Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL]
Ny GTT miaraka amin'ny Filoha Ravalomanana dia manomana RODOBE Fiharahana MIVAVAKA ny Alahady 26 Jiona 2011 izay atao ao Sevran.
Dia manasa ny mpanohana ny ara-dalana rehetra ho avy htiondra ambavaka ny raharaham-pirenena sy hitafa sy hidika izay mety tokony ho atao amin'ny fodian'ny Filoha Ravalomanana.
Manomboka amin'ny 4 ora tolak'andro ny fivavahana ary hifarana amin'ny 6 ora sy sasany. Avy eo hisy fiharahana manao barbecue sy fanalana hetaheta eo ampidinihina ny mety ho tokony atao sy hifanomezam-baovao mivantana. Samy mba mivimbina zavatra hatono sy zavam-pisotra izay entiny.
Dia miangavy raha azo atao ny hametrahana ny fanasana izay mipangotra amin'ny mailaka ao amin'ny tranok'ala. Dia manantena ny hifankahita sy ny hifampitafa
sali Noue , de itondra amimbavaka ny Tanindrazana iombonana aty @ misy ny ahy izaho manokana ary tsy fanentanana ftsn fa endrika firaisankina arapanahy mahafinaritra fa mirary soa antsika rehetra
slt de aona lty ny progany tsika aminio? ra ohatra ka less de miaraka makany a ! tena kozy zany a ! mba hijery an'i dada ah ,mba hanatritava azy fa kozio ah lets de miaraka makany a ok ;;;tena serieux lty zany aa