tena handihizanle adala be ity ny serasera marina

1. halloween ( 13/12/2010 16:36)
Loza fa niakatra antanety le gaigy lahy adala be bazily , bazily paty de miteniteny foana sy manaonao foana ato ,

mangataka an'i hery izahay GTT mba hanala ny IP n'io bazily paty io ndraindray izy miteny ratsy

ra mbola tohizan'ny bazily io fampijaliana anay GTT ato io de ho sorohanay amin'ny angady ato mitsy bazily

faly mampijaly kely !!!! adala ...
novalian'i andrywui ny 16/12/2010 18:19
2. halloween ( 13/12/2010 16:39)
TGV tsy ampy menaka midilotra mankarenitsofina

TGV vaky pné any akady vao mapiriotra sovaly

TGV minanenagnn higadragadra fahatany atsy ho atsy

TGV tsy nahavita hotel ville akory fa nataotao fona tsy manaraka norm

TGV midéraillé any anaty hantsana miaraka amin'ny bitrolahy lavanify kàkàkloty paty

TGV ratsy kely mandaginina beeeeeeuuuuuuurrrkkkkkk

bazily TGV mbola ahita ny anganonnn ndray andro any
3. bazylou ( 13/12/2010 19:35)
esy e, ry gtt paison'i le8 e.

aiza ho aiza izao le ompa be teny ivato sy tao amin'ny ambasady ry baina sy bofy isany??

tsss, lany bala an, dia miforitra fa sao maty eo..
`

beeeeuuurrrk
4. andrywui ( 14/12/2010 11:18)
aiza rabazily a !... kaiz'e !..

ataotsika lahy mihinana mitsy alou reo fa alao iany himenomenona eo sy hitaraindraina lava eo !

vita letsy ny hotel de ville a !

ary le fety be isamparitany koa tena nahafaly ny vahoaka a n!!
5. cyril ( 14/12/2010 11:19)
aiza rabazily a !... kaiz'e !..

ataotsika lahy mihinana mitsy alou reo fa alao iany himenomenona eo sy hitaraindraina lava eo !

vita letsy ny hotel de ville a !

ary le fety be isamparitany koa tena nahafaly ny vahoaka a n!!
6. andrywui ( 14/12/2010 13:07)
le sary oul mimeme adinonlah bainn a !.. tongasoa ndray letsy a ! mba ento le ps nlisany ouioui ,pikatti , zama91 sns fa avelao io cyril goaka be io e
7. andry44 ( 15/12/2010 02:05)
io anie ry zalahy tsy zay mahafaly ny vahoaka hoy Dada zay no aato fa zay mahasoa ny vahoaka no tokony imasoan'ny mpitondra e!
Fety be isamparitany hoy cyril: asa ny gasy ve no tena mbolavendrana sa ny mpitondra no miexloité izay avendranan'ny gasy izay a?
8. bazylou ( 15/12/2010 10:44)
mba aleo kosa ny olona hifaly rangahy fa efa 1750fmg anie izao ny atody e

tsy aleo mba mifety rehefa tsy misy bala i hany.
9. andrywui ( 16/12/2010 10:07)

Loza fa niakatra antanety le gaigy lahy adala be bazily , bazily paty de miteniteny foana sy manaonao foana ato ,

mangataka an'i hery izahay GTT mba hanala ny IP n'io bazily paty io ndraindray izy miteny ratsy
elah alou rahalloween2 de ataon'i bazily maivoka eo ra tsy mahavaly an'io tgv be io eo fa manaova bevava iany ! .. fa olty Essera a !.. ento amzay letsy le PS essera fa tsisy koà tsony io a !.. aleo mba jokeko kely ndray le hallow manomboka janvier e !ok akama
10. andrywui ( 16/12/2010 18:12)


fa i rabazily ty anie raha ny tena marina de izao e ! olona tsy de nahavita innn teto io fahiny fa nataondry rapikatti sy ry feticon sy ry zama sy ry ouioui nahamay be teto foana e !
----- fa rehefa hitany hoe tapa-tongotra ry zalah iretsy de io amin'izay lery fa nidingindrambo !...

---ry zalah iretsy rahateo moa niady atrano otran valala ankarona de nanjaka tokana amzay bazily tsisy adva tsony !!

---de io ny resultat io ! niakatra antanety ny voay !! ny vahoaka nitsoaka matanjaka aby !! ny naratra ,naratra !! ny nandositra nanavotra aina tsy hita tsony !! de io izy io tsy azo hanazavandresaka milamina io tsony fa ze saipatany sisa itondrany ny serasera !
-tsisy fika tsony io afa-tsy ny mangataka amin'i hery mba alàna tato ny IP -ny fa tsy laitra ,ho fatin'io ho tsimponiny tsirairay ato isika mianakaby !...
11. andrywui ( 16/12/2010 18:19)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0657