fransafrika sy Ivory coast

1. milamm ( 22/04/2011 13:19)
tsy misy hafa @ mahazo ny firenena 11 eraky afrika ny miseho ao amitsika

http://ce-soir-ou-jamais.france3.fr/?page=emission&id_rubrique=1391

noho ireo saribakoly toa an'i ouattara sy ry tgv mpanompony reny tsy valahara, miala TGV sy ny ekipany
novalian'i milamm ny 02/05/2011 00:26
2. sitlo ( 23/04/2011 18:30)
Sarkozy mihitsy ange no maire tamin'i Ouattara nanambady eh. Zavatra mpiakama be ireo.
3. milamm ( 24/04/2011 01:02)
marina ra-sitlo a, zay eo ihany fa ty dadilahy ouattara 69 taona de rajakombazaha antitra taizany tandrefana mintsiny efa hatrany @ IMF(tao whashington 1968-1990)lery bandy ekonomista zay marihina fa tsy ivoriana akory aza avy any burkina faso ny rar-ny silamo ny finoany lasa PM 1990-1993 rehefa tsy nahazo nilatsaka ho filoha (1994-1998) nitsoaka taiza tao frantsa nialokaloka 2002, mampatsiahy an'i pierrot sy tantely ary ratsy iraka mitambatra i ouattara ary ny tena fopla de i lavanify kalo no tanora indrindra eraky afrika nandroba tsy mbola voaadina na voasambotra t@ reo heloka bevava vitany sy tetehany atao @ reo fifidianana sandoka, tena mandaitra le amboletra ataony mpikarama an'ady tafika mpikomy manao herimpamoretana mivantana @ safidy sy ny zony rehetra fitahana ambongadiny
4. AndriambyII ( 24/04/2011 17:19)
Efa miala any ny adim-poko goavana toy ny tao Rwanda !
Io rangahy Ouattara io dia anisan' ny nanosika ny asan' ny Al quaida t@ zone Afrika Andrefana . Nony tsy nahazo nanohy ny asany tao @ FMI noho ny Bavure de processus tao @ zone sadec indrindra indrindra .
5. milamm ( 02/05/2011 00:26)
salama Andriambyll efa nisy mintsiny ny rombo tao San Pedro seranantsambo lehibe fanondranana kakao(cocoa) tapaky ny volana aprily teo t@ reto milisy ivoiriana soro minisitry ny fiarovana teo aloha sy reo mpikarama adin' coulibali sefo securite ny vadiny ouattara 1990 mpifandrafy hatrizay iz mitsam, Ivory Coast moa de anisany firenena voalohany mpamokatra sy mpanondrana io vokatra io
http://www.independent.co.uk/news/world/africa/fighting-breaks-out-between-forces-loyal-to-president-ouattara-2271124.html

zv fa nahalasa ny saiko momba ny Madagasikara izao de niverina tanteraka ilay ahiahy t@ fampanofana tany maimaimpoana ny koreana daewoo nefa jereo ny miseho marina sy efa voasonia ataony karana indiana androba ny taniny Malagasy
http://www.matv.mg/?p=20741
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1777