i PIERA (petera) tokoa ve no vaha-olana ? ...
21. niryna
(
11/03/2011 05:00)
cyril:
Niryna !
betsaka zavatra mahaliana ny valitenin'i niryna ,hay ve misy teny betsaka otrizao ao anaty baiboly amin'ity resaka PIERA ty e
le teny ao anaty baiboly mandiso an'io mihitsy no tena mahaliana ahy ,hay olombelona ihany zany izy (petera ) fa tsy fanahy ka afaka handefa olona any amin afobe sy hampiditra olona ao andanitra !
misy raha tsy mazava mitsy zany ka !
Andriamanitra Ray dia nahary izao tontolo izao
Andriamanitra Zanaka dia mamonjy izao tontolo izao
Andriamanitra Fanahy dia izy no manamasina antsika
Samy niatrika teo daholo na ny zanaka na ny fanahy masina tamin'ny ray nahary izao tontolo izao.Ary isika olona dia nataony ambony noho ny zavatra rehetra nohariany
anome ohatra amin'izany aho.
*"andeha isika anamboatra olona mitovy hendrika amintsika " (isika no noteneniny fa tsy niteny izy hoe andeha aho anamboatra olona mitovy amiko
*Niatrika teo koa ny ray sy ny fanahy masina rehefa natao batisa ny zanaka" ity no zanako malalako ,izy no henoy" ary ny voromailala na domoina izay endriky ny fanahy masina dia teo ambonin'ny lohan'ilay zanaka
*ny fanany masina izay miaraka amintsika isan'andro isan'andro ,izy no mampianatra !antsika,manampy antsika ary manamasina antsika.
eo koa ny fanahy masina izay nahatonga ireo olona niteny tamin'ny fiteny maro(andron'ny pentokosta)
Ireo izany ilay Atra telo izay iray: Ireo no mitondra ny role amin'ny fiainantsika fa tsy misy na iray aza ankoatran'ireo fa raha izany dia lasa fampianaran-diso .Izay no mba fantatro aloha
nefa mahagaga fa misy fiangonana iray tena manizingizina mitsy fa i PIERA mitsy no mitana sy mitantana an'io laclé io ka raha tsy avy aminy tsy tafiditra ao andanitra ny olona
Dia mba anjaranao izany no mizara izay vaovao mahafaly nomena anao,mivavaha aloha mba ny fanahy masina no ampianatra anao sy anendry ny vavanao hilaza ny fahamarinana.Raha mihaino anao izy dia misaora an'Atra,raha tsy mihaino izy fa mitazona ny fampianaran-diso dia mivavaha ho azy mba ahazo famonjena izy ary mba ny fanahy masina no hizara ny fahamarinana aminy sy ampianatra azy ny tenin'Atra.
Tadidio fa tsy misy na iray aza afaka hanova olona,ny anjarantsika fotsiny dia mizara ny tenin'Atra .
Atra irery no afaka manova ny fon'ny olona hino ny fahamarinana ary ny anjaran'ny olona dia ny mijery ilay fahamarinana ao anatin'ny baiboly(bokin'ny fiainana)
Izay rehetra mangetaheta dia omeNy rano velona tsy mety ritra ok!
22. niryna
(
11/03/2011 05:18)
andrywui:
ny fianakm's n'i Rapiera zany zao sur fa tafiditra daholo ra izany !.. izy v hamela ny baviny na ny baininy atono any amin'ny afobe eo fa vohainy vavahady soamatsara mitsy reo na mpamono olona sy mpanendaka aza ! hoouuunnn ...
ny famonjena dia ho an'ny tsirairay: mino an'i kristy hianao dia ahazo fiainana mandrakizay,tsy mino azy hianao na iray trano ao aza dia toa izany koa.
izany anie no mahatonga ilay fanoharana hoe: ny iray ho raisina ny iray tsy raisina e
izay no mahatonga antsika mibebaka isan'andro isan'andro.Misy mantsy ny manao teny hoe aleo aloha izahay anao fiainana fa rehefa lehibe ve tsy hivavaka eo ihany: iza no mahalala fa mampianatra foana izy hoe "aza manamafy ny fonao " ka araka ny teny koa dia rehefa mankahala azy,manalavitra azy manohitra ny teniny dia vao maika hamafisiny no fontsika ka lasa mandeha mihaino fampianarana diso isika .Aiza re moa no misy an'iny teny iny e
Izay ilay fanoharana hoe:nomeny maso kanefa tsy mahita,nomeny sofina kanefa tsy mandre oops
dia hoy hianao hoe na mpamono olona na mpanendaka aza:rehefa heloka dia heloka kanefa kosa ny teny tsara nomeny dia miangavy antsika hibebaka foana foana fa na mena toy ny jaky aza ny fahotantsika dia ho fotsy toy ny oram-panala izany .Rehefa amin'ny inona?
Rehefa mifandahatra amiNy isika:miaiky ny fahotana,mifona,mibebaka,mamela heloka ny tenantsika sy ny an'ny hafa.
Iza no fantatro aloha
ny hoe adala sy hendry aloha dia tsy anjarako no hitsara izany fa ny anjarantsika dia ny mitady famonjena.Fa maninona no vonjena? satria nanota ,vonjena amin'ny inona?
mila jiro ihany ty resaka ty fa misy raha tsy mazava , misy resaka tsy mlamm satri de adala ary ve ""ilay fiangonana " nanao hoe any amind-rapiera ny laclé fa any mitady solisio e
Amin'ny fatotr'i satana.Ny fahasoavan'i kristy no nahavonjy antsika,ny fitiavan'Atra no nahatonga antsika ho voavonjy. Satria tsy izao ihany no fiainana fa mijery ny aorian'ny fahafatesana koa isika,izay fiainana mandrakizay.Dia hifonako fa tsy hoe akory hampatahotra aho fa dia aoka samy andinintena hoe aiza aza aho no andeha? hiaraka amin'i kristy ve? mila mino azy tanteraka sy mametraka ny fiainana hoe eo am-pelantanany izany aho an.Tsy mila azy aho ve ? dia tsy mila manao na inona na inona izany fa dia izay.
23. niryna
(
11/03/2011 05:23)
nyhaingo:ny anjelin'Atra
ka raha tsisy mpamoha sy mpanidy kosa ary ve ny vavahadin'ny lanitra dia iza ary no hamoha an'io eo ?
sa efa electronique na mecanique le izy ka raha misy olona efa tokony hiditra de mivoha ho azy ary raha misy tsy tafiditra de tsy misokatra ny vavahady ?
Ireny anie no mivezivezy sy mifaly rehefa misy olona iray voavonjy e
Na ety an-tany aza dia manana asa marobe tokoa izy ireny ary olona maro no efa novonjeny.Tandremo ary tsy hitatra indray ny tantara ka lasa tonga any amin'ny anjely manambady eto indray isika ,ha,ha
Ny anjely resahiko eto dia hiraka nalefan'ATra.Toy ilay tantaran'i Jakoba nahita ireo anjely avy any an-danitra niakatra sy nidina ny tohatra
Marobe moa ny tantara mikasika ny anjely izay namonjy ny olona maro hoy aho.
24. andrywui
(
11/03/2011 14:03)
izay tenin'i niryna zay no tena marina e , ny Anjely marina tokoa no mivezivezy mamoha ny olona voavonjy fa tsy i Piera irery zany ! .. sady tsy ho reraka ve i Piera ry Hery sy Ika ra andro aman'alina miambina eo foana !
ny anjelin'Atra
Ireny anie no mivezivezy sy mifaly rehefa misy olona iray voavonjy e
marina io tenin'i Niryna io e tena tsy iadiako hevitra fa tena ny Anjely marina no mamoha ny olona vavahady fa tsy le ngah Andriana io ! io tsy hoe olondratsy akory fa apetraka amin'ny toerany koa izy
