Mandriaka ny rà,aloan'ny hatongavan'ilay Antikristy sy ilay Nouvel Ordre Mondial!!

1. lagoon ( 22/02/2011 21:44)
Lybie,Yemen,Barhein...teo Egypta,Tonisia...efa mananontanona i Iran,Rwanda,Cote d'Ivoire,Chine,Djibouti,Gabon,....manomboka misy fiantsoana hikomy koa any Etazonia...
Madagasikara koa efa hipoaka ny sarom-bikany!
Betsaka ny mieritreritra fa tena fikomiana ireto mitranga etsy sy eroa,nefa raha tena dinihina dia ilay tetika Satanika nomanain'ireto Illuminatis sy Franc-maçons mba hahatongavan'ilay Antikristy aingana sy ny hananganana ilay Nouvel Ordre Mondial.
Mi-accélerer ny zavatra hitranga ireto Illuminatis.Inona no mahamaika azy?

Ny rà mandriaka,ny vahoaka mijaly,ny vidim-piainana midangana daholo n'aiza n'aiza.Mitaky rà ilay Antikristy,hatraiza ny fetra?
Fitaovana foana ny madinika raha tena dinihina,efa nazava hatry ny ela anefa ny tetik'ireo!!
novalian'i varygasy ny 24/03/2011 19:10
2. AndriambyII ( 23/02/2011 07:29)
2012 ??
3. lagoon ( 23/02/2011 13:00)

AndriambyII:

2012 ??

betsaka ny nanankihana sy nilaza fa ny finoanoam-poana izany.
ankehitriny anefa dia miroso @ 2012 ny toe-draharaha rehetra,vao maika hisy herisetra sy gidragidra eran'ny vazan-tany efatra.
ny illuminatis anefa toa mi-courcicuite ny plan'Andriamanitra,mananfaingana ilay ady lehibe na armagedona.
nandefa sujet aho tetsy ambany momba ilay 4eme cavalier de l'apocalypse,tsy fantatro na IDS na ahoana fa mitohy ilay scenario ankehitriny.
ary aza gaga ianareo raha hirodana ny mosquee al-aqsa ao jerosalema fa maika hanarina ilay tempolin'salomona ny sionistes ary ao no hanjaka sy hipetraka ilay Antikristy.
ny zavatra hafa koa anefa dia tsy tafavoaka @ krizy ekonomika t@ 2008 iny dia mitady hanapoaka korontana sy ady lehibe vaovao indray mba hi-relancer na ny ekonomia.ny krizy t@ 1929 moa iny dia niafara t@ niakaran'i hitler sy ny habibiany ka mety scenario toy io koa no miverina ankehitriny.ka ny tanjony dry leirony raha izay dia ny hanafika an'iran sy haka ny petrole bobaka be.
4. sylvain ( 23/02/2011 14:10)
2012 aza adino ihany koa ny loza ara-boajanahary ny horohoro-tany farany teo tany Nouvelle-zélande! sy ny sisa rehetra mety mbola ho avy.
5. rijadolly ( 23/02/2011 17:43)
Tsy taitra tsy maika kanefa tsy tara izay mino

ROMANA 8: 28 Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo,


MARKA 13 : 1 Ary nony niala teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Mpampianatra ô, akory re ireto vato sy rafitra ireto!2 Ary Jesosy nanao taminy hoe: Hitanao va ireto rafitra lehibe ireto? Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.3 Ary raha nipetraka teo amin'ny tendrombohitra Oliva tandrifin'ny tempoly Izy, dia nanontany Azy mangingina Petera sy Jakoba sy Jaona ary Andrea hoe:4 Lazao aminay: Rahoviana no hisy izany? Ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany rehetra izany?5 Ary Jesosy nilaza taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.6 Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Izy, ka maro no ho voafitany.7 Ary raha mandre ady sy filazana ady hianareo, dia aza matahotra; tsy maintsy hisy izany, nefa tsy mbola tonga ny farany.8 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana ary hisy horohorontany any amin'ny tany samy hafa sady hisy mosary; izany ho fiandohan'ny fahoriana.9 Fa mitandrema hianareo, fa hatolotra amin'ny Synedriona sy hokapohina ao amin'ny synagoga ary hitsangana eo anatrehan'ny mpanapaka sy ny mpanjaka noho ny amiko hianareo ho vavolombelona aminy.10 Ary ny firenena rehetra tsy maintsy hitoriana ny filazantsara aloha.11 Koa raha mitondra anareo hatolotra izy, dia aza manahy rahateo izay holazainareo; fa izay teny homena anareo amin'izany ora izany no ho lazainareo; fa tsy hianareo no hiteny, fa ny Fanahy Masina.12 Ary ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho amin'ny fahafatesana, ary ny ray hanolotra ny zanany; ary ny zanaka hitsangana hanohitra ny rainy aman-dreniny ka hahafaty azy.13 Ary ho halan'ny olona rehetra hianareo noho ny anarako; fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.14 Fa raha hitanareo mitsangana amin'izay tsy mety hitsanganany "ny fahavetavetan'ny fandravana"(Dan.12.11.9.27) (aoka hisaina izay mamaky izany), dia aoka handositra ho any an-tendrombohitra izay olona any Jodia.15 Ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony.16 Ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.17 Ary lozan'ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin'izany andro izany!18 Fa mivavaha hianareo mba tsy ho amin'ny ririnina izany.19 Fa amin'izany andro izany dia hisy fahoriana izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan'Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao, sady tsy hisy intsony.20 Ary raha tsy nohafohezin'ny Tompo izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy, izay nofidiny, dia nohafoheziny izany andro izany.21 Ary amin'izay raha tàhiny misy olona manao aminareo hoe: Indro, ety Kristy, na: Indro ery; aza mino hianareo.22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana,ka haneho famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao izany.23 Fa mitandrema kosa hianareo; indro, efa voalazako taminareo rahateo ny zavatra rehetra.24 Fa amin'izany andro izany, raha afaka izany fahoriana izany, ny masoandro hohamaizinina, ary ny volana tsy haneho fahazavana,25 ary ny kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin'ny lanitra.26 Ary amin'izay ny Zanak'olona dia ho hita avy eo amin'ny rahona amin'ny hery lehibe sy ny voninahitra.27 Ary amin'izay dia haniraka ny anjely Izy, ary hanangona ny olom-boafidiny avy amin'ny vazan-tany efatra hatramin'ny faran'ny tany ka hatramin'ny faran'ny lanitra.28 Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy; Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny loha-taona.29 Dia tahaka izany koa hianareo, raha vao hitanareo fa tonga izany zavatra izany, dia aoka ho fantatrareo fa efa akaiky eo am-baravarana Izy.30 Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy mba ho lany ity taranaka ity mandra-pahatongan'izany rehetra izany.31 Ny lanittra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.32 Fa ny amin'izany andro na ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjely any an-danitra, ary na dia ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany.33 Mitandrema, miambena,ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana.34 Izany dia tahaka ny olona nandeha hivahiny, izay nandao ny tranony ka nanome fahefana ny mpanompony, ka samy notolorany ny raharahany avy, ary ny mpiandry varavarana dia nasainy niambina tsara.35 Koa miambena hianareo, fa tsy fantatrareo izay andro hihavian'ny tompon-trano, na ho hariva, na ho mamatonalina, na maneno akoho, na ho maraina.36 fandrao avy tampoka izy ka mahita anareo matory.37 Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin'ny olona rehetra koa: Miambena.
6. AndriambyII ( 23/02/2011 22:30)
Raha izao no fandehan ' ny tantara dia tena mpaminany marina i Nostradamus . Nilaza izy fa aorian 'ny 3 G vao hisy fihatsarana ny fiainan-janak' olombelona .
7. lagoon ( 24/02/2011 01:13)

Mahagaga tokoa fa "ChristChurch" no anaran'ilay tanana potika tao Nouvelle-Zélande!
Misy dikany ve izany sa pur hasard fontsiny.
Ny hasard nefa tsy misy amiko !
8. niryna ( 25/02/2011 16:06)

lagoon:


AndriambyII:

2012 ??

betsaka ny nanankihana sy nilaza fa ny finoanoam-poana izany.
ankehitriny anefa dia miroso @ 2012 ny toe-draharaha rehetra,vao maika hisy herisetra sy gidragidra eran'ny vazan-tany efatra.
ny illuminatis anefa toa mi-courcicuite ny plan'Andriamanitra,mananfaingana ilay ady lehibe na armagedona.
nandefa sujet aho tetsy ambany momba ilay 4eme cavalier de l'apocalypse,tsy fantatro na IDS na ahoana fa mitohy ilay scenario ankehitriny.
ary aza gaga ianareo raha hirodana ny mosquee al-aqsa ao jerosalema fa maika hanarina ilay tempolin'salomona ny sionistes ary ao no hanjaka sy hipetraka ilay Antikristy.
ny zavatra hafa koa anefa dia tsy tafavoaka @ krizy ekonomika t@ 2008 iny dia mitady hanapoaka korontana sy ady lehibe vaovao indray mba hi-relancer na ny ekonomia.ny krizy t@ 1929 moa iny dia niafara t@ niakaran'i hitler sy ny habibiany ka mety scenario toy io koa no miverina ankehitriny.ka ny tanjony dry leirony raha izay dia ny hanafika an'iran sy haka ny petrole bobaka be.
oddrry
inona no idiran'ny 2012 ? TSY MISY MAHALALA NY FAHATONGAVAN'ILAY KRISTY NA IZY TENANY AZA KOA MANINONA NO MINOMINO FOANA, AIZA RE NAREO IZANY E
Samy miambina fotsiny ,eny efa maneho fanambarana maro amintsika Izy noho ny fitiavana ka samy mibebaka andro aman'alina,mivavaha ireo fianakaviana mbola tsy mino na mbola variandriana amin'ny fahazaran-dratsy,izao velona izao ihany isika no mibebaka,mifona,mangataka famonjena fa rehefa maty Atra no hitsara.
Ny finoana an'i kristy no fandriampalahelemana ka aza matahotra rehefa mifikitra amiNy tokoa ny fiainanao,na izao aza no tonga izany dia efa manana Azy isika ok
9. niryna ( 25/02/2011 16:22)
lagoon:

Lybie,Yemen,Barhein...teo Egypta,Tonisia...efa mananontanona i Iran,Rwanda,Cote d'Ivoire,Chine,Djibouti,Gabon,....manomboka misy fiantsoana hikomy koa any Etazonia...
Madagasikara koa efa hipoaka ny sarom-bikany!
Betsaka ny mieritreritra fa tena fikomiana ireto mitranga etsy sy eroa,nefa raha tena dinihina dia ilay tetika Satanika nomanain'ireto Illuminatis sy Franc-maçons mba hahatongavan'ilay Antikristy aingana sy ny hananganana ilay Nouvel Ordre Mondial.
Mi-accélerer ny zavatra hitranga ireto Illuminatis.Inona no mahamaika azy?

ny zavatra mitranga amin'ny fiainana dia tsy tonga raha tsy ilay Atra no mamela izany

Ny rà mandriaka,ny vahoaka mijaly,ny vidim-piainana midangana daholo n'aiza n'aiza.Mitaky rà ilay Antikristy,hatraiza ny fetra?
Fitaovana foana ny madinika raha tena dinihina,efa nazava hatry ny ela anefa ny tetik'ireo!!

Tena tsy azoko ny tianao ho tenenina
Jereo ny tenin'Atra

Izy mampiposaka ny masoandrony amin'ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin'ny marina sy ny tsy marina.(Matio 5: 44-45 )
10. majesty ( 26/02/2011 07:31)
nyrina : zava-misy tokoa ireo lazainao ireo kanefa mbola tsy io ilay tena rà mandriaka, ireo voatanisanao ireo mantsy dia saika resaka politika no mahatonga azy, fa ilay ho avy dia resaka ara-pivavahana toy ireny t@ alin'ny st barthélemy tany France ireny e, fa andiany faharoa (araho ny tantara !!!)
11. lagoon ( 26/02/2011 21:08)

niryna:


lagoon:


AndriambyII:

2012 ??

betsaka ny nanankihana sy nilaza fa ny finoanoam-poana izany.
ankehitriny anefa dia miroso @ 2012 ny toe-draharaha rehetra,vao maika hisy herisetra sy gidragidra eran'ny vazan-tany efatra.
ny illuminatis anefa toa mi-courcicuite ny plan'Andriamanitra,mananfaingana ilay ady lehibe na armagedona.
nandefa sujet aho tetsy ambany momba ilay 4eme cavalier de l'apocalypse,tsy fantatro na IDS na ahoana fa mitohy ilay scenario ankehitriny.
ary aza gaga ianareo raha hirodana ny mosquee al-aqsa ao jerosalema fa maika hanarina ilay tempolin'salomona ny sionistes ary ao no hanjaka sy hipetraka ilay Antikristy.
ny zavatra hafa koa anefa dia tsy tafavoaka @ krizy ekonomika t@ 2008 iny dia mitady hanapoaka korontana sy ady lehibe vaovao indray mba hi-relancer na ny ekonomia.ny krizy t@ 1929 moa iny dia niafara t@ niakaran'i hitler sy ny habibiany ka mety scenario toy io koa no miverina ankehitriny.ka ny tanjony dry leirony raha izay dia ny hanafika an'iran sy haka ny petrole bobaka be.
oddrry
inona no idiran'ny 2012 ? TSY MISY MAHALALA NY FAHATONGAVAN'ILAY KRISTY NA IZY TENANY AZA KOA MANINONA NO MINOMINO FOANA, AIZA RE NAREO IZANY E
Samy miambina fotsiny ,eny efa maneho fanambarana maro amintsika Izy noho ny fitiavana ka samy mibebaka andro aman'alina,mivavaha ireo fianakaviana mbola tsy mino na mbola variandriana amin'ny fahazaran-dratsy,izao velona izao ihany isika no mibebaka,mifona,mangataka famonjena fa rehefa maty Atra no hitsara.
Ny finoana an'i kristy no fandriampalahelemana ka aza matahotra rehefa mifikitra amiNy tokoa ny fiainanao,na izao aza no tonga izany dia efa manana Azy isika ok



Izaho ange tsy miteny hoe fantatro ny ora,ny daty ary ny segondra hivain'ilay Mpamonjy e.
Ny teneniko dia efa maro ny marika miseho fa hipoitra ilay ANtiKristy.
Ny AntiKristy noresahiko fa tsy ilay Mpamonjy.

Ary 2012 ange dia efa izao no manomboka e.MAndroso tsikelikely @ izany isika na tianao izany na tsy tianao.

Hisy fiovana Ere koa isika.Ere du poisson isika izao ary hiditra ére du Verseau.Eny na ny Baiboly aza dia nampandre antsika momban'io ére du Verseau io.Ho vita tsy ho ela ny ére du Poisson (na ére chrétien).

Izaho manokana aloa dia tsy matahotra izay hitranga eo e.
fa ny tiako ho resahina anareo dia tandremo voafitak'ilay AntiKristy ary fa efa hiseho vahoaka atsy ho atsy izy.
12. niryna ( 27/02/2011 05:23)

majesty:

nyrina : zava-misy tokoa ireo lazainao ireo kanefa mbola tsy io ilay tena rà mandriaka, ireo voatanisanao ireo mantsy dia saika resaka politika no mahatonga azy, fa ilay ho avy dia resaka ara-pivavahana toy ireny t@ alin'ny st barthélemy tany France ireny e, fa andiany faharoa (araho ny tantara !!!)
ny mpaminany dia efa manambara ny zava-miafin'ny fanjakan'Atra kanefa moa mino izany ny olona,tsia,mbola maro ny tsy mino noho ny mino.Ny tena zava-doza anie ry majesty dia ireo olona(manao politika fangalam-bola ny vahoaka ,manohana ny fiangonana kanefa feno fankahalana an''Atra-fanahin'i anti-Christ- ny fanahiny hoy aho fa tsy ilay anti-Christ akory an, toy ny fanahy maloto mivenjivenjy eny rehetra eny, fa mbola tsy tonga izany fa mbola vao fiandoham-pahoriana izao:ny fianakaviana hifampirafy,hihamangatsiaka ny fifankatiavana,ho tia vola ny oloha ,ho tia tena,hankahala ny marina fa tia ny ratsy sns ,mila mitandrina isika,vakio ny baiboly ary mangataha ny fanahy masina hanazava antsika ny zava-miafina mba tsy ho voafitaka ( aza mino ny fanahy mamitaka hoy kristy) .Efa fantany izany fa ho avy tokoa.
13. niryna ( 27/02/2011 05:36)
lagoon:

Izaho ange tsy miteny hoe fantatro ny ora,ny daty ary ny segondra hivain'ilay Mpamonjy e.
Ny teneniko dia efa maro ny marika miseho fa hipoitra ilay ANtiKristy.
ka izay no hitenenako hoe mihomana,miambena,mibebaha isan'andro isan'andro ary mangataha famelankeloka amin'Atra ary ,mamela heloka izay rehetra nanao ratsy tamintsika na nanaovantsika ratsy.
Tolona amam-bavaka ny fiainana,iza no mahita fa fampitandremana omeny ny firenentsika minomino foana koa izao fahantrana mihantra ny firenena izao:fitiavantena,fisolokina,fangalarana.Na inona mitranga amin'ny fiainana:moa ve isika mino ny teny izay nampitondraiNy sa na ny diakonina,ny pasitera,ny olon'Atra dia mangalatra vola ao am-piangonana? moa ve isika dia voatariky ny fakam-panahy ka manaonao foana noho ny fahantrana fa tsy maharim-pery? fitsampana,fitsampana ho antsika tsirairay izany
ny firenena mihizingizina manao an'Atra ho tsy izy,Atra ve mamaly ratsy ny ratsy,hatramin'ny taranaka aman-dimby?
Moa ve isika mivavaka alahady kanefa mangalatra akoho alatsinainy sa mitazona ny fahamarinana ka sahy manao vy very ny ainy tsy hamitaka ny mpitondra fa andeha amin'ny fahamarinana( isika rehetra io)
Izay natokisana tamin'ny kely indrindra dia ho hatokisana amin'ny lehibe indrindra: mbola ao anatintsika ve ilay fitiavan-tena: ho ahy,ho entiko mody ity ,na zavatra kely ao am-piasana aza dia ho entina mody tsikelikely( zava-misy io) hatokisana amin'ny kely indrindra ka dia ho hatokisana amin'ny lehibe
Mbola maneho ny fitiavany amintsika isan'andro Atra ary mbola mitaona antsika hibebaka hivily amin'ny fahazaran-dratsy isan-karazany.Tsy mora fa dia mangataka ny fanahy masina ary mino ilay Nahary antsika,,mangataka ilay Mpamonjy antsika mba omeny ny fanahy masina mba Hanamasina antsika ho afaka amin'ny ota rehetra ka hitodi-doha hiverina amin'Atra

14. niryna ( 27/02/2011 05:47)

lagoon:


Ny AntiKristy noresahiko fa tsy ilay Mpamonjy.
dia inona ary no tianao ho tenenina aloha hoe antikristy ary iza izy ireo?
ny fiangonana,na vondrona rehetra ka tsy mino an'ilay kristy ho tompo sy mpamonjy ary indrindra indrindra tsy mino azy fa Atra izy dia efa manohitra ny teny izany no tenenin'ny baiboly avokoa : Izay tsy miaraka amiko dia manohitra Ahy hoy ny Tompo

Ary 2012 ange dia efa izao no manomboka e.MAndroso tsikelikely @ izany isika na tianao izany na tsy tianao.
ka izay no antony nitenenako hoe mila mitandrina isika tsy hinohino izao teny nomen'ny olona rehetra izao,maninona ny 2012? koa maninona raha izany dia manomboka manaova fiainana fa saa tsy mahavita? aza minomino foana ary ny fizarana ny tenin'Atra dia saro-pady satria mila mitandrina isika tsy amahan-dahatra ny olona.
Raha tonga tokoa moa ilay fotoana ,moa ve ho betsaka ny ho voavonjy? raha tsy tonga ilay fotoana moa ve nahatsara ny olona ny nanomezana ny daty? ka na ny volontsika aza tsy mahay manova azy ho fotsy koa maninona no manaiky hamahan-dalitra ny olona(Hifonako fa mpitondra fivavahana iray izay efa noteneniko teto ny anarany no niteny io ary 1993 no noteny an'io ary hatramin'izao hitenenako izao izy dia mbola mandresy lahatra ny olona.Izao indray izy dia miteny hoe 2012:" ho voatoraky ny voatabia eo io rangahy io ary ho be ny mpino no ho voafitaka satria na izy tenany aza dia anisany nino an'Atra ary ankehitriny voatariky ny fanahy maloto ka namitantena kanefa mampianatra ny tenin'Atra ary dia mampiana-diso ( tsy misy afaka manampy na manala ny tenin'Atra isika ) fa izay manao izany dia mamita tena ary mampandainga an'Atra ka miampanga ny tenany ho marina
15. niryna ( 27/02/2011 05:52)

lagoon:


Betsaka ny mieritreritra fa tena fikomiana ireto mitranga etsy sy eroa,nefa raha tena dinihina dia ilay tetika Satanika nomanain'ireto Illuminatis sy Franc-maçons mba hahatongavan'ilay Antikristy aingana sy ny hananganana ilay Nouvel Ordre Mondial.
dia eto indray aloha dia mba zaraiko ny hevitro : ahatongavan'ilay antikristy aingana: fa iza no mandidy,iza no manapaka? an'iza ny fahefana? moa vitan'olombelona ve ny hanajanona ny tany tsy hiodina na ny masoandro tsy hiposaka na hiletika na ny kintana sy ny volana tsy hibaliaka?
Iza no nahary ny tany sy ny lanitra moa tsy ilay Atra telo izay iray va?
Moa misy zavatra tsy vitan'Atra va? koa nahoana no mihevitra fa ho tonga aingana ireo antikristy? diniho kely anie e,vakio ny tenin'Atra ary mangataha manndrakariva ny fanahy masina mba hanokatra ny masom-panahintsika tsy hinohino foana
16. niryna ( 27/02/2011 06:00)

lagoon:


niryna:


[quote=lagoon]

[quote=AndriambyII]
2012 ??


nandefa sujet aho tetsy ambany momba ilay 4eme cavalier de l'apocalypse,tsy fantatro na IDS na ahoana fa mitohy ilay scenario ankehitriny.
ary aza gaga ianareo raha hirodana ny mosquee al-aqsa ao jerosalema fa maika hanarina ilay tempolin'salomona ny sionistes ary ao no hanjaka sy hipetraka ilay Antikristy.

aleo izay hipoitra hipoitra fa raha Atra no manakana dia tsy hisy ahavita izany,raha mitsangana ilay izy dia Atra mahalala ny antony ka amiko tsy misy olana izany fa ilay hoe moa ve mino ny teny izay nampitondrana ny olona,mamaky ny tenin'Atra mba tsy hisy hamitaka,mino ilay Atra velona namonjy antsika tamin'ny fatotry satana,manaiky fa ny fanahy masina no miasa ato anantin'izay mino ny mpamonjy
Moa ve mamela heloka isika ary miezaka ny hanova fo sa dia tahotra sy fihainona teny etsy sy eroa hampisavoritaka ny finoantsika ?


ny zavatra hafa koa anefa dia tsy tafavoaka @ krizy ekonomika t@ 2008 iny dia mitady hanapoaka korontana sy ady lehibe vaovao indray mba hi-relancer na ny ekonomia
izay no noteneniko hoe isika no be siasia ary manao an'Atra ho tsy misy ka mitsambiky mikimpy,naninona no tsy nipoaka izany 2008 izany? satria Atra no manana ny fandaharana rehetra ka izay rehetra mino azy tsy tokony hatahotra na hanana ahiahy

ny krizy t@ 1929 moa iny dia niafara t@ niakaran'i hitler sy ny habibiany ka mety scenario toy io koa no miverina ankehitriny.ka ny tanjony dry leirony raha izay dia ny hanafika an'iran sy haka ny petrole bobaka be.
tsara ny mizara ny tenin'Atra eto fa indraindray tena tsy any mihitsy !!!!!!!!!
17. vale ( 03/03/2011 14:45)
2012 !!????? ....f'angaha tsy hoe ho avy toy ny mpangalatra i Jesosy?! @_@
18. AndriambyII ( 06/03/2011 00:22)

vale:

2012 !!????? ....f'angaha tsy hoe ho avy toy ny mpangalatra i Jesosy?! @_@


Probabilité de theorie scientifique aloha no tena mitombina @ io Vale . Mila manao mise a jour sur le point perceptionel hatr@ farany izay tsy mino ! Raha atao ny evaluation ' ny temperature fotsiny dia tokony efa hahatratra 40 degre ny hafanana nanomboka t@ 17 siecle .Ny fahatongavan ' ilay tary berevy dia efa voavinanin-dry zalahy ankolaka ihany koa ! Saingy ny daty no tsy mety mifanandrify foana . Mahavalalanina ny fiainana !
19. rijadolly ( 06/03/2011 18:24)
Ohatry ny hanome fanotaniana kely hoe za raha azo atao.

Ilay Faminanihana (JK) ve no manamarina ilay fanadiadiana sa ilay fanadiadiana no manamarina ilay Faminanihana?
20. vale ( 08/03/2011 16:03)
Andriam> raha ny resaka sciences aloha tena mitombona io faminanina 2012 io, dia le oe indray ho tonga toy ny mpangalatra, tsy fantatra intsony izy ity a, aleo ian mitandrina ngamba, hihih

Fa hono oà eee, dia ahoana no ahafantarana io anti-Christ io?! hihihiiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083