Izao no atao hoe endriky ny fanandevoazana vaovao ampiharin'ny frantsay eto madagasikara

1. gasyihany ( 17/12/2010 07:34)
Mampalahelo satria dia mitotongana tanteraka ny fari-piainan'ny malagasy. Tsy manana izany atao hoe fahalalahana izany intsony, fa ambava-basy lava izao raha vao maneho hevitra tsy mifanaraka amin'ireo mpitondra manao herisetra hatramin'ny volana martsa 2009.
novalian'i andrywui ny 20/12/2010 08:50
2. bacouli ( 17/12/2010 09:07)
Tena marina daolo ny voalazanao i jean PING izao vao nilaza fatsy ho azony miintsy ilay "reconnaissance internationale "dia ny problème anefa dia hataon'ty fanjakana'ny baroa fongana ny harena ambanin'ny tany refa tsy hahazo vola amin'ny fmi ry zareo ,asa mba rahoviana reo fatidoza amin'antambo reo vao tonga saina fa refa lany ny harena ry zareo handositra any ivelany fa mahantra fadiranovana ny madinika !

Hilaozany manao cinéma ,mpanjaka hono é!ridicule be lava !izay zaza ratsy taiza sy niveau 4ème otrantgvendrana ve no hitondra ty firenena ngeza be ty ,refa lany angamba ny manampahaizana Malagasy na maniry nify ny akoho vao ho pdt io saribakolin'ny tsostsoka io !
Efa fantany ry zareo fa tsisy mpitia tsisy mpanotany dia mbola milentika ,tonga hangalatra no hahatongavany eo ,sady maharary no mahamenatra ,nanenjika be andra8 nefa tsisy inona vitany tena hita hoe dj ,fety lava hanangonana olona olona koa ,dia mba mody manao jet d'eau ,afaka mandro eo ve ny 4 mi ? tambazana mpihira avy any ivelany dia tonga ny OLONA ,referendum marary kibo tsisy mpanontany !!! ,ny hampidina ambany Mcar no tena hataony ,tsisy afatsy ny fidinana andalambe isan'andro no manala reo "sans qualité" reo eo !

Sinon hasaina miditra ny miaramila ny sadec sy casque bleu handamina tany ,herisetra no nidirany teo tsisy af tsy io koa no hanala ireo eo !fatin'alika mpivaro-tanindrazana ireo !
3. andrywui ( 17/12/2010 11:44)
moramora iany bainnn faza de entimpo be loatra a !..aleo hilammm .... voaongatsika fona io fa kalma elah e !
4. karlu ( 18/12/2010 11:06)
Raha izaho aloha tsy mila sadec izany fa ny fonksionera no terena hiaraka @ vahoaka ka higrevy,asa re raha tena mahavelona ireo fonksionera ireo ny karamany fa dia gaga aho,tsy mbola mihetsika foana ry zareo nefa anie teo aloha teo mba nanao vava ihany fa angamba voavidy ny sindika ka tsy nisy tohiny.Hevitra efa nalefako teto ihany hoe maninona moa raha mba karakaraina izy ireny rehefa any @ fokontany misy azy any,dia toy izany koa ireo miaramila tsy mipetraka any @ camp.Adala be ilay hevitra fa hataoka fa tsy maintsy mandeha @ izany vao ho tonga saina ny fonksionera sy ny miaramila.
5. bazylou ( 18/12/2010 23:03)
dia aza tonga saina ihany wa, fa mbola aiza no anaovan'ny mena sofina an'ialahy isany reo.
Sady io tsy hilamina mihitsy bain arah atsy voaongan aindray tgv.
Nefa tsy misy sahy ny gasy na 1 aza koooo


beuuurrrk
6. rijadolly ( 19/12/2010 06:08)
karlu:

Raha izaho aloha tsy mila sadec izany fa ny fonksionera no terena hiaraka @ vahoaka ka higrevy,asa re raha tena mahavelona ireo fonksionera ireo ny karamany fa dia gaga aho,tsy mbola mihetsika foana ry zareo nefa anie teo aloha teo mba nanao vava ihany fa angamba voavidy ny sindika ka tsy nisy tohiny.

Ny hetsi-bahoaka tsotra dia ny vavam-basy no miandry sy ny fonjamora. Hevitra nalefako teto foana izy io, Ny mpiasam-panjakana no mahatonga izao krizy izao hitohy hatrany. Ny masinina ADM mihodina ==> mande koa zany asa mpanjakana,manampy izay mahatonga ny fiodinana izay anefa misy Firenena mahazo tombotsoa amin' izao fitondrna izao ao ambadika izay manao sarotava ohatry ny fananaony hatramin' izay +100taona izay. Ny fanjakana HAT: "de naondrany avokoa sokatra sy vatosoa izay rehetra misy tombotsoa e!, de lazainy fa krizy nefa ny azy ny devise efa feno ny valizy " hoy ratompokolahy izay, amin' vidiny mora a! dia ny devizy miditra ihany avy any amin' firenena iza??????. Mandeha ny fiainam- pirenena. Mihinana ny olona, mandray karama ny mpiasam-panjakana ka raha vao mitakitaky zavatra dia omena azy izany mba tsy hampihetsika azy ary dia hampitahorina fa roahina raha mbola manao, tsy miakatra be loatra ny vidinjavatra satria mbola maharaka tsara ny devisetsika eo amin'takalo. Mitobaka ny vola( fanatontana ) noho ny fisian' devizy,

Ny olana ao anatin' izay anefa,
- mihamahantra ny vahoaka satria tanteraka noho ny tsy fisian' fanampiana avy any ivelany (FMI, BQMondiale,..) ny atao hoe "lanja miakatra ny fiainana" ary tsy hay tsaboina satria ohatry ny cancer, ny niakatra 50ar tsy hilatsaka 49ar intsony satria efa simba sy lo ny 1ar raha tsy mahavita bizina be hafa indray angamba(==> ?????) solon'ilay fanampiana avy any ivelany.
- Bizina inona moa? vokatry ny tany( raha maharaka) , ala (raha maharaka), harena ankibon'tany (raha maharaka) ,rano (raha maharaka) ohatry ny ao antokatrano ihany io raha tsy misy lecteure cd dvd dia amidy aloha ny poste TV hihihihih!, raha tsy maharaka indray ireo dia ny trafika ( zava-madomelina, arme, olona, fandrobana izay manana,...)
- raha maharaka, raha maharaka==> tazan-davitra ny fandrosoana haingana fa kosa mihazakazaka mihembotra amin' fanantenana ny ho avy, tany karakaina no lovain' taranaka, lavadavaka, tourisme sexuel no hiafaran' firenena,...
- Tsy misy intsony ny GASY ray sy reny.

Vahaolana
- Fantarina ny nahatonga ny olana.
- Dikany, mifanatona izay nahatonga ny olana, mifamela, marina loatra ny tsy ilaivana ny SADC satria fantatsika fa raha tsy ireo nahatonga ny olana(krizy) no mitambatra dia tsy misy mihitsy ny vahaolana, ahoana moa no hilaminan' tokatrano raha tsy ny mpivady roa tonta no mifanaraka hamerina hanangana indray ilay tokatrano tsy ho rava? na dia eo aza ny mpandamina sy ny mpanolotsaina( SADC)
- Eo hanatrehan' FIZIRIZIRINA tsy hifanaraka noho ny tombotsoa sy mba ahalava kokoa ny Krizy ary ny fangalan' Firenena hafa ny harenantsika, dia tsy misy afatsy ny zanaka no manery ny ray aman-dreny dia ny mpiasam-panjakana izany. Ny fifanarahana no vahaolana amin' izao Krizy izao . Raha mahatsapa fa misy Krizy ianao izay mihatra ny vahoaka tsy mpiasam-panjakana dia ingao ny fitiavanao ny firenenao, aza mitaky ny tombotsoanao manokana fa njy ho avy ny taranaka any aoriana jerena. Tsy izy izao tsy misy fifanarahana sy fampidinihana izao fa mivarotra Tanindrazana fotsiny.
7. andrywui ( 20/12/2010 08:50)
olty ry bazily a !
tsy hoe tsisy sahy hanongana ny TGV zany anie lety ny gasy fa ny gasy olon'ny fo araka ny voalazanlah ka taitra tampoka zay eee !! ka rehefa mitambatra sy taitra tampoka zay izy de tsy azo atao ninoninnn mihitsy ee !... jereo reny tam andron'i dada sy i ratsiraka reny fa mitony , mitony ihany mandefitra , mandefitra iany alou le gasy fa atasio kosa anefa fa ahita angano amzay bazily a !..
-eny e !..marina alou zao fa mahery bazily ato ee! . an'i bazily ny tanana !! mafy be elah ..!

fa mitandrema iany elah fa ry Lepika sy karazany mody manjetoka any ho any io anie ra tezitra tampoka eo ry bazily ka ahita ny anganonnnnlah mitsy elah e !.. ka mba kal-kalma iany elah manapetsa ato ,fa ny fo rano mafana !...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3075