NOFO, FOFONAINA(Aina), FANAHY, FANAHY MASINA
21. rijadolly
(
28/06/2011 10:36)
Miharena:
Marina ny filazanao raha toa ka heverinao tokoa fa ivelany IZY Rijadolly fa tsy manana SOMBINY ianao. Tsarovy anefa fa ILAY SOMBINY ao anatinao no nahatonga anao handini-tena fa tsy IZY ivelany.
Safidiko na handini-tena aho na tsy, fa aza manameloka AZY hoe IZY no tsy te- hampiova anao. Ny fanahinao no miavona am-po tsy mampandroso izay mandondona te hiditra noho ny Fitiavana
Ilay mifoha dia izay naharava ny rindrina nampisaraka (ataontsika hoe ota na fahadisoam-piheverana ny momba ny fandraisana AZY)
Ny mifoha dia fialana na dingana lehibe, izay miala ny ratsy fanao. Fiverenana ao an-tranon-dRAY. dia io no rindrina manasaraka antsika amin' Andriamanitra izay mila ravana, fa tsy ny fikarohan' olombelona izay mampetipety azy mba hiavahana amin' Mpino hafa. FANAHY MASINA # fanahinao.
22. madagass
(
29/06/2011 12:59)
Faly miarahaba atsika rehetra eto @ ity dinidinika ity .Tiako ny hitondra ny fahalalako eto momba ny nofo,fofonaina,fanahy,fanahy masina.
Ho azavaiko tsirairay izy ireo:
-Nofo :vao teraka ny olona dia nofo no mivoaka avy ao ilay endrika tazatsika io ary mitombo izy io samy hafa ny an'olona sy ny biby.Miverina ho vovoka io refa maty ny olona
-Fofonaina na hoe pneumo dia ilay tahaka ny rivotra nefa mifamezivevezy ao @ tenatsika eo ihany @ orona,vava,avokavoka avy amin'ilay nahary io ka miverina any aminy io refa maty ny olona
-Fanahy dia ilay mahatonga antsika mieritreritra indray tsy voa control rehefa matory mety mitondra fahitana hafa tahaka ny hoe nofy.zany hoe afaka mandehadeha izy io tsy @ volonteanao,io no mahatonga ny olona isafidy izay tiany atao.Vao teraka ny olona dia arakaraka ny zavatra hiainany sy misy eo @ environnement misy azy no idevelopeany io fanahy io ,io ilay ho tsarainy ilay nahary azy satria nomeny safidy @ fapiasana azy ny olona itoerany.
Fanhy masina:dia avy @ andriamanitra rehefa misafidy ny olona iray handray an'i Jesosy sy hitandrina ny didin'Andriamanitra zany hoe raisina izy io .Ary ny olona manana azy io dia efa tafasaraka @ ratsy tsy isany olona tsotra satria io fanahy io dia mipetraka ao anatiny ka manao asan'Andriamanitra ary mahavita miresaka @ Andriamanitra @ fiteny tsy fantatra ary io koa no manala ny asany ilay fanahy t@ izy vao teraka ka soloany asa vaovao asa tsara.Zany hoe efa tany andanitra io fanahy io talohany nahariana izao tontolo izao.
Faranako eto aloha fa ra misy te hamantatra bebe koko dia mbola vonona ny hamaly ny fanontaniana ny tenako

23. bor2lais
(
29/06/2011 14:02)
Misaotra an'i Madagass mitondra fanazavana.
Fanontaniana kely manitikitika : mitovy ve izany aminao ny antsoina hoe fanahy sy ny hoe saina ?

24. madagass
(
29/06/2011 14:29)
Misaotra ny @ fanontaniana ny saina dia ampiasainaina @ fotoana anakiray hoatra hoe misaina fomba hanaovanao zavatra anakiray enao .Fa ny hoe fanahy dia efa tena lasa toetra mihitsy aza arakaraka ny namolavolana azy izany.
25. bor2lais
(
29/06/2011 15:00)
madagass:
-Fanahy dia ilay mahatonga antsika mieritreritra indray tsy voa control rehefa matory mety mitondra fahitana hafa tahaka ny hoe nofy.zany hoe afaka mandehadeha izy io tsy @ volonteanao,io no mahatonga ny olona isafidy izay tiany atao.Vao teraka ny olona dia arakaraka ny zavatra hiainany sy misy eo @ environnement misy azy no idevelopeany io fanahy io ,io ilay ho tsarainy ilay nahary azy satria nomeny safidy @ fapiasana azy ny olona itoerany.
izaho:
mitovy ve izany aminao ny antsoina hoe fanahy sy ny hoe saina ?
madagass:
ny saina dia ampiasainaina @ fotoana anakiray hoatra hoe misaina fomba hanaovanao zavatra anakiray enao .Fa ny hoe fanahy dia efa tena lasa toetra mihitsy aza arakaraka ny namolavolana azy izany
Raha azoko tsara izany ny fanazavanao dia azo lazaina ve fa ny saina no mamolavola ny fanahy sa tsy misy ifandraisany ireo ?
Hoy mantsy ianao hoe : "io fanahy io ,io ilay ho tsarainy ilay nahary azy satria nomeny safidy @ fapiasana azy ny olona itoerany". Tsy ny saina ve no miasa amin'io safidy io ? :-)
26. madagass
(
29/06/2011 15:14)
Misaotra @ fanontaniana ny saina sy ny fanahy dia miara miasa ireo ary azo lazaina vary sy laoka, ny saina dia misafidy izay tianao atao ohatra misafidy izay tsara na izay ratsy enao dia lasa fahazarana io na toetra zany hoe lasa misy automatisme ilay saina dia fanahy io.Ohatra ny saina mahafantatra ny tsara fa ny fanahy no manery olona iray hanao ratsy.
27. rijadolly
(
29/06/2011 15:29)
Ohatra ny saina mahafantatra ny tsara fa ny fanahy no manery olona iray hanao ratsy.
Izay ilay nolazaiko ao ambony ao hoe mifampihankina nefa tsy azo lavina ny fifanosehana misy izay mifanohitra.
Ny saina koa anefa azo ankambana amin' Nofo ihany koa mba hanome ilay filan' fanahy.
29. rijadolly
(
04/07/2011 02:50)
Misaotra an' Madagass tokoa amin'ilay fanampim-panazavana.
somary hanohy ilay fanazavako ao amin' takelaka voaloha ao aho, nefa kosa betsaka ny iraisako hevitra izay nolazain' Madagass ary tsy haveriko eto intsony.
FOFONAINA: An'Andriamanitra izy io, tsy manana heloka, mitohetra ao amin' Rà, mametra ny fotoana, miverina any amin'Andriamanitra ary mahatonga ny nofo ho lo.
NOFO : fitaovana fotsiny hampiasain' fanahy hanatanteraka ny filany;mety simba, manana ny filany ihany koa, maheno fanaitainana izay miatraika any amin'ny atim-panahy, mety nohana,
FANAHY : hamafisiko maha rijadolly an' rijadolly, izaho tsy misy mifangarony. izaho izay mitsangana eo hanatrehan' Fitsarana, manana ny filany, mety ketraka mitoloko, mety ravoravo falifaly, tompon' fanantenana sy ny fahakiviana, afaka resen' filan' nofo, manana ny filany ka mampiasa ny Nofo hampiravoravo azy. Manan-tsafidy, MILA FANAMPIAN' FANAHY HAFA AVY ENY IVELANY NOHO IZY MAREFO DIA MAREFO. mandalo test maro, midina any amin' fiainatsihita rehefa tonga ny fotoana fisarahana amin' nofo.
FANAHY MASINA : An' Andriamanitra, tafiditra ao anatin' TRINITE, homena ho an' izay mitady AZY, Mampiavaka na tombo-kase eo amin' olon' Andriamanitra, Hery lehibe, Manampy ny fanahy, Tsy tia ratsy, tsy mipetra ao amin' vatana maloto ara-panahy, Miverina any amin' Andriamanitra rehefa tsy ilaina, azo tadiavina rehefa mila AZY. An'Andriamanitra ary dia miverina any amiNY rehefa tonga amin' fisarahan' nofo ny fanahy

30. niryna
(
05/07/2011 03:48)
rijadolly:hi,hi asa tokoa lahy e
Raha amin' Miharena àry, Matory rendremana, manao be marenina...ve ny Fanahy Masina?
32. niryna
(
05/07/2011 04:14)
bor2lais:asa tokoa aky izy toerana noratovany ny baiboly zarainy eto fa tena hafahafa be tokoa an!
Ny ahy dia efa voalazako ny hevitro mikasika io lohateny io :
izaho:
Ilay fofon'aiNY nomeNY an'i Adama ao amin'ny Genesisy ve mitovy amin'ilay fofon'aina nomen'i Jesoa ny mpianaNY ao amin'ny Filazantsara (izay tsy inona fa ny Fanahy Masina hoy Izy) ?
Ny "souffle de vie" sy ny "souffle d'Esprit" ve mitovy ?
Fanamarihana kely fotsiny no entiko.
Rehefa zohina akaiky ny resaka mandeha dia conception roa samy hafa momba ny finoana ilay izy.
Ary izay no isan'ny mahafinaritra amin'itony sehatra itony : mahalala ny fomba fiainan'ny namana sasany ny finoany.
Raha tsy diso ny fitadidiako (ialako tsiny fa efa ho herintaona moa izao no "nahafantarako" azy teto amin'ity serasera ity) dia toy izao ny firehan'i Miharena :
1. Fofon'aiNY ao amin'ny Genesisy io = Fofon'aina nomen'i Jesoa ao amin'ny Filazantsara
Izany hoe Fanahy masina no nomen'Andriamanitra an'i Adama !
2. "Héréditaire" io Fanahy nomena an'i Adama io (fitohizan'aina hoy izy raha tsy diso aho) ary tsy mety maty.
Dikan'izay dia zanak'Andriamanitra daholo ny olombelona rehetra satria manana an'io Fanahy io ao anaty !
3. Izay no mahatonga azy milaza fa tsy misy ny helo, satria voavonjy daholo ny olombelona rehetra !
4. Amin'i Miharena ny fahotana dia endriky ny fatoriana ka aminy ny fahatsiarovantena na fibebahana dia fifohazana amin'izany torimaso izany !
Fehiny : toa ny "Genesisy" namoronan'Andriamanitra an'i Adama ihany angamba no iraisan'i Miharena amin'ny maro eto fa ny sisa dia tena "baiboly" hafa mihitsy ny azy !Fandraisako azy io a ! :-)
misy manjavozavo ny fanazavan'i Miharena satria raha voavonjy avokoa ny olona rehetra dia tsy nanome antsika ny zanany lahy tokana velively Atra " Fa toy izao no notiavan'Atra izao tontolo izao;nomeny ny zanany lahitokana hamonjy izao tontolo mba tsy ho very izay rehetra mino Azy. " izany noho ny fitiavan'Atra no noentiny hamonjena antsika rehetra kanefa nomeny safidy isika mba hino azy satria rehefa mino Azy ( ny zanany izay tonga hamonjy antsika) dia tsy ho very... dia ahoana koa: fa izay rehetra tsy mino azy kosa dia efa hohelohina sahady. Mila mitandrina tsara isika satria mila manankina ny fizarana ny tenin'Atra ao anatin'ny baiboly :fa ny fatra amaharantsika ihany no amaharana antsika ihany koa sa ahoana ?
33. bichette
(
19/07/2011 11:17)
Ny maha olona dia :
- esprit
- ame
- corps
amin'ny teny gasy somary sarotra ny mampiavaka ny teny hoe "fanahy" dia mifangaro amin'ny "ame" sy "esprit", tsy misy tena manokana fa mazàna lazaina hoe "aina" ny "ame"
midika izany hoe :
esprit = fanahy
ame = aina
corps = vatana, nofo
Ny FANAHY no mampiray antsika amin'Andriamanitra satria ny Atra dia Fanahy. io ilay maty tanteraka ho an'ny olona tsy manana an'Andriamanitra, io no resahina amin'ilay hoe "ateraka indray ny olona nanaiky an'Atra", io no teraka indray. Io no ahazoana mahalala ny hevitr'Atra, io no miray amin'Atra amin'ny alalan'ny vavaka, rehefa mamaky ny tenin'Atra sns. izany no mahatonga ny olona na dia hazavainao in-100 momba an'ny baiboly na momba an'i Jesosy aza dia tsy mety azony satria maty tanteraka ny fanahiny. Tsy mbola ao aminy ny fanahy masin'Andriamanitra.
Ny AINA indray dia ny AME, ao no mipetraka ny fahalalana = intelligence / ny fihetreham-po = emotion / ny finiavana = Volonté.
ny VATANA, ny NOFO moa dia ny CORPS.
Rehefa tena miray amin'Atra isika dia feno ny Fanahy Masina ary mavesa-danja nohon'ny nofo = corps sy ny aina = ame ny fanahy = esprit ka mi dominer. izany no mahatonga ny tenin'Atra milaza hoe "mandehana araky ny fanahy dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo" galat 5 : 16.
Raha variana mijery ny zavatry ny izao tontolo izao ianao, zavatra mahakivy, mandreraka, ny zavatra manova ny fisainana (psychologie) dia ny "ame" = aina eto no voa ka voatarika, tsy mahavita misafidy, voasarika, sns
Raha ny nofo = corps indray, ohatra hoe be filana dia lasa ny nofo indray no manjaka amin'ny ame sy ny esprit. izany no mahatonga ny tenin'Atra hoe aza mandeha araky ny filan'ny nofo. satria lasa ny nofo no mibaiko ny tena iray manontolo.
Izany no mahatonga ny mahazavadehibe ny fifandraisana amin'Atra foana sy mangataka ny Fanahy Masina hatrany mba hitombo. Ilaina koa ny mamaky tenin'Atra satria sakafom-panahy io.
Resaka sakafo :
Esprit, ame, corps dia mila sakafo daholo.
ESPRIT : tenin'Atra ny sakafony, io ilay hoe sakafom-panahy hitomboany
Ame : araky ny teniko teo ambony dia ao no mitoetra ny intelligence, ny emotion, ny volonté. ny sakafony dia ny fianarana, ny tambitamby sy fitiavana. izany no mahatonga ilay hoe : rehefa tsy ampisaina ny saina dia miha donto (hihihi ) , manque d'affection. Koa raha salama tsara ny ao amin'ny ame dia mora ho an'ny olona ny mandray fanapahan-kevitra : VOLONTE.
CORPS : sakafontsika io : vary, mangahazo, henakisoa sy harikkkkôvera ohatra hihihii!!!
koa izany no ilàna ny misakafo hatrany, na ny esprit na ny ame na ny corps. dia arakaraky ny fahampian'ny sakafo na tsy fahampian'ny sakafo omena ireo lafiny 3 izay maha-olona io no mahasalama na tsia ny olona iray sy ny domination.
Izany ny mahatonga ny ilàna ny fifadian-kanina ihany koa rehefa mivavaka, satria hahetry ny corps fa asandratra ny ara-panahy amin'ny vavaka sy ny tenin'Atra. Raha mahery tsy voatohina ny nofo : ohatra hoe olona mijery porno, nijery dia lasa passion, lasa obsession ilay olona, tsy tafala intsony mihitsy, mi domine be ny nofo ka na ny volonté aza tsy mahavita intsony. dia izany no ilàna ny mifady hanina indrindra rehefa misy zavatra tiana hiala na hiova izay tsy vitan'ny tena intsony. hahetry tanteraka ny nofo fa maka fotoana mivavaka miray amin'Atra mba ho tena ho ampy sakafo tsara ny fanahy sy hi dominer amin'ny corps sy ny ame ny tenin'Atra. Atao ambony ny fanahy mba hi dominer-ny tanteraka. ka ny teninAtra mba havesa-danja sy hiasa sy hamono ny ara-nofo. Aoka tsy hadino fa sabatra ny tenin'Atra.
izay aloha fa sao lava loatra hihihhi.

34. bor2lais
(
19/07/2011 13:31)
De mazava any izy izany Ra-bichette marina fa dia misaotra anao ! :-)
Ahatsiarovako ny fampianaran'ilay olona izay hoe ny kristiana dia olona à 3 étages (nofo, aina, fanahy) fa tsy 2 (nofo, aina) !

35. rijadolly
(
19/07/2011 16:19)
Misaotra betsaka an' Bichette amin' fanazavana ilay loha hevitra.
Hiraisako hevitra ihany koa io fanamarihan' Bor2lais tamin' hevitry Bichette izay fototr'ilay lohahevitsika io.
Ny zavatra tena manitikitika anefa izay efa voalazan' ny namana ao amin' page 1 ao dia ny hoe: Fofon'aina, ilay avy any amin' Andriamanitra izay nahatonga ny olona niaina( souffle de vie hoy ny sasany ao koa) . I Bichette anefa nilaza fa ame=aina, Aiza ho aiza ny fanazavan' se an' izay. Ny zavatra iraisantsika aloha hatreto dia ny hoe fofonaina # Fanahy. Ny NOFO iny mazava be.

36. bichette
(
19/07/2011 21:44)
ny fofon'aina na souffle de vie no mahavelona sy mampihetsika antsika, mampisy aina na vie antsika ahafahantsika miaina - respirer - otran'ny olona rehefa atao bouche-a-bouche dia ampidirana fofon'aina sa tsy izany ????? ,
Raha araky ny ezekiela 37 : dia RIVOTRA no hamaritany azy. vakio ny ezekiela 37 iray manontolo. Raha jerensika koa ny genesisy 2:7 "ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony ; dia tonga olombelona izy" rivotra nampidirina otran'ny atao bouche a bouche raha ny fahalalako azy, jereo fotsiny rehefa misy olona sempotra an-drano ohatra. Hiverenan'ny ainy dia atao bouch-a-bouche = ampidirana fofon'aina. RIVOTRA MAMPIAINA.
Izay aloha ny fahalalako azy e ! ny vatana, aina, fanahy NO MAHAOLONA. Fa ny mampiaina azy dia ny fofon'aina - souffle de vie. "SOUFFLE VITALE" no ampiasain'ny baiboly teny frantsay sasany hilazana ilay hoe fofonaina ao amin'ny genesisy. genese 2:7 "l'Eternel Dieu forma l'homme de la poussière du sol ; il insuffla dans ses narines un souffle vital, et l'homme devint un étre vivant".
Rehefa maty ny olona iray dia misaraka ny aina vatana fanahy. Asa na mazava indray ny fanazavana, somary sarotra ny mampiavaka azy fa ny Fanahin'Andriamanitra anie hanazava antsika hatrany ;-)

37. bichette
(
19/07/2011 21:46)
Tsy misy fisaorana o !!!! ;-) ny amin'ny fisaoran'i Bord2lais sy Rijadolly
38. rijadolly
(
20/07/2011 04:01)
ok! Misaotra an'se hatrany fa mazava tsara koa iny aloha fa dia hitovizantsika,
Raha azoko tsara anefa ny fanazavan' se dia ilay ame=aina izay nolazain'se eto dia tsy ilay fofonaina izay mamelona ny nofo.
Rha manaraka ilay loha hevitra anefa isika, izay tsy fantatro hoy aho na marina na diso fa fihevitro io an? dia : FOFONAINA, fANAHY, FANAHY MASINA. fanahiniana natao f kely ilay fanahy eo am-pivoany.
Io fANAHY io, izay fomba filazako azy an, no ilay ame tian' se tenenina, satria mantsy ilay souffle de vie fofonaina, raha ny fahalalako azy, dia tsy afaka mandray ilay andraikitra nolazain'se fa
Aiza ho aiza indray ny hevitsika amin'izay?

izay hampiako koa fa ao ny fahakiviana, fanantenana, lolom-po, finoana,...
Ny AINA indray dia ny AME, ao no mipetraka ny fahalalana = intelligence / ny fihetreham-po = emotion / ny finiavana = Volonté.
Aiza ho aiza indray ny hevitsika amin'izay?
39. bichette
(
20/07/2011 10:37)
rijadolly:

amin'ny teny gasy toa somary sarotra ny manavaka ny ame sy ny esprit. araky ny teninao dia lazaina hoe fanahy hatrany na ny esprit na ny ame rehefa miresaka isika malagasy. ny azo hanavahana azy angamba dia atao F sy f angamba hihihi !!!tsy manana teny manokana isika hilazana ny ame hanavahana amin'ny esprit. izay aloha ny fahalalako azy e. izay no nanaovako azy amin'ny teny frantsay satria mazava kokoa.
40. RBNIR
(
20/07/2011 11:24)
bichette:
Ny maha olona dia :
- esprit
- ame
- corps
amin'ny teny gasy somary sarotra ny mampiavaka ny teny hoe "fanahy" dia mifangaro amin'ny "ame" sy "esprit", tsy misy tena manokana fa mazàna lazaina hoe "aina" ny "ame"
midika izany hoe :
esprit = fanahy
ame = aina
corps = vatana, nofo
Faly miarahaba namana isany,
Tena marina izany bichette ary manamafy izany ity teny ity « Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika. » (1 Tesaloniana 5:23)
Matoa notenenina hoe "...aoka harovana avokoa ny :
- fanahinareo,
- sy ny ainareo,
- ary ny tenanareo,..."
Dia mazava ho azy fa samihafa tanteraka ireo zavatra 3 tanisaina ireo, ary koa samy misy ao amin-tsika avokoa izy telo ka tokony harovana avokoa.
Samy ho tahin'ny Tompo indray,