hin hin hin hon hon hon her her her

1. andrywui ( 19/02/2011 12:52)
aiza rabazy a !

asio champagne kely bazily fa annif -ko anie androany e

ny kdo d'annif ko ? hitaingina roplann ho any AFRIQUE DU SUD aho
novalian'i andrywui ny 22/02/2011 09:52
2. andrywui ( 19/02/2011 14:07)
ooouuiinn ,oiiiuuuinnn !! sssniiifff !! snnniffff!!



kahk ! kaaahhhkk !! ooouiiinn , ooouuiiinn ,, sssnniiff ssnnniiiff !


her her her her
3. rijadolly ( 19/02/2011 15:57)
Maro ny lesona azo avy amin' fisehon-javatra androany 19/02/11

Aoka handini-tena ny tsirairay fa miazakazaka mankany amin' fisaraham-bazana sy ny fankahalana ny fifamelana, ny fitetavana ny vahaolana iombonana, ny fialana ny krizy izay mitambesatra ny Malagasy madinika.

ary ny hevitrao mba taiza?
4. locl ( 19/02/2011 16:00)
aleo hanao foana eo e!

Fa Moubarak niseho nilay ary niala ihany nony farany, Frantsay efa godraka io no mba ni-histolevana eo.

Fa ny tena voamarina aloha dia mbola pour an-Dravalo ny 80% ny vahoaka an! Hita nivandravandra toy ny vay ankandrina iny
5. andrywui ( 22/02/2011 09:52)
oho locl ! .... tsy tananarivo no atao hoe vahoaka ry nagh roa fa i Madagascar donc na ny vahoaka iray manotolo teto a tananarive aza no tonga teny ivato de mbola 0,002 n'ny vahoaka eto madagascar zay angamba rah misy houi houi houi houi

tsisy ravalo miditra zany eto madagascar oa ! raha olokafa de yéé ekena fa i dada non !...
satria nisy vahoaka be matiny ,halatra volabe nataony , olona anahetsiny very asa , ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1356