MISAOTRA
1. ydifas
(
16/11/2010 08:06)
Ny fiadanan'i Kristy anie ho amintsika rehetra,
"Tsy ny fanatitrao no ananarako anao, ary efa eo anatrehako mandrakariva ny fanatitra doranao. Tsy maka vantotr'ombilahy amin'ny tranonao Aho, na osilahy amin'ny valanao; Fa Ahy ny biby rehetra any an'ala, sy ny biby fiompy arivoarivo eny an-tendrombohitra. Fantatro ny vorona rehetra eny an-tendrombohitra; ary eto amiko ny zava-mihetsiketsika eny an-tsaha. Raha mba noana Aho, dia tsy hilaza aminao; fa Ahy izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy. Hihinana ny nofon'ombilahy va Aho, na hisotro ny ran'osilahy? Manatera fanati-pisaorana ho an'Andriamanitra; ary efao amin'ny Avo Indrindra ny voadinao" Salamo 50/8-14
Hitantsika taratra eto fa manambara Azy Andriamanitra. Maneho ny maha manan-karena Azy Izy, eo an-tànany ny zavatra rehetra. Tsy miantehitra amintsika olombelona Izy raha misy zavatra ilainy, tsy maka ny fananan'olombelona Izy fa Azy ny zavatra rehetra.
Amintsika olombelona, rehefa manome dia mihena ny ao am-paosy, ny ao anaty pôketra, mihavitsy ny eo am-pela-tànana. Entintsika hatrany amin'ny fanatitra izany toe-tsaina, toe-po sy toe-panahy izany. Andriamanitra nefa milaza etsy ambony (Salamo 50/9-13) fa tsy haka na inona na inona amintsika satria Azy ny zavatra rehetra: "An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy" Salamo 24/1. Tsy lany laniana ary manana amby mihoatra ny fananan'Andriamanitra.
Mampianatra sy mananatra antsika indray Andriamanitra ny amin'ny fanatitra. Maniraka antsika ary mibaiko mihitsy Izy hanatitra fanati-pisaorana sy hanefa ny voady efa nataontsika. Tian'Andriamanitra hanana toe-po, toe-tsaina ary toe-panahy mahay misaotra Azy isika. Mahay misaotra = mankasitraka sy mankatelina = manaja sy manandratra ary mametraka an'Andriamanitra eo amin'ny toeram-boninahitra faratampony.
Raha tsy izany dia manome tsiny Azy, manamavo Azy, manambany Azy, ary mitoetra ao anaty fimonomononana rehefa tsy mifanaraka amin'ny eritreretintsika ny zava-miseho. Ity toe-po farany ity dia tsy mahatamana an'Andriamanitra ary misintona ny fanahin'ny fahantrana: mahantra fisaorana isika olombelona fa manan-karena fangatahana sy faniriana ary hetaheta. Ny fahantrana dia tsy miankina amin'ny eo am-pela-tànana fa amin'ny toetra ao anaty mahay mankasitraka na tsia: "Misy mahafoy, nefa mitombo fananana ihany; Ary misy fatra-pahihitra loatra, nefa tonga malahelo ihany" Ohabolana 11/24
Mino aho fa tsaroanao ny tantaran'ireo boka folo lahy (Lioka 17/ 12 - 19), boka iray ihany no niverina nisaotra sy nidera an'Andriamanitra. Toe-po toa ny an'ity niverina no tian'Andriamanitra hananantsika: mahay misaotra tamin'izay nataony tamintsika.
Tsy amin'ny fitahiana, fanasitranana, fahombiazana, fahatsaràna tonga teo amintsika ihany fa indrindra amin'ny fizahan-toetra lalovantsika mihitsy no tena anentanan'Andriamanitra hanomezantsika fisaorana Azy. Toa miteny isika hoe: "matoky Anao aho Andriamanitra, matoa aho ampandalovinao izao sedra izao dia te haneho ny herinao Ianao". Miendrika fanekena ny fitondrana tsy takatry ny saina ataon'Andriamanitra amin'ny fiainantsika izany ary misintona sy mahakasika ny fon'Andriamanitra ny toe-po toa izany.
Koa inona no manakana antsika tsy hitaiza ny fo, ny saina ary ny fanahintsika hahay hisaotra an'Andriamanitra noho ireo rehetra nataony tamintsika? Tsy izay heverintsika fa tsara ihany fa na ny olana ihany koa aza.
Tsy ho an'ny mpitondra fivavahana (pasitera, mompera...) na ho an'ny fiangonana ny fanatitra (na koa rakitra) fa ho an'Andriamanitra sy hampandrosoana ny fanjakany.
Diniho kely, ohatra: voatory ve ny filazantsara raha toa ka tsy manana saran-dàlana ny mpitory teny iray?
Tsy mahasakana an'Andriamanitra tsy hiasa anefa izany fa ny zava-drehetra dia miara-miasa amin'ny fampandrosoana ny Fanjakany. Tsy miandry antsika Izy, afaka mampiasa ny tsy mpino aza Izy raha ilaina izany. Ho Azy irery anie ny dera, ny haja, ary ny voninahitra. Aleloia
Hafatra: "Omeo, dia mba homena hianareo; fatra tsara sady ahintsana no afatratra ka mihoatra no homeny ho ao am-pofoanareo. Fa izay fatra ataonareo no hamarana ho anareo kosa" Lioka 6/38

novalian'i niryna ny 20/11/2010 17:21
4. niryna
(
20/11/2010 17:21)
ydifas:izay no mahatonga antsika mba hizara na fahaizana io na fahalalana na harena rehefa tonga amin'ny fotoana ilana izany,nomena maimaimpoana isika ary tokony hizara maimaimpoana
Ny fiadanan'i Kristy anie ho amintsika rehetra,
"Ahy ny biby rehetra any an'ala, sy ny biby fiompy arivoarivo eny an-tendrombohitra.
. Raha mba noana Aho, dia tsy hilaza aminao; fa Ahy izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy.
inona indray re ity e
AN'I JEHOVAH NY TANY SY IZAY REHETRA EO AMINY
Hoy ny Tompo,noana aho dia novikisanareo,nangetaheta aho dia nomenareo rano
Dia misy ohabolan'ny firenena iray izay hoe raha noana dia mihinana,raha mangetaheta dia misotroa rano ary raha te hatory dia mandehana matory.
Isika rehetra dia nomena safidy tokoa ka raha mangetaheta ny teniNy dia ataony ho afaka hetaheta tokoa sa tsy izany?
Hitantsika taratra eto fa manambara Azy Andriamanitra. Maneho ny maha manan-karena Azy Izy, eo an-tànany ny zavatra rehetra.
miombokevitra amin'izany aho ary hisaorna Azy izany satria manakarem-pahasoavana isika
Amintsika olombelona, rehefa manome dia mihena ny ao am-paosy, ny ao anaty pôketra, mihavitsy ny eo am-pela-tànana.
nanasorana kosa ve ny teo am-pelantanana tsy hihena,marina izany
saingy izay manome no omena,maro no zavatra ahatsampako izany
Entintsika hatrany amin'ny fanatitra izany toe-tsaina, toe-po sy toe-panahy izany.
mety ho izay ilay izy fa mety tsy ho izay koa ka,ilay fo manome no tena olana eto amiko,mafy ilay izy indraindray fa rehefa hoentina amin'ny fo tsy miangatra hoe tsy toa izao ny fiainako raha tsy teo ilay Atra niaro ahy (Izy no nahatoy izao ahy ) dia moramora ny manombe
Aoka koa anefa ho fantatra fa izay tena ao anatin'ny fo no atao na kely na be fa Atra no mahafantatra ny fo manolotra izany .
hevitro ireo aloha an
Andriamanitra nefa milaza etsy ambony (Salamo 50/9-13) fa tsy haka na inona na inona amintsika satria Azy ny zavatra rehetra: [i]"An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy" Salamo 24/1. Tsy lany laniana ary manana amby mihoatra ny fananan'Andriamanitra.

[/quote]