Vita hatreo ny amin-dRavalo!!!!!!
21. cpd8910
(
11/08/2011 14:38)
Hihihi...tena efa drogué ve ity Ronaldo ty sa ahoana e? Olona, olona no tohanana fa ny firenena tsy ao an-dohany mihintsy. Tsy misy mandraharaha zay Andriamandavy pro-ra-8 taloha sa ankehitriny sa rahoviana zany eo ry dondrona a! tsy misy mandraharaha zay christine sy Hajo sy izan'ialaha any koa...fa amiko refa misoloky na am'fomba ahoana na am'fomba ahoana mba hahazahoana seza hangoronan karena, na pro iza izy na pro iza dia tsy mety foana satria ny firenena no milentika noho izany fomba fanao izany. Atelemo ho anao any izay fitiavanao ny HAT na Ra-8 na zay rehetra mety ho tianao na ny alikakelinao fa tsy misy mandraharaha an'zany eo. MIFÔSIKA DILOMA I RIANA ANDRIAMANDAVY, MISOLOKY, MAMITAKA...oui, en passant, mahita an'ingahy entim-pofona mafy amin'ny HAT aho, vendram-be ty gouvernemanta sy fitondrana HAT-nao ity fa voafitaka amin'ny ariary be. Ty olona mihambo diploma tsy ananana rehetra ity dia omena seza daholo. Vendrana Ra-8 voafitak'io lehilahy io. Fa mbola vendrana koa ny HAT voafitaka taorian-dra-8. Mba samia misaina fa tsy resaka ra-8 sa TGV no voakasika amin'ny fisolokiana toa izao fa ny malagasy tsy vakivolo zay entin'olona mpisoloky.
22. cpd8910
(
11/08/2011 14:47)
Tsisy miraharaha zay Ra-valo sa TGV any ry vendram-be ty a! Tsy voatery mpilelaka ny vodin-dravalo sa TGV akory ny olona rehetra. Tsotra ny teniko. Mpisandoka diploma Andriamandavy Riana. Tsy misy irarahiako zay izy pro-ravalo sns any sady zao moa izy efa repéché par la HAT ka misy dikany mbola hiasana loha amin'ny hoe ravaloiste sa HAT v izy? Fa ny zava-misy kosa dia ny fitaka, ny fisolokiana, ny fihamboana diploma tsy ananana izay ataony dia mandrendrika ny malagasy iray manontolo satria ny mpisoloky toa izao zay efa fantatra fa tsy mieritreritra afa tsy ny hameno ny paosiny no tena fositra ho an'ity firenena ity
Ka atelomy ho anao rahalahy ny fitavanao HAT na fankahalanao Ravalo fa tsy débat ambany sy mirefarefa amin'ny tany toa izany no handaniako ron-doha. Tsy olona amiko no zava-dehibe fa ny tsanga-kevitra na foto-kevitraq. Lelafo daholo zay aoznao lelafina na amin dravalo na ireto Camille sy Christine sns tanisainao ireto fa anao zany fa tsy ahy, zonao tanteraka satria ny lelanao no miasa.

23. milamm
(
11/08/2011 22:51)
ka ronaldo tsy mety milaza oe hoatrinona ny karama noraisiny hilelalela ho an'ny fat eto nefa mbola tsy teraka ny hevitra tiany aposaka de kobo sahady, zay no asany eto mihoby ny biby mitorina toy ny foza olona mijaly rehetra ao anatiny io halatra fitondrana io tsisy tsaroany (reny ol mihevitra azy ho bokona na mafibe milako sy mamono antitra na tanora na iza2 tsy manana basy toa azy refa tsy mitovy hevitra aminy sady manaporofo fa izay lay fiovana namitahany ny firenena 1 manontolo...mampalahelo fa tsy mahatezitra akory).
Misy olona tsy mahatsapa fa tsy ny fankahalana mpitondra 1 akory no atao oe tombotsoa ambonin'ny firenena sy ny mpiray tanindrazana rehetra, bravo ronaldo resinao ny bado rehetra

24. cpd8910
(
11/08/2011 23:03)
Mampihomehy ahy koa lay hoe mba makà diplome...hahaha, tu sais pas à quoi tu as affaire hein!!! hihihi. Ny collectifs des gasy sortant de Harvard izay misy ny tenako no nahatsikaritra io fisolokiana io voalohany. Fantatray daholo zay gasy nahazo Ph.D rehetra tao Harvard satria izay rehetra nahazo Ph.D tao (izay vitsy dia vitsy) dia mpikambana ao amin'ny collectif-nay daholo sauf...Andriamandavy. Mazava hoazy moa fa tsy hita trace n'aiza n'aiza izy na any amin'ny rejusitry ny Oniversité na am'zay mety hisy lisitry ny Ph.D harvard rehetra. hahaha ihomehezako malako lay hoe makà diplome toa azy. Ary mikarama avo 10 heny noho ny ministra any Mada aho ramose aty am'be kintana ka tsy mitomany zay ho lasa ministra any. Fa tiako kosa nefa ny fireneko ka tsy olona mpisandoka velively no tokony hoe eo.
mazava ve ry dondrona a!
mazava ve ry dondrona a!
25. rijadolly
(
12/08/2011 04:05)
Ny olana marina ity toa tsy raharahina fa ilay seza handalo no olana. Andriamatoa Andry Rajoelina ô! Andriamatoa Marc Ravalomanana ô! Ianareo no nahatonga izao, dia tsy amintsy ianareo no mahavaha an' izao fahoriam-bahoaka izao. Ny olona tsy mahatsapa izao Fahorian'ny vahoaka izao no olona tena am-bany toe-tsaina indrindra.
Ilay OLANA anefa efa fantatra fa " FANKATOAVANA IRAISAM-PIRENENA " dia tsy mijaly ny vahoaka, Ny zavatra mahagaga anefa izay mahatonga ny sasany hitsara ahy ohatra fa pro- Ravalomanana, dia izy no sahy hiatrika ny fifidiana, izay midika ho fitsaram-bahoaka marina, sy eo am-bany fanarahamaso iraisampirenena sy ny eto an-toerana.
Ohatry ny marina mihitsy ilay teninin'ny namana tato tamin' faraparan' 2009 hoe atao mitarazoka ity FAT. Ny zavatra hitsarako azy izany dia hoe : " Atao mitarazoka izao FAHORIAM-BAHOAKA IZAO MBA HITAZOMANA TOERANA "ve? Nefa tsy tokony ho izay ny toe-tsaina raha tena vahoaka marina no nametraka anao teo, ary dia ilay nasorin' vahoaka no tokony matahotra fifidiana izay midika ho fitsaram-bahoaka. Sa ahoana hoy isika?????????????????
Dia mety hiteny ianao hoe izahay tsy matahotra. Omeo an' vahoaka aza ny fahefana,Fa tsy misy vahaolana afatsy izay

26. ronaldo09
(
12/08/2011 06:33)
Ny olana ange dia izao e!Ahoana moa no mampihogahoga n'iry rangahy iry fa misandoka diploma i Rina, tsy hitako ny olana !!!
27. cpd8910
(
12/08/2011 19:11)
mbola tsy azon'i Ronaldo hany v ny olana? Tena mba tsy maranitra mihintsy koa toi zany an! Mpitarika posy hihambo fa nahazo Ph.D avy any Oxford dia hatao minisitra. Mazava hoazy fa tsy hitondra lavitra izay départemanta misy azy zany. Toa io ity pbm amin'i Riana Andriamandavy ity. Nosolokiany hoe manana Ph.D izy ny kil, nofitahiny fa tena raitra izy dia ry vendrana koa moa tsy manao verification tsy manao controle fa dia natao ministra izy. Zay lay olana. Lehilahy mpisoloky toa izany v no havela hitazona toerana sy andraikitra be toa izany eto amin'ny firenena?
Raha mbola tsy azonao amin'izay fanazavana tsotra izay ny tantara ry ingahy Ronaldo fa heverinao fa tsy fitiavana olona manokana dia tena mampihomehy ahy ianao ary efa drogué ve sa sanatria nomen io lehilahy io vola? fa raha mbola olona misaina sy tena tia ny tanindrazany ihany dia normalement tsy te hahita mpisoloky sy mpandainga ao anatin ny governemanta mitondra ny tany sy ny fanjakana.
Mazava ngamba zay!!!!

28. cpd8910
(
12/08/2011 19:23)

29. nilex
(
16/08/2011 13:32)
Hafatra manokana ho an'i Mr Ronaldo.
Aza miresaka ny fianarana tany amerika aloha fa raha ny fandinihiko ny fomba fitondranao ady hevitra eto aloha dia tsy dia mitombina loatra izany.Ny olona avy any maranitra be sady fetsy be satria novolavolain'ny amerikanina ny sainy.
Amin'ny saina mandinika tsotra fotsiny raha toa ka tena manampahaizana tokoa ianao dia heverinao ve fa afaka hampandroso an'i madagasikara izao régime misy izao,na tsy hody eto intsony aza i ra8.Ny ray amandreny mijoro izao efa niteny fa lasa fanararaotana fahefana fotsiny ny hat,nefa namany ihany ireo.Ramakavelo koa efa manindrona foana e.Maro ny olona tena diso fanatenana.Tsy misy asa mandroso sy vita mihintsy.Ny hopitaly dia izao no tadidio,natao tolobidy ireny ka ny entreprise aloha no miantoka dia mandoha vola ny fanjakana avy eo.Izany hoe ny fanjakana 4em république no asaindry zalahy handoha azy,maro ny asa toy izany eto izany hoe alefa fotsiny le izy handrebirebena olona dia avy eo ny sasany no mizaka azy.
Ny tena vahaolana akaiky indrindra hoy aho dia ny fifidianana filoham-pirenena ihany ka tgv sy ra8 no tsarain'ny vahoaka eo.Ho hita eo mantsy izay tena tsy tian'ny vahoaka.Ny tena olana anefa dia izao,vao miteny hoe hody fotsiny ra8 dia mangovitra ny hat,inona no antony?Atao daholo izay fomba tsy hahatongavany eto,rahonana ny fiaramanidina tsy hitondra azy.Nefa raha tonga eto nge izy mora samborina e,nefa matahotra ny hat hisambotra azy.Azonao azavaina ve izany?Misy zavatra mampatahotra ny hat ao,lazaina fa hoe manakorontana .olona iray ve dia hahavita hanakorontana ny malagasy 20 tapitrisa fa ny vahaoaka be ao ambadika no tena hatahoran'ny hat.Alefaso lavitra ny fandinihina ronaldo fa aza faly manaratsy fotsiny.soyez réaliste.merci

30. reeves
(
17/08/2011 08:19)
Raha tena vita ny amin-dRavalo efa ela no efa lasa lavitra ry Fozaorana rehetra ao @ HAT saingy tsy tafa mihitsy satria incontournable Ravalo na hiodin-kavia na hiodin-kavanana ny HAT . Ny miaramilan'ny CAPSAT no nanongam-panjakana teto ary ireo olona teny @ 13 mai dia tsy mahasolo tena ny gasy 20 millions akory . Mpandroba voakarama rahateo ny betsaka tamin'ireny ka normal raha voatifitra teny Ambohitsorohitra ary tsy hitako izay hadisoan'ny miaramila izay nitifitra fa manao ny asany izy . Raha toa ka tsy tian'ny vahoaka maro an'isa koa Ravalo dia efa ela no hadino fa ny fahatahorana ny fiverenany eto dia midika fa mbola favori izy ka may volon-tratra daholo ry foza rehetra ary hanao izay hitarazohan'ny raharaha ka isika vahoaka no tsy maintsy hijaly eto . Noho izany , heverina fa maika ny hanalana ireo foza ireo eo @ fitondrana ka soloina fitondrana NEUTRE iray izay hikarakara ny election azahoan'ny REHETRA milatsaka dia izay lany eo dia ekena . Raha vao tsy izay dia mbola hikorontana eto . Ny zavatra tsapako koa aloha dia isika Malagasy diso mahari-pery be loatra ka na dia efa hitsahin'ireo mpanao politika foza ireo an-tampon-doha aza dia tsy misy sahy mihetsika fa manaiky miandry ny rariny eo . Ka rehefa tsy misy sahy miray hina hihetsika dia samia mahatanty fa aza mimenomenona !
31. nilex
(
17/08/2011 14:08)
tonga dia tohizo eny amin'ny 13mai ary fa ho avy hanaraka anao daholo izahay avy eo e.
32. ronaldo09
(
18/08/2011 06:15)
Fantatra ange fa akohokelin-dravalo daholo nareo rehetra ireo e!! Ka inona moa no hahataitra ahy olona very seza ianareo ka ato no mimenomenona ; marina anie fa matoa ianareo mampiasa internet dia olona milamina na nilamina teo aloha ny sarababem-bahoaka dia tsy ato no mitatatata fa eny amin'ny onjam-peo !!!Za kosa dia natao handrangitra anareo ireo fa na inona resaka atao RESY RAVALO ARY I ANDRY NO MITONDRA MAZAVAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA!!!!!!!!!!!!!!
33. nilex
(
19/08/2011 08:52)
Raha izaho aloha dia tsoriko aminao fa tena mpiasa tsotra mihintsy aho ary tsy nanana fifandaisana na kely tamindra8 akory ,tsy manao politika fa mitovy amin'ny olona rehetra fotsiny.Tsy voatery ho olona ambony koa vao afaka mampiasa internet fa efa malalaka be nge izao ny internet e ,asa aloha ny any aminareo fa ny aty dia efa fiainana izany e.Fa nga any ambanivohitra toi no mipetraka.
Ny ahy dia fomba fijery manaraka analyse sy logique fotsiny no ataoko eto ,izany hoe niaina ny période Ravalomanana aho ary mahita koa ny zava-misy ankehitriny.Marina fa manana ny fahadisoany tokoa i Ra8 ary tena nanana fa raha misafidy ary mandinika lalina dia aleo lavitra tamin'ny androndra8 toy izay izao.Ra8 nangalatra fa nampandroso koa izy fa ny amin'izao tena mangalatra koa fa tsy misy fijerena fampandrosoana mihintsy fa mameno paosy fotsiny.
Maro aza ireo olona ambony any amin'ny ministera any no mibabaka mihintsy fa tena "0" na "zero" mihintsy ireo mpitondra ireo fa arahina ambokony fotsiny.Na izaho koa ary dia maro ny sehatra hahatsapako izany ,dia ihomehezana fotsiny sisa e.
Ny hampandroso ny firenena izao no tadiavina fa tsy resaka ra8 na tgv intsony,nefa moa ity tgv toa tsy mamely mihintsy.Koa raha ny hevitro manokana raha toa ka hoe tsy haverina aza ra8 dia aleo mitady olona hafa mihintsy manana ny fahaizana miasa fa raha izao dia ho very tanteraka ny ferenena malagasy.
Aza faly manaratsy fotsiny ianao Ronaldo fa ampiasao tsara ilay atidoha handinika lalina fa aza atao toy ny olona vendrana ka tsy mahalala afatsy izay hintsin'ny masony fotsiny dia izay ihany.Mila manana esprit d'analyse tsara mihintsy ny olona mandroso fa tsy mionona amin'ny zavatra tokana dia iny ihany no ritina etsy sy eroa foana eo.
Ny ahy izao izay hampandroso ny malagasy no mahamay ahy ka izay mahatonga ahy manaratsy ny tgv satria tsy mamely sady tsy mahay ireo bandy ireo fa aleo mitady olona hafa e.

35. nilex
(
19/08/2011 12:41)
Raha izao kosa aloha no lazainao fa mandroso dia tsy tokony ho tohizana intsony ny resaka fa sahala ny miresaka amin'ny ad.... koa izahay eto.Io moa miankina anin'ny niveau n'ny tsirairay avy ihany io ka raha mety aminao izao menaka efa 30000fmg sy ny vary lafo be izao dia tsara izany.Teo aloha raha 20000fmg ny menaka dia lazaina fa lafo fa mahita 12500fmg tgv,nony lany anefa ireo menaka nangalarina tao amin'ny TIKO dia izao sisa no hiainana eto,sa nareo ngamba efa voky ny bois de rose ko.
36. nofinofy
(
20/08/2011 05:06)
Misaotra an'i cpd8910 amin'ny fanomezana hasina ireo avarapianarana gasy na any Madagasikara , na any ampitandranomasina, misaotra koa amin'ny tsy fanekena ny tsy marina ataon'ireo mba hoe mpitondra.
Mahagaga ihany ilay fomba fijery hoe mandroso Madagasikara, raha ho anay profane dia ny harinkarena faobe no ijerena ny fahantrana na ny harena,tondrozotra hahfahana mijery ny fandrosoan'ny firenena , fa raha ny isan'ny fametrahana ny vato voalohany amin'ny kianja manarapenitra , na hopitaly amiko, tsy dia mariky ny fandrosoana loatra, marking sy branding ataon'ny mpitondra ireny ary holokoina orange raha sendrasendra vita, kanefa manahy aho fa ny anakamaroany dia tsy ho vita akory; Etsy ankilany koa ny tatitra navoakan'ireo mpikirakira antotan'isa dia milaza fa mitombo ny fahantrana, ka tsy fantatro na mandroso isika iznay na mihemotra

37. nilex
(
22/08/2011 05:37)
Misaotra an'i nofinofy aho amin'izay fanampim-panazavana izay.Mahagaga tokoa mantsy ny hilazana fa mandroso isika.Mety ho anisan'ireo olona mpanakarena tampoka tato ho ato angamba le namana iray ao ka tena mahatsapa fandrosoana tokoa.
Tao anatin'ny régime aradalana ary isika efa hitahita hoe nisy zavatra kely ihany nefa mbola tsy nandroso akory isika ,maika fa izao zavatra misy izao.Tena potika ny malagasy raha izao no mitohy e.Ny zavatra ataon'ny mpitondra izao dia izay hahaloavana ny karaman'ny mpiasam-panjakana ihany,ireo mantsy no tena hatahorany mafy.Fa nga moa ireo ihany ny vahoaka malagasy e.Tsy rarahany izany very asa,mahantra sy marary fa rehefa milamina ireo dia izay e.
Ny anay ny fomba fijery dia hoe:tsy mijery olona izany fa rehefa tsy mety dia tsy mety ary tokony ho soloina e.Fandrosoana mivaingana no ilaina fa olona miady bois de rose fotsiny.