Consensuel hono

1. hery ( 28/03/2011 07:02)
Ny kafe tsy nasiana ronono ve mbola azo antsoina hoe café au lait ihany? Izany mantsy no fahitako an'ilay governemanta amin'izao fotoana izao. Nieritreritra ny hanao café au lait ry zalahy, izany hoe inclusif. Nomaniny aloha ny café-ny (ireo izay manaiky ny HAT), dia avy eo izy niantso ny ronono (3 mouvances). Tsy nanaiky anefa ny 3 mouvances dia natsangany ihany ny governemantany, nataony ihany ny café-ny. Dia avy eo izy miteny hoe consensuel io. Rehefa tsy mahita ronono dia mbola lasa café au lait ihany ny café? loll
novalian'i andrywui ny 31/03/2011 19:11
2. mirananirina ( 28/03/2011 11:47)
café noir (sans sucre) no nataondry zalahy ireo na café au chocolat.tsy misy fiovana fa lalaoviny ny fanjakana ary azy irery
3. AndriambyII ( 28/03/2011 13:09)
Sao dia mba cafe au carbone aza no vita tao ?
4. andrywui ( 31/03/2011 19:11)
ssssshhh asiana siramamy defa milay fona ny kafé e hiandry ronono lava eo foana ve ? ... sady rehefa tsy asiana ronono izy no tena" mahery tsara" ka ...le ronono aingitraingitry ny mpanankarena fa ny tena sakafo tsara milay de ny kafé "mahery" be siramamy ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.362