esy e, ry sarah zorzety e

1. bazylou ( 12/01/2011 19:17)
feno fananatenana ny vahoaka fa hihetsika i Saraha georgette aminy tsy fanekena ny fanondranana Bois de rose sy ireo hazo sarobidy maro , maro ny nieritreritra fa hitondra aina vao ho fiarovana ny tontolo iainana sy ny harem-pirenenan i Georgette Sarah , mamapalahelo anefa fa nahazo seza i Madama dia na ny anarany aza tsy re intsony !!!! lasa aiza izy sa voky izy dia natory ?????

beuurrrk
novalian'i 3188 ny 14/01/2011 16:00
2. tomms ( 13/01/2011 08:49)
Io d izany fôna. Ny vahoaka ihany no voa @ farany. Mitabataba etsy, mitabataba eroa. Rehefa mahazo seza d ts heno. Atao tohatra fiakarana ny vahoaka. Mahagaga ny tenako ihany ny mahita olona mbola mivorivory èry @ magro.
3. cyril ( 13/01/2011 09:25)
i sarah ry bazily tsy aiza fa nahazo 100millions otran'i charles tamin'i tgv de nipitsa koa a ,

fa i bazily tokoa oa otrinnn no azonlah tamin'i rajoelina e ?

nahavoa 100millions koa ve elah sa namositra alika fotsiny ?
4. tomms ( 13/01/2011 10:11)
namositra alika fotsiny ? angamba.
5. cyril ( 13/01/2011 13:39)
fa i bazily ony ry tomms efa nahazo bicyclette vtt iray tamle nandoro olona tam 07fevrier ireny kah !
- faly be teto lery tamzay sady nivanivany erakin'ny forum rehetra io !
6. tomms ( 13/01/2011 13:46)
cyril:

fa i bazily ony ry tomms efa nahazo bicyclette vtt iray tamle nandoro olona tam 07fevrier ireny kah !
- faly be teto lery tamzay sady nivanivany erakin'ny forum rehetra io !

Kozy v? Hihihihihihi. Zara mba nahazo bisikileta ary lery zany. Ny sasany àry niala maina fotsiny.
7. bazylou ( 13/01/2011 22:20)
lany andro eo ianareo mianakavy ry be wawwawa.

sadytsy zakan'ny ati dohan'ialahy ny aty e.

beuurrk
8. vony501 ( 14/01/2011 06:19)
Hi hi hi! mihomehy irery mihitsy aho ry zalah isaky ny mahita ny dinika mba alefan'ity Bazily ity. Ny an'i leiry anefa no tena wawawa sady beurrrk. Hi hi hi!
9. 3188 ( 14/01/2011 16:00)

cyril:

i sarah ry bazily tsy aiza fa nahazo 100millions otran'i charles tamin'i tgv de nipitsa koa a ,

fa i bazily tokoa oa otrinnn no azonlah tamin'i rajoelina e ?

nahavoa 100millions koa ve elah sa namositra alika fotsiny ?
nahazo anle 25ooo fmg sandoka isakin' ny handeha handroba ireny.en plus, zao izy mbola nahazo kanja milay ,mianbina ilay WC public eo @ anjely mainty.beuuuuurk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0611