01/08/2011 22:08)
Ny tantara an-kira ny fianampirenen-tsika hatramin'ny 2009 sy ankehintriny efa ho telo taona sahady izay.
Enoy dia samy mitsakotsako ny mpanindry sy ny voantsindry
Malagasy tsy maintsy mitsangana
Tsy teren'ny avy etsy sy avy ery
Fa manan-jo hijoro amin'ny heviny
Nalainy taminao ny fananana
Very ny harem-pirenena
Namidiny ohatry ny anana
na azo(BDR), na vato na volamena
Nofoanany ny fanampiana
Ny orinasa mikatona jiaby
Ny basy sy ny miaramila
no tiany hananganana ny ho avy
Avoahy ary aloha ny tantara -
Avoahy
Tsy hanampiana ary tsy hanalana
Ho hitan'ny dimby sy fara
Hoe iza no tena adala
Aza afenina fa aleo hazava
Mahantra izahay fa tsy zaza
Nareo no manao bodongerona
Dia ny Gasy djiaby voatrerona
Ary ty Gasy mangina?
Moana sa nampatoriana?
Sady nampahoriana
Vahoaka badenina
Tsisy mahalala
Zay mihitsy
Kely sisa

novalian'i andrywui ny 09/08/2011 10:28
2. diloo
(
02/08/2011 10:47)
Kely sisa
Ny FDR ny CPS sy ny SADC no mandravona ny ho avin'ny Firenentsika
La feuille de route à signer comporterait quatre amendements :
- 1-retour,sans condition,de tous les exilés politiques,
- 2-libération de tous les détenus politiques,
- 3-la réouverture des radios et télévisions fermées pendant la crise
- 4-et la possibilité pour les exilés politiques de faire la politique,une fois rentrés au Pays,
conformément aux résolutions de SANDTON.
3. diloo
(
02/08/2011 13:53)
01/08/2011 : Nitifitra taxi-be ny mpiambina an'i TGV
Taxi-be iray nijanona tao anaty faritra fiantsonana ara-dalàna no notifirin'ny mpiambina an'i TGV. Nolazaina fa nanakana ny fiara nitondra ny lehiben'ny mpanongam-panjakana ity fiara fitanteram-bahoaka ity ary dia nobetrohin'ny milisiny. Rehefa tsy nahita izay harahina ny mpamily noho ny fifanipahana teo amin'ny tenin'ireo mpiambina dia nampidinina ary nodarohina avy hatrany. Avy eo dia notifirina in-telo ilay taxi-be nefa mbola feno mpandeha tao anatiny sady ao anatin'ny ora maha-be ny olona mivezivezy eo ambanin'Iavoloha. Efa eo ambanin'ny lalana farany mitondra eo amin'ny fidirana ao amin'ny lapan'Iavoloha tokoa moa no nitranga izao habibiana nataon'ny milisy mpiambina an'i TGV izao.
Ny basy sy ny miaramila
no tiany hananganana ny ho avy
Tena :Nivadika lohan'alika!marina sy mbola mitohy hatramin'izao.
Aoka izay ity fampijaliam-bahoaka ity ry Tena Gaigy Vampira ity a fa tena tsy rarina intsony ity lohan'alikanareo ity.
4. diloo
(
02/08/2011 14:28)
Ampiana ity loharanom-baovao hafa sao misy milaza indray fa tsao ny tranga.
Exprimant son avis sur cet incident, le Gal Désiré Ramakavelo, membre du CST a indiqué qu’il est interdit de tirer ou méme de pointer une arme sur des civils non armés, sauf en cas de guerre civile. Il s’est d’ailleurs demandé pourquoi les dirigeants actuels se sentent autant dans l’insécurité. Les évènements qui se sont déroulés à Ankasina ainsi que ce dernier incident à Iavoloha sont déplorables a-t-il ajouté. Il estime par conséquent que les éléments des forces de l’ordre à la source de ces incidents devraient faire l’objet de sanctions disciplinaire exemplaires.
Bavures des gardes du Phat : après l’épisode Ankasina, celle d’Iavoloha
Sommation verbale et trois balles
Après l’agression perpétrée sur un chauffeur de taxi à Ankasina, voici que les éléments de la Garde d’Andry Rajoelina tirent sur un véhicule de transport public. Les faits, un taxi-be de la ligne F reliant Iavoloha à Ampefiloha a fait descendre des passagers au niveau d’un arrét minute aux environs de l’entrée du Palais d’Etat d’Iavoloha, hier vers les 10 heures. Constatant l’arrivée du cortège du Phat, les éléments de la Garde « présidentielle » ayant fait le piquet ont demandé au conducteur du taxi-be de s’arréter. « Un militaire lui a demandé de s’arréter à sa place, tandis qu’un autre lui a demandé de s’arréter sur le bas-côté » a témoigné un des passagers. Dans la confusion, le conducteur du véhicule a roulé au pas pour tenter de rejoindre le bord de la route. Cette manÅ“uvre lui a value trois balles sur son véhicule dont deux sur l’aile coté conducteur et une autre à la roue avant. Selon toujours les témoignages des passagers, les éléments de la Garde du Phat n’ont effectué aucune sommation par des tirs en l’air. Ces éléments armés qui ne se sont pas contenté de tirer mais ont par la suite passé le chauffeur à tabacs avant de l’emmener au palais de Iavoloha pour étre enquété.
Exprimant son avis sur cet incident, le Gal Désiré Ramakavelo, membre du CST a indiqué qu’il est interdit de tirer ou méme de pointer une arme sur des civils non armés, sauf en cas de guerre civile. Il s’est d’ailleurs demandé pourquoi les dirigeants actuels se sentent autant dans l’insécurité. Les évènements qui se sont déroulés à Ankasina ainsi que ce dernier incident à Iavoloha sont déplorables a-t-il ajouté. Il estime par conséquent que les éléments des forces de l’ordre à la source de ces incidents devraient faire l’objet de sanctions disciplinaire exemplaires.
5. diloo
(
02/08/2011 23:15)
Ny basy sy ny miaramila
no tiany hananganana ny ho avy
Marosakoa – Antanimbary : Abus d’autorité des militaires du DAS, selon une source auprès de la gendarmerie
Mardi, 02 Août 2011 00:00
Deux militaires du DAS ou Détachement Autonome de Sécurité de Mangarivotra - Mahazoma ont ramassé les Cartes d’Identité Nationale (CIN) de tous les habitants de cette petite bourgade et les ont forcés à se dévétir. Puis, les deux membres des forces de l’ordre les ont obligés à leur donner 30 zébus et payer trois millions de nos francs, selon notre source.(Midi Mada)
Avoahy ary aloha ny tantara -
Avoahy
Tsy hanampiana ary tsy hanalana
Ho hitan'ny dimby sy fara
Hoe iza no tena adala
Aza afenina fa aleo hazava
Mahantra izahay fa tsy zaza
Nareo no manao mody miady
Dia ny gasy jiaby voasazy
Notion de légalité par MONJA Roindefo:
Monja Roindefo a choisi la veille du 31 juillet 2011 pour rappeler qu'il est le PM légal.
Attributions. La HCC continue donc de se référer aux actes régissant la Transition qui consacre Andry Rajoelina dans les fonctions de Président de la République et Monja Roindefo dans les attributions de Premier ministre. « Ces actes, une fois validés par la HCC, ne sont susceptibles d'aucun recours et s'imposent à tous les pouvoirs publics et à toutes les autorités administratives et juridictionnelles », est-il spécifié dans l'avis de la HCC qui ne peut elle-méme le remettre en cause...
...l'avis de la HCC en date du 31 juillet 2009.
Actes. Dans ledit avis, la HCC a signifié expressément que « le gouvernement (est) dirigé par Monsieur Monja Roindefo Zafitsimivalo, Premier ministre, Chef du Gouvernement ». Et ce, en vertu des « principaux actes régissant la transition qui demeurent la Résolution de la Haute Autorité de la Transition du mois de mars 2009, les ordonnances n°2009-001 et n°2009-002 du 17 mars 2009 transférant les pleins pouvoirs à Monsieur Andry Nirina Rajoelina qui exerce les attributions dévolues au Président de la République ».
Vu. De tout ce qui précède, Monja Roindefo estime illégal le PM Camille Vita
Ai ve tonga saina ihany fa tsy hain'ny FATE izany notion de légalité izany.
Zay mihitsy e!
Nalainy taminao ny fananana
Very ny harem-pirenena
Namidiny ohatry ny anana
na hazo(BDR), na vato na volamena
Trafic de bois de rose : Un maire et un karàna pris en flagrant délit
Mardi, 02 Août 2011 00:00
Un maire, un karàna et quatre dockers ont été pris en flagrant délit de trafic de bois de rose. Ils ont été à bord du véhicule transportant les 341 rondins de bois précieux...
...La présence du maire aurait servi pour faciliter l’acheminement des «Tandramena» à bon port...
Une perquisition a été faite le lendemain méme aux domiciles du maire et du karàna. Là encore, d’autres rondins ont été également découverts. La femme du karàna a aussi été interpellée. Elle est soupçonnée de complicité. Le nom d’un membre du CST a été cité durant les interrogatoires de la police. Ceci dit, cette affaire risquerait de faire tache d’huile. L’enquéte le dira
Miaramila, BDR,CT, CST,HAT tsy mahagaga fa Tena Gaigy Vampira
Zay mihitsy e!
6. milamm
(
05/08/2011 00:34)
zay mihitsy e ...
reto misy oh. kely fanampiny diloo fa zay tko le izy isika rehetra samy vavolombelona fa
Tany velarana midadasika faritany karana varun farany teo rehefa afera wisco, bemolanga sy tsimiroro lasany frantsay Total sy reo karazana bail marobe varotany fat antsokosoko @ vahiny tonga hanararaotra ny taniny mpiray tanindrazana rehetra dia esorina aminy vavabasy na gadraina ireo tompontanindrazana na ny nanamainty-molaly izany ka tsy manaiky (reo zay nampiasa sy nipetraka teo @ tany io nandritra ny 10 taona farafahakeliny ) izao firifiry reo tsy manakialofana fa tany lavitr'andriana ozy ny fiteny tsy novaliany reto mpandroba fahefana sy mpiray tsikombakomba aminy isamparitra pds?
novazavazainy fat zany talohany 17 marsa andro niakarany ary fiampangana voalohany nanamelohany fitsarana CCO krisy azy ny resaka daewoo, izao porofo mitohoka @ tendan'izy reo reny BR mipoipotra isaky ny seranatsambo mifindrafindra tanana s ny resaka Total ary varun ty ankoat'reo tsy mbola miseho masoandro.
rereko manko fa "ny tany rehetra tsy vita titre dia tanim-panjakana araka ny lalàna" tsy izany intsony ny lalàna manan-kery aty Madagasikara satria ny "loi 2005-019 d'octobre 2005" izay mamaritra ny satan'ny tany (statut des terres) dia manafoana ny "présomption de la domanialité". Ary ho setrin'izany dia eken'ny lalàna ny fitompoana nenti-paharazana izay mifototra amin'ny fanamaitisa-molaly.Nefa kosa
selon une circulaire datée du 20 octobre 2010 du Ministère de l’Aménagement du Territoire et de la Décentralisation relative aux procédures d’acquisitions de terrains de plus de 2 500 ha à Madagascar, un « titre spécial » est délivré aux investisseurs pour valider un bail emphytéotique.
Soa fa misy tokoa ary tokony ampiana sy tohanana manokana ny firehankevitry ny vondrona Malagasy miaro araky ny lalàna manankery itsakitsahin'ireto fahavalony mpiray tanindrazana
Heloka bevava eo @ Tanindrazana izany ozy lavanify nikabary teo @ 13 mai alohany namporisika ireo sorona nasainy hiakatra hovonoiny ireo mpibaiko azy, mila miaramirona sy mihetsika indray mandeha ny retraretra fa efa mahadifotra ny ranombary

7. diloo
(
05/08/2011 23:06)
Zay mihitsy ry Milamm.
Mialatsiny mialoha fa somary hiova registre kely isika .
Hisinda kely isika rehetra tsy ankanavaka: manao pause dinika politika @'izao week-end izao.
Fotoana ny Vendredi Joli sy ny Sabotsy Magnifique izao, dia manolotra
hira sy tonony ho antsika rehetra aho mba hifaliana sy hanembonana, fa tsy ho addicte ny dinika politika. Misy ny fotoana fanaovana dinika, ary misy koa fotoana hialan-tsasatra.
Amin'ny alatsinainy indray mihady hevitra.
Koa ny mpihira atolotro androany, dia i Anne VANDERLOVE sy Eric Manana.
Somary feon-kira mitovy ny an'ireo mpihira ireo. Noheveriko hatramin'izay fa hira noforon'i Eric Manana ny hirany: tsy ferana. Ary somary taitra aho raha nahare ny hiran'i Anne VANDERLOVE, fa mitovy ny feon-kira. Io hiran'io, dia toa t@'ny 1967. Tsara hainoana ihany hoan'izay te hanao fampitahana. Samy tsara daholo ny mihaino ireo mpihira ireo.
Koa dia ity aloha i: Anne VANDERLOVE
Anne Vanderlove
BALLADE EN NOVEMBRE
Paroles: Anne Vanderlove, musique: Anne Vanderlove, Yani Spanos, 1967
Qu'on me laisse à mes souvenirs,
Qu'on me laisse à mes amours mortes,
Il est temps de fermer la porte,
Il se fait temps d'aller dormir
Je n'étais pas toujours bien mise
J'avais les cheveux dans les yeux
Mais c'est ainsi qu'il m'avait prise,
Je crois bien qu'il m'aimait un peu
REFRAIN:
Il pleut
Sur le jardin, sur le rivage
Et si j'ai de l'eau dans les yeux
C'est qu'il me pleut
Sur le visage.
Le vent du Nord qui s'amoncelle
S'amuse seul dans mes cheveux
Je n'étais pas toujours bien belle,
Mais je crois qu'il m'aimait un peu
Ma robe a toujours ses reprises
Et j'ai toujours les cheveux fous
Mais c'est ainsi qu'il m'avait prise,
Je crois que je l'aimais beaucoup
REFRAIN
Si j'ai fondu tant de chandelles
Depuis le temps qu'on ne s'est vus
Et si je lui reste fidèle,
A quoi me sert tant de vertu?
Qu'on me laisse à mes amours mortes!
Qu'on me laisse à mes souvenirs
Mais avant de fermer la porte,
Qu'on me laisse le temps d'en rire.
Le temps d'essayer d'en sourire
Dia ity kosa ny hiran'ny mpihiran-tsika malaza: Eric Manana
(Somary saturée ilay son. Mais bon, tsy maninona e!)
TSY FERANA
Misy fitia tsy maty fa mifikitra ao am-po
Hodian-tsy hita mankarary alevina tsy mety ho lo
Totofana vao miha-mitsiry
Ilaozana manangatra
Injao fa re mangirifiry
Rehefa ianao tsy tazana
Salovanao mandindona
Refrain:
Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana
Mandoro raha kobonina
Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana
Mandoro raha kobonina
Ny làlana nizorantsika ‘lay fitia tsisy irika
Fa làlan-tokana izy ity mivavahady rindrina
Ny fo mitempo sisa reko
Izy tsy mety mionona
Tsy te-hahalala hoe hatreto misy tsy azo hihoarana
Mitia tsisy tahotra.
Dia bon week-end jiaby izany e!
Samy mirevy tsara anio Vendredi Joli sy rahampitso Sabotsy Magnifique e!
Tsiky dia ampy
Amin'ny alatsinainy indray manao dinika politika

8. andrywui
(
09/08/2011 10:28)
io manompa oul io no mba talentanlah ry bainnn pikatti a mivoah ao aminio diloo io refa manopa oul otranio ee ..ngah milaza inn ny hira ,, vetsovetsonlah samirery sy ny artista zan fa tsisy idiran'ny analyse politique sy ny drafitra politika ry lety a !!! zay no izy ry le be avona a