Jiosy i Pape Benoit 16,ary mbola betsaka ny ho voafitaka!!!

21. mirananirina ( 07/02/2011 10:46)

Jiosy i Pape Benoit 16,ary mbola betsaka ny ho voafitaka!!!



Zay angaha enao vao nafantatra fa Jiosy sy Musulman ny talohan'ny Kristianina!!Raha tsy diso aho taloha ny nahatongavan'ny Kristianina tany Madagasikara dia razana no ivavahantsika???sa inona
22. AndriambyII ( 07/02/2011 11:31)
Judaisme ==>>> Xana(kato , protest, orthodoxe ,adventiste ,...)===>> Musulman( 6 ème siecle ) .
Ny fivavahana nanànan' ny ntaolo dia aza hadino ry zareo fa efa pluri-millénaire talohan' ny fiangonana Romana, Zoroastrien , Mazdéen, Mezopotamien ....Aza diso eritreritra isika fa io ihany no hihinanan' ny sasany antsika .
23. mirananirina ( 07/02/2011 11:48)
Ary ny religions païennes ???
tsy azoko ilay valiteny @ finoatsika gasy taloha,azonao azavaina misimisy ve
24. mirananirina ( 07/02/2011 11:57)
Ary ny ""Le monothéisme abrahamique"taloha sa taorian'ny judaisme
25. lagoon ( 07/02/2011 12:21)
hery,

Dia araho ary e.Taiza izy aloa no nidina niteny hoe araho ireo pasitera sy mompera sy ireo Pape ireo?

mirananirina,
toa mirediredy ity ianao.
26. hery ( 07/02/2011 12:35)
lagoon> Au moins iny mba nolovako avy amin'ny ray aman-dreniko. Izany hoe mba akaiky kokoa ilay fifandraisana.
27. AndriambyII ( 07/02/2011 20:31)
Monothéisme abrahamique ? Ny @ izay indray aloha dia mbola tsikaràhana . Ny nisian' ny theophanie 20 siecle avant JC aloha dia efa fantatra . Paradoxalement ,t@ io vanimpotoana io koa no nampiroborobo ny empires izay tsy voalaza sy tsy voarakitra tanaty boky masina eran' izao tontolo izao izay tsy tamby isaina . Ny nikitikitika ny empire judaisme ihany no voaresaka .
28. AndriambyII ( 07/02/2011 20:41)
Ny fahalalako azy dia betsaka ny peuplade eran' izao tontolo izao no efa monotheiste t@ io 20 ème avant JC io ,
29. locl ( 08/02/2011 10:01)
Avelao any izany resaka izany fa tsy mitondra tombotsoa, izay mino dia minoa A/tra fa aza mijery izay fiavin'olona.
30. majesty ( 26/02/2011 08:09)
'' ouille!mafana be ato izany.
mety tsy azonareo angamba ny tiako ho resahina.
mbola tsy fantatreo marina manko ny sionistes sy ny fomba fisainan'ireo.
ny jiosy na dia nivadika katolika ka protestanta na bouddhisme dia miasa sy mijoro ho an'ny firenena iray ihany;israely.
ny fahatongavan'i benoit 16 ho pape dia misy dikany.io pape io no hamotika ny finoana katolika.taiza ianareo no nahita chippendales tao anaty fiangonana manao strip raha tsy io pape io.sa lamoady fpvm ?
maro ny hetsika ataon'io ratziger io hamotehina ny katolika.
ary fanomanana ny olona hivadika @ ilay nouvel ordre mondial.''



Mifanohitra amin'ny zava-misy izany, raha ny vaovao izay vao henoko herinandro vitsivitsy izay (mbola tsy ho lazaiko eto aloha fa miala tsiny) dia tsy mitàna ny maha jiosy azy izy, ary vonona ny hitondra avoavo kokoa hatrany ny faneva katolika ary hampiorina izany ho @ tsaratsara kokoa.
Mba manaraha ihany vaovao ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.506