Mandriaka ny rà ,aloan'ny hatongavan'ilay Antikristy sy ilay Nouvel Ordre Mondial!!
21. AndriambyII
(
10/03/2011 12:57)
Ny @ io antechrist io aloha dia tsy mba nampino ahy velively hatr@ izay ny fiverenany. Raha toa ka hisy izany , tokony t@ epoque de JC no nipoiran' ny sangan' asany , ary nitohy nanaraka ny tantaran' ny zanak' olombelona !!
22. lagoon
(
11/03/2011 18:09)
vale,
misoratra ao @ Baiboly,Coran ary Thorah ny momba azy.
efa nahita azy daholo isika ary mahafantatra ny tantarany.
hiseho vahoaka @ volana Aprily ilay AntiChrist,fa tsy mbola misy mahalala fa izy ilay AntiChrist.

23. Fox40
(
16/03/2011 09:48)
AndriambyII:mpaminany Sandoka ny anao e
Raha izao no fandehan ' ny tantara dia tena mpaminany marina i Nostradamus . Nilaza izy fa aorian 'ny 3 G vao hisy fihatsarana ny fiainan-janak' olombelona .
24. AndriambyII
(
17/03/2011 09:11)
Fox 40 ! ha ha ha ! na sandoka aza izy , ny blem dia efa heno tsy satry izay nosoratany . Ka inona no azo atao na dia nandainga aza izy ? Betsaka ny mino izay nolazainy .Mahantra ny olombelona é !!
25. varygasy
(
24/03/2011 19:10)
samy manomana ny azy na Andriamanitra na ny anti-christ.
Ny anti-christ sy ny olony dia manomana ny hifehezana sy hitantanana izao tontolo io ilay "nouvelle ordre international".Etsy ankilany kosa Andriamanitra dia manomana ny olony @ fiavian'i Jesosy Kristy sy/na ho fiarovana azy @ anti-christ sy ny olony" ho fizahan-toetra izay olona monina ambonin'ny tany".
Misaotra anao ry " niryna " hitako tokoa fa sady mahalala ny tenin'Andriamnitra ianao no maharaka ny zava-misy maneran-tany. Ny angatahiko aminao dia mba andefaso vao2(zavamisy aneran-tany) mifandraika @ fampianarana tenin'Atra aho raha azo ato. (rakotoarisoajeanpaul30@yahoo.fr)Merci