PAPA JOANY PAOLY II fa hono oa ...

21. RBNIR ( 10/05/2011 09:38)
hery:

Fialam-boly kely aloha eny antsefatsefany eny :-)






Misaotra amin'ilay hira fiderana e! (tamin'izaho mbola kely no nanakoakoa tato am-poko ireo hira partagen'i hery ireo, fa mbola tiako foana hatramin'izao,
Ary sao dia mba misy an'ilay hoe Oh! Oh! Oh! Oh ry Tompo tianay , Aza entinao misedra izay tsy zakanay iny ngah any rahery, iny koa tiako b.

Mba partageo raha misy,



22. mpive ( 21/06/2011 20:54)

0uioui:

Tsy mandresy lahatra mihitsy mr hery a . .. fa manazava sy manome ny hevitro fotsiny ah oe maninn raha mba ny baiboly no ampianarina ary fa tsy izany "faty atsangana e" olona atsangana " zany foana !
-- ao amin'ny baiboly betsaka fampianarana tsy lany ao azo atao tsara ,ka maninn mamorona an'izao atsanga tsy aman'orana rehetra zao e bedin'ny Tompo amin'izany hianareo ny farany !...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0567