didi-poitra

1. zouzou ( 19/02/2011 11:14)
manao ahoana daholo,
saika mba hanotany aho hoe aiza, iza no hafaka hanoro hevitra ahy. Mitady fomba fanaovana didi-poitra eto amin'ny région parisienne mba tsy handoavam-bola be. Efa notany fa toa lafo be satria chirurgie esthetique dia tsy remboursé ny sécu.
Misaotra mialoha
novalian'i arialy ny 16/03/2011 08:37
2. arialy ( 16/03/2011 08:37)
efa misy sujet momba anio ao ambanimbany ao
manantona médecin traitant nareo , dia angataho ordonnance na ( lettre) momba ny phymosis izy, ahafahana makany am urologue any am hôpital (maka RDV) , fa io sady remboursé hoy ny dokotera no tsy misy hafa amin'ny didipoitra ny résultat fa ny phymosis izany otry ny oe oblogation hoan'ny zaza tsy mety décaloténa, fa ny circoncision momba ny coutume dia izay no mahatonga azy ho tsy remboursé (sans l' avis du médecin traitant).
Dokotera mpitsabo anay no nilaza io tamiko ary betsaka hoy izy no manao io pratique io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0913