hita be hoe resy isika ,sady voahitsaka tanteraka

1. 0uioui ( 16/04/2011 10:26)
-Tsy hoe manome fo tsika mpanohitra mitambatra aho akory (arema ,tim ,3mv ,psd ,akfm ...) fa ny tsapa dia hatramin'ny nahalasa an'ingahy Yves Aimee ,sy ireo namana marobe izay vato nanohana sy hery nianteherana nanara-dia ny Faty dia tsapa ho nihena dia nihena ny heritsika "mpanara-dalàna" ato amin'ny serasera ato !
-Izaho anefa dia mampahery atsika rehetra foana mba handroso fa tsy izay olona iray roa telo akory no lasa dia hanipy gants isika ,be ireo olomanga mbola azo antenaina tsara sady mahavita toa andry Ingahy Patrick Ramiaramanana sy ny olona sasany vonona hilatsaka sy ho fidiana .
-mety malaelo ny fo , latsaka ny ranomaso ,mitatao ny fahoriana nefa tsy ahaverina ireo lasa akory izany fa ny ho avy no banjino rankizy dia tohizo foana ny fanambarana hery handrodanantsika an'ireo "mpangalatra fahefana" ireo a
-mba hisy foana ny farany e sady angaha Andriamanitra tsy andriny ,andritsika foana e mbola hanenganiny ireo izay olona "mpisandoka avy ve " dia hanao atsika toy izao ? mbola hanody an'ireo izao e miodikodina ny tany ,nefa na izany na tsy zany de miverena daholo aloha rankizy manafana forum fa mangatsiaka ny serasera politikatsika a MERCI e
novalian'i 0uioui ny 21/04/2011 13:24
2. hendrybe ( 17/04/2011 17:29)

Betsaka ny mpanohana ny aradalana indrindra indrindra rehefa lasa ry Yves Aimé fa calma fotsiny
3. 0uioui ( 18/04/2011 15:44)
Ny mpanohana anie betsaka e ,tsy toko tsy forohana mihitsy ny mpanohana antsika "mpanara-dalàna" fa ilay "olona be vava" no tsisy
4. locl ( 21/04/2011 11:19)
Misy foana ny be vava e! Ny vava tsy vidiana fa gratuit
5. 0uioui ( 21/04/2011 13:20)
marina mihitsy zany locl a
mbola ahita ny tsy fahitany ireo mpanambaka firenena sy mpambotry vahoaka madinika ireeo fa aleo hanao iany !
-heverin'ireo fa tsisy anga andriamanitra zao
-mbola hanody anireo zao locl
ze fanjakana lohamboto ireo avy koa
fanjakana azo tamin'ny tsy rariny sy faty oul ko
ahita ny anganony ireo fa andraso anga mo .......
6. 0uioui ( 21/04/2011 13:22)

hendrybe - 17/04/2011 19:29

Betsaka ny mpanohana ny aradalana indrindra indrindra rehefa lasa ry Yves Aimé fa calma fotsiny

eny oa ry hendry be
tsy haindry zalah faty , faty ireo angah fa betsaka oul misy taimbava isika ???
fa izy ty entina amle oe ze mangina volamana manko de mararaopaty ery ry takaka
7. 0uioui ( 21/04/2011 13:24)
alao hanao iany e ,alao hanao iany fa rehefa midoka eo antafotranony ny tafondro vao oe dony ah ranaotra , dony ah ranaotra !...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7052