fauteille roulent

1. rurik ( 25/06/2011 17:02)
Manahoana daholo!
saika mba hanotany kely anie azafady
sao mba misy olona na mahalala olona mivarotra fauteille roulant anie azafady e?
aty madagascar no itadiavako misaotra betsaka.
2. Belle ( 26/06/2011 20:29)
Misy tokoa any amintsika fa ny toerana angalana/ividianana azy no tsy fantatro marina. Manontania hoe ao amin'ny "centre d'appareillage" ao Befelatanana!
3. rurik ( 27/06/2011 17:28)

Belle:

Misy tokoa any amintsika fa ny toerana angalana/ividianana azy no tsy fantatro marina. Manontania hoe ao amin'ny "centre d'appareillage" ao Befelatanana!


misaotra betsaka fa hanotany any aho sao mba mahita ry zareo.
misaotra betsaka.
4. naritsimba ( 28/06/2011 15:04)
Miarahaba antsika e!
Ao amin'ny Pharmacie de TANA, eo @ kihon-dalana miakatra mankany Ampasamadinika no nahitako, ampitan'ny Banky SBM alohan'ny ahatongavana ao @ Hotel Sakamanga
Mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2311