marina ve fa hoe maha mal chance ny miaraka @ taranaka andevo?
21. vale
(
02/03/2011 11:25)
[quote=bazylou]
amin'ny fomba tsy miangatra ary fijery tsy mitongilana ary fo madio,
valio ity fanontaniana ity.
" ianareo vehivavy malagasy na lehilahy malagasy ve sahy manam bady mainty hoditra kokoa noho ianareo????""( afrikanina, andevo, ..........)
Raha ny firazana ataloh ano jerena dia tandremo fa misy andevo fotsy an
--------------------------------------------
Bazylou> marina fa misy andevo fotsy, fa amiko manokana aloha tsy hitako izay hanakana ahy tsy hanambady na hitia azy ireny, ary efa niarahako na ny fotsy na ny africain,ny malagasy ary mitovy tsy misy ambony sy ambany ny fitiavako an'izy ireo, ny lhl Gasy niarahako io a!!) indray aza no hitako miseho ho sarotiny,indrindra fa tsy de milay izay izy, aoka fotsiny, aleoko tsy misy! ha!ha!ha!ha!
22. 3188
(
02/03/2011 14:07)
bazylou:na mainty na fotsy tsy hitako izay mahasamy hafa azy.samy afaka mikanja daholo kou inona no blem.
amin'ny fomba tsy miangatra ary fijery tsy mitongilana ary fo madio,
valio ity fanontaniana ity.
" ianareo vehivavy malagasy na lehilahy malagasy ve sahy manam bady mainty hoditra kokoa noho ianareo????""( afrikanina, andevo, ..........)
Raha ny firazana ataloh ano jerena dia tandremo fa misy andevo fotsy an
24. arialy
(
03/03/2011 11:21)
misy iany aloha ny olona mody miteny oe tsy manavaka fa tena manavaka, manana namana aho, tadidiko, taloha rehefa miroky izahay dia ozy hoe za koa ampianaro fa mahafinaritra, milaza fa ny vezo manja sns, dia nianatra kely teny izy, nefa remarqueko fa isaky ny mifanena amin'ny ankizy avy any antsimo(tuléar, fort dauphin sns) izay tany nahalehibe ahy, dia mikentrona be foana izy ary milaza fa maika tampoka dia mahavatra manakana taxi mihitsy, taty aoriana nanotaniako, dia ozy hoe mainty loatra ny naman ndry dia tsy tiako ny milahatra amin'ireny, tezitra aho dia najanoko mihitsy ny fifankahitanay, fa tena misy ny mihatsara ivelatsihy, mody oe tia, mahafinaritra sns nefa au fond mankahala sy manavaka .
26. AndriambyII
(
03/03/2011 22:29)
Efa voamarika @ boky nokilasiana ho masina eran-tany ny tantaran'andriana sy mpanjaka ary ny andevo sy ny sisa . Ary tsy hahaova ny tantara isika ankehitriny na inona atao na inona Misy rirany ihany ny tenin' ny namana teo ambony hoe " ny fisainana ihany no manandevo ny olona en fin du compte , nefa tsy azo hamaivanina ny sasany izay nampihantra ny principe du conservatisme toa ny ankabeazan' ny fianankaviambe valo nisy tao Mada hatr@ fahagola . Tsy hampiato ny fisiany ny tranga sy fanovana tadiavina hatao mbola voizin' ireo firenena matanjaka tsy nanaiky ny hamela ny tombontsoany t@ ireo tany voazanaka taloha , fa dia rehefa fifanarahana vita sonia dia tsy maintsy hajaina izany raha te ho olombelona .Ny salan'isa azo aroso momba ny atao hoe tena taranaka mpanandevo olona eran' izao tontolo izao , raha te hahalala isika dia tadidio fa notenenin' ny mpaminany nalaza taloha fa 1/3 'ny olombelona dia izy avokoa . Ka tsy hitako hoe ahoana no ipetrahan' ny olana , fa misy marina ny lohateny napoitra hoe misy vintana mamohehatra ny fanambadiana taranaka olona nandevozina .Nefa na dia izany aza "Crime contre l' humanité " no tian' ny sasany ho voizina @ ilay impact historique humaine . Mba iza re no nanandevo ny razambenay taloha é ? Olona be saina sy mafy loha ary mafy hatoka sy mafy daka ary tsy nanaiky ny hiara-monina t@ mpiavy , fa naleon' izy ireo nanao ny rafitra lova tsy mifindra ?
Heureusement , @ izao fotoana izao , na Japoney aza misy tafiditra @ fianankaviana .

27. vale
(
04/03/2011 15:37)
_andrymill aaa! tahola no nisy izany eee, efa vanim-potoana hafa indray izao ny hiainantsika, raisiko ohatra fotsiny ny tantaran'ny razamben'ny papako izay Andriana, anefa hiomehezan'ny ol enao raha mitantara izany e, zavatra efa tsy misy izany intsony izao. Ny fisainana no mitondra an'io tena manamafy koa za eto, fa ts ny classe sociale misy lé oul, ny fihodirana iny moa tsy lazaina intsony satria tsy nanavahana fihodirana ny maha_ andevo na tsia, rehefa esclave dia esclaves , mais bon!!!
28. Dan23
(
05/03/2011 09:35)
tsis safidy io zareo fa zay nomen'A/tra tiavina na inn fihodirany na inn,sad ts itanareo nga le oe"Aime celui qui t'aime mais pas celui que tu aime l'amour"
29. AndriambyII
(
10/03/2011 15:01)
Fanitsiana " aime celui qui t' aime , mais pas celui que tu aimes d' amour " point à la ligne .
Ny taranak' and... ve mba mahafantatra izany hoe fitiavana marina izany ?

30. vale
(
10/03/2011 16:32)
eeeeeehhh ben!!!!!!!! taranak'in hoe?!! aiza koa no hisy olombelona tsy hahalala fitiavana marina izany, ny gangsters ireny aza mba manambady ary misy mpitia eny foana kouh! mdrrrr!
aime celui qui t'm non pas celu ke tu aimes: ka io sarotra be anie rehefa amoureuse(eux) izay enao ny sentiment tsy azonao sakanana, raha mba afaka nobaikona moa io sentiment io reoul nanin?!! na dia fantatra tsara fa: "ireo izay tia anao mampiomé anao fotsiny, fa izay tinao kosa no mampitomany"; hummmm...c'est la vie.

31. AndriambyII
(
10/03/2011 16:49)
OK !!! je vois dans quelle situation ou on est à propos de l' amour ici !!
Bonne merde a tous !!
Bonne merde a tous !!
35. AndriambyII
(
14/03/2011 09:59)
Nonnn !!çççààà me fait pleuuurrrrer !!ouiinnn ! ouiinn ! ouiiiiiiiiiinnnn !!! ha ha ha !
36. mirananirina
(
14/03/2011 10:24)
vale:
_andrymill aaa! tahola no nisy izany eee, efa vanim-potoana hafa indray izao ny hiainantsika, raisiko ohatra fotsiny ny tantaran'ny razamben'ny papako izay Andriana, anefa hiomehezan'ny ol enao raha mitantara izany e, zavatra efa tsy misy izany intsony izao. Ny fisainana no mitondra an'io tena manamafy koa za eto, fa ts ny classe sociale misy lé oul, ny fihodirana iny moa tsy lazaina intsony satria tsy nanavahana fihodirana ny maha_ andevo na tsia, rehefa esclave dia esclaves , mais bon!!!
Vale.mety tena 1 fasana isika na mifanakaiky an.ny anay zany moa hoe tsy azo idiran ambaniandro sy andevo ny fanasana.nefa ry zareo manambady ambaniandro daholo isan izany bebenay.fa tena tsy nalevina tany izy an.nalevina tao Tana.nahagaga tokoa noho ny fandrarana ve sa hambo po.
37. vale
(
14/03/2011 12:30)
miramirana> probablement oui, fa sady kely ihany anie ny toerana nihaviantsika io e, fa ny andry dada indray nataony hoe: "tsy mialon-jafy" ny fasandrazana, hi hi hi, fa izy aloha dia taranak'andriana, ny anaran'ny zandrinay lahy aza mbola nampitondrainy ny anaran'ireo razany taloha oe: Andriambola, fa tena tsy tian'i razandry io anarany io noho izy tranainy, dia mbola manamafy ny voalazako tamin'i Andryambyll za oe efa taloha izany fa izao efa tsy izany intsony, hi hi hi!!!
38. AndriambyII
(
14/03/2011 18:33)
Tsy haiko aloha na izaho no trop parano na aôna , fa misy fomba betsaka ohatr' izany tsy maintsy narahina @ ity resaka firazanana ity ary zavatra tena voaporofo hita maso ny fiantraikany aty aoriana ry zareo a !!
39. ravonjison
(
16/03/2011 20:20)
Efa voalaza tetsy ambony daholo angamba ny zavatra manandanja rehetra, ka ezahino ho fintipitinina ny anjara-birikiko eto.
1- Ny hoe andevo, andriana , hova dia rafitra noforomporonina tany aloha tany fa tsy voajanahary velively. Tombotsoa ara-toekarena sy ara-pahefana no nahatonga ireo antokon"olona sasany hamorona azy io tany aloha tany.
2- Io rafitra io dia nisy eran"izao tontolo izao: Eoropa, Asia, Afrika ... I Amerika ihany no tsy nisy ny rafitra Andriana-Hova-Andevo, saingy ireo andevo tany dia andevo naondrana.Noho izany dia ny teny hoe andevo dia tsy midika hoe mainty hoditra velively. Izay anefa no matetika no fahazoantsika azy any Dago.
Misy tokoa ny andevo fotsy hoditra :
ohatra 1: rehefa avy niady ny firenena eoropena roa tany aloha tany dia lasa andevo ireo olona sasany avy amin"ilay firenena resy.
Ohatra 2 : ireo jiosy voababo tany Babilona dia lasa andevo tany .
Tsy voatery isika hoe ny ao Dago fotsiny no jerena, fa mba tokony hatao lavitra kely ny fijery.
Io rafitra io anefa dia namela tarazoka lehibe tokoa teo amin"ny fomba fisainan"ny olona tsirairay, ary namela vokadratsy tokoa teo amin"ireo izay tafiditra tao amin"ny antoko andevo. Ireo andevo ireo mantsy dia tsy nanana zo ary koa tsy azony natao ny mba manatsara ny fiainany, fa ny manompo ihany no azony atao
Ka raha hiverenako ilay fanontaniana etsy ambony hoe : " Maha male chance ny manambady andevo?
Ny valinteny dia : ENY, mahatonga fahasahiranana tokoa ny manambady andevo. Tsy ny andevo rehetra anefa, ary koa miankina amin"ny hoe aiza ireo mpivady no hipetraka.
Ny antony moa dia ity : ireo taranaka andevo dia tsy mba nanana harena, tsy mba afaka nianatra, sns...amin"ny ankapobeny : tsy manan-katao . Noho izany , ho an"ny olona mba te hanatsara haingana ny fiainany dia olana tokoa izay.
Izany no mampiahiahy ny Ray aman-dRenin" ilay ranamana.Araka ireo voalazako ireo dia mi-comprendre ilay Ray aman-dReny aho.
Raha hipetraka any amin"ny tanana kely feno olona mbola manana fomba fisainana tranainy, tsy dia misy loatra ny asa, tsy misy koa ny hetsika isankarazany azo atao, dia manahy mafy aho fa mety ho avy tokoa ilay " male chance"
Raha hipetraka any amin"ny tananan lehibe , Ohatra New York, ny olona any tsy te hahalala izany andevo izany fa ny fahaizanao ihany no hitsarana anao, ary betsaka koa ny hetsika azo atao( miana-tena sns....), dia tsy hisy akony akory ilay hoe andevo.
Noho izany dia mila fieritreretana be ihany ilay izy. Raha nanambady andevo izany ilay ranamana dia tokony ho fanatany sy jereny tsara ny " obstacles " miandry azy.Azo sorohina deny mialoha mantsy ny ankamaroany.

40. soanja
(
17/03/2011 02:02)
Tsy disoako mihitsy ny hevitr'i Ravonjison kanefa kosa eo amin'ny resaka hoe "chance" no tsy ekeko. Ilay hevitra hoe " male chance" amiko dia entina handemena ilay olona.
Isika rehetra dia vokatry ny safidin-tsika eo amin'ny fiainana ary isika koa no mpanoritra ny lalana alehantsika raha tena haintsika ny mandamina izany mifanaraka amin'ny fikasan'Andriamanitra dia tsy inona fa ilay fitiavana lehibe, marim-po ary mpameno izay banga na mpamaha olana.
Isika olombelona tokoa mantsy dia isan'ny malemy rehefa iharan'ny fandemen'ny atidohan'ny sasany. Misy olombelona mora ajedakin'ny hetraketraky ny sasany. Misy koa anefa mpiady mafy. dia eo amin'ny ahafantsika manomana izany fiainana atrehana izany sy izay momba antsika no ho andevo isika na ho mpanjaka. Noho izany dia zava-poana izay hoe "obstacle" raha vonona hiatrika zavamisy ary hamaha olana ny olona iray. Tsy hipetraka ny fandemen-tsaina sy ny fefin'ny manodidina.
Fefy napetraky ny manodidina ny hoe " ratsy vintana sy ny hoe tsy ho vanona" Izy moa ireo no handahatra ny momba anao? Ianao dia ianao no mahalala izay hahasoa anao.
Zavatra iray monja anefa no fitaovana ilaina dia ny fahafahan'ilay iray mahalala fa olon'afaka izy.