Air Mad tsy mandeha amin'izay laoniny (Mad= cinglé)

1. niaina ( 18/11/2010 07:40)
Taloha zaho dia mihevitra fa tsy hitaingina hafa tsy Air Mad fa raha hanomé vola ihany dia aleo homena ny an'ny tena, ary hiomehezan'ny namana. Niova hevitra ihany ny hiafarany fa leo tanteraka: Fiaramanidina tara lava, ny écran sady en tsy noir et blanc no tsy en couleur fa...en violet et bleu!!!Teny frantsay no teny ofisialy nefa teny...anglisy ny horonantsary, sady ny sous-tritrage amy teny...sinoa!!!!!ny casque tsy mandeha fa mila tazonina mandritra ny ora 10 isidinana!!!!firy isan-jaton'ny mpandeha ny ankizy nefa dia dessin animé no alefa!!!!!ny fipetrahana tery kely!!!!moa tonga eo amin'ny anjaranao dia tsy misy intsony ny safidy amin'ny sakafo!!!!!!!olona tsy mahatanty trondro terena ihinana trondro!!!!!!!mila manao voky tsara noho izany alohan'ny handehanana na mitondra tsakitsaky!!!!!!Hita fa tena fiaramanidina efa godraka bééé!!!!!soa fa mba mahafinaritra (ny sasany ihany) amin'ny ekipazy. Ny sasany sady efa ratsy tarehy no mbola milonjolonjo!!!!!!
Aleoko indray mba homena ny kompania hafa afaka manome fahafaham-po, manaraka ny VOLABé sarandalana, ny vola amin'ny manaraka fa vita hatreo ny an'i Air Cinglé!...nefa mety hiova tsy hoela zany rehetra izany kah!engana anié...hanomé vola ihany ve dé....
2. sylvaine ( 18/11/2010 12:22)
Za aloha mbola tsy nande air mad na indrepa aza!!!asa ny ahy fahatahorana no be dia be hoe sao tsy voakarakara tsara ny avion(ara technique io)sao asa vonjy maika na koa mampiasa fitaovana efa niasa sns....(momba ny avion ihany io)
3. rastafarai ( 23/11/2010 00:44)
Reny ny an'ny tena fa tsy hita e!iny aza mba azoazo fa tam le 747 talou ngah tsy tadidinareo??
4. sylvaine ( 23/11/2010 11:56)

rastafarai:

Reny ny an'ny tena fa tsy hita e!iny aza mba azoazo fa tam le 747 talou ngah tsy tadidinareo??
nisy inona t@ izany ry rastafarai
5. bazylou ( 13/12/2010 19:47)
io ihany anie le fisainana gasy mandanderoka e.
NY anao aza tsy tianao fa ny hitaingina ny an'ny olona ihany no revenao.

Dia aza makany mdg koa fa pays pauvre any ry zareo tsy tia a.

beuuurrrk
6. Herimiafina ( 18/01/2011 17:45)
Tena voa koa izaho vao haingana teo nandeha nakany Diego. Nanao reservation tsara mihintsy izahay mitsam fa tsy nisy nandeha tamin'ny laoninyn teo amin'ny enregistrement vao notenenina hoe nomena vozongo ny place fa manaja vahiny isika, sady tsy nahita plasy mifanakaiky zahay mitsam no somary lasa taxi-brousse izany le ambiance. Ohatr'ireny le mahita kaiamba tsy mahita afa-tsy vazaha, tena marina fa manaja vahiny, fa tsy manaja tena. LOL
7. diamondra27 ( 19/02/2011 11:58)
HM: kikou ndray e! tonga soa
tena tsy lasa kosa zany fa trop ka!nampalahelo ndray nareo zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1996