Tratry ny taona daholo ny namana
Sao misy efa nandefa fiara avy eto France, na Europe mankany Canada?
Ohatrinona ny sarany raha voiture break (7 places), raha miampy zavatra hafa?
Misaotra mialoha
rehefa zohina ny lalàna kanadiana, dia tsy mahazo miditra any ny fiara novokarina ivelan'i USA sy Canada, raha latsaky ny 15 taona. Ny tato anatin'ny 15 taona mantsy hono tsy namboarina hifanahaka @ toetrandro sy ny fepetra takian'ny fifamoivoizana any Amerika avaratra, raha tany @ firenena hafa no nanaovana azy.