Ravalomanana interdit d'embarquement (19/02/2011)

1. Noue ( 19/02/2011 20:02)
novalian'i andrywui ny 22/02/2011 10:19
2. raherigna ( 21/02/2011 14:23)
fa lery alou mbola bôgôsy a!!
3. milamm ( 21/02/2011 16:52)
slt noue sy ny mpisera ka fanamby tsy maintsy tanterahany aloha ny fahatongavany efa fantany fa tsy amelarana tapis mena maimaipoana izy raha tonga eny ivato fa tonga de hidoboka any @ residence surveillee, ka gaga za raha naheno Atoa Ravalomanana oe tsy napoiziko iny e sy tsy rariny...dia minomino fahatany izy raha ny nandroaka azy aza vitany ireo fat ka hiverina fotsn @ zao tsy tafa e, ilaina nefa ny fifandanjankery eo @ fitondrampanjakana na ny mpomba na ny mpanohitra mba ahafahana miaramanapaka fa tsy anjakazakany hevitra tari-tokana(unilateral)
anantanterahany ny fikasan-dratsy ireto mpampiasa ny mpitondra afrikana ireto, ary ao anatin'io fifanarahana vaovao ny firenena 50 voaasa eraky afrika io afatsy isika( 25e sommet fransafrika nice 31 mai-01 juin 2010)nefa tsy lavitra izany no tetika manaraka avelatry frantsa antsika

http://www.elysee.fr/president/international/visites/afrique/xxveme-sommet-afrique-france/xxveme-sommet-afrique-france.9027.html
4. milamm ( 21/02/2011 17:20)
aleo hiverina Atoa Ravalomanana na i deba dia ho hita eo marina izay ankasitrahany olona alohany hanaovana fifidianana na olomboafidy @ antenimiera na filohampirenena samy tokony voaaro ny zo fototra ananan'izy ireo @ maha-filoha nitondra teo aloha sy olompirenena iara midinika @ fikarakarana ny fitantanana ny governemanta tetezamita mpanatanteraka ny lamina sy rafitra momba ny lalampifidianana, karampifidianana sy ireo pitsipitsiny anjakany mangarahara satria raha tafajanona @ zao famoretana lava izao io dia ho fongana gaboraraka i Madagasikara. Ao anatiny izany fifanarahana nataony ireo filoha 50 isa sy sarkozy ary mpandraharaha afrikana 150, frantsay 80 no notsongaina ireto andalantsoratra oe hatraiza marina ny tetiky frantsa sy ireo filoha afrikana saribakoliny toa an'i lavanify, tsoaka nalaina oh t@ fihaonany sommet fransafrika ny mai-jun 2010 matoambaovao avy tany Elysee t@ iny

Le Président (sarko) co-préside trois réunions à huis clos avec tous les chefs d'Etat et de gouvernement sur les enjeux majeurs du XXIème siècle :
Les débats ont porté sur trois enjeux :

- Le soutien de la France au système africain de sécurité collective
- La coopération face aux menaces transnationales (terrorisme, piraterie, trafic de drogue)
- La prévention et la résolution des crises institutionnelles sur le continent africain

Le Président de la République a annoncé que la France consacrerait 300 millions d'euros sur la période 2010-2012 pour former les soldats africains aux opérations de maintien de la paix, afin qu'ils puissent assurer eux-mémes la sécurité du continent à l'avenir.
i bazy ngamba sisa no faly @ hevidratsy tsy mahasoa otranzany lol,

5. andrywui ( 22/02/2011 10:19)
kayyyy... mapalaelo i dada ato zany kleee !... ka ny hadalany iany ane no nahavoa azy otran'io e !

----raha mba :tsy ni monopolize n- zao ny fihariana teto amin tanana
----raha mba :tsy nagadragadra olona fahatany i dada (zao ty nifoteran'ny nataony)
raha mba:tsy nalainy aby ny tanin'oul tsaratsara rehetra eran'ny madagascar
raha mba:tsy n'annoncén- ho ren'ny vahoaka malagasy fa ho amidiko ny 1/3 n'i M/car
raha mba:tsy nilalao ody ratsy tao andapa izy
raha mba :tsy namono oul bobaka be teo A/tsorohitra izy
raha mba :.... sns bobaka be reo adalany sy fahotany de otrizay isika zanany mbola niriaria niaraka tam dada teto iany ... hira iray ho atsika zanany ary ::
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3735