Fa nahoana tokoa ary e

1. niryna ( 29/10/2010 15:48)
Asa ,mba lasa ny fisainako namaly ny namana tary ambadika tary.Tamin'isika mbola kely dia tsaroako fa ny vehivavy no toa mahay matetika rehefa oharina ny lahy(asa be lalao sy misetrasetra ary mety tsy mandray ilay fianarana ho serieux angamba ny lahy ,hifonako fa izao no eritreretako azy ) fa anareo no mizara ny experiences itanareo .
Rehefa mihalehibe anefa dia toa lasa nanambady daholo ny vavy ary vitsy ( ataoko hoe vitsy satria lasa ny lahy no lasa ambony be ny fahaizany avy eo. sa mety ho diso ve izany eritreritro izany ?
novalian'i niryna ny 04/11/2010 15:45
2. ledala ( 30/10/2010 01:29)
Tany aloha nisy fomba fisainana hoe ny lehilahy no tokony handalina kokoa noho ny vehivavy ka soa dia mbola tandindon'izany?
3. ndenn ( 30/10/2010 18:39)
Efa nahatsapa ny herin' ny natiora i Niryna matoa miteny izany . Amiko aloha dia tsy misy mahasamihafa ny lahy sy ny vavy raha resaka fampiasan-tsaina , eo @ resaka dindo no mety mahasamihafa ny lahy sy ny vavy , nefa enfin du compte çà ne rime à rien !Rehefa olombelona dia olombelona .
4. AndriambyII ( 30/10/2010 18:46)
Les créations féminins sont toujours inferieures de 20% de la motricité imposées par la nature dans tous les domaines.Vita !
5. niryna ( 02/11/2010 16:56)

ledala:

Tany aloha nisy fomba fisainana hoe ny lehilahy no tokony handalina kokoa noho ny vehivavy ka soa dia mbola tandindon'izany?
ny zavatra itako indray dia ilay hoe fizokiana,tsy ampanaovina raharahara fa zoky hono kanjo taty aoriana ilay tsy noraharahiana indray no lasa ambony noho ilay zandriny satria na noterena niasa mafy aza ilay zandrikely dia toa nahay ihany,mety ho fifanjifianjavatra angamba o
6. jiolah ( 03/11/2010 13:23)
"ny aty amintsika ze mianatra ihany no tafita
Fatsy fatany fa ny tantsaha mety miliaridera hoa
tsy kobony fa ny dj mety tafakatra toerana henjana be"
Princio
7. niryna ( 04/11/2010 15:39)

ndenn:

Efa nahatsapa ny herin' ny natiora i Niryna matoa miteny izany .
tsy azoko ny tian'i ndenn lazaina
Amiko aloha dia tsy misy mahasamihafa ny lahy sy ny vavy raha resaka fampiasan-tsaina

samy mampiasa saina avokoa isika ka

, eo @ resaka dindo no mety mahasamihafa ny lahy sy ny vavy , nefa enfin du compte çà ne rime à rien !Rehefa olombelona dia olombelona .
hi,hi misaotra
8. niryna ( 04/11/2010 15:43)

AndriambyII:

Les créations féminins sont toujours inferieures de 20% de la motricité imposées par la nature dans tous les domaines.Vita !
ka ny lahy no loham-pianakaviana kosa e,rehefa azy ny lohany dia mendrika azy izany ka omena azy kosa e.
Ny mahavariana indraindray dia mijery ny sasany izay tena miasa tsy misy frein ny vehivavy ao an-trano ary toa lasa fahazaran-dratsy indray aza na dia tsara ny vokany satria tsy maintsy,tsy maintsy atao daholo ny rehetra oooooooooooo
9. niryna ( 04/11/2010 15:45)

jiolah:

"ny aty amintsika ze mianatra ihany no tafita
Fatsy fatany fa ny tantsaha mety miliaridera hoa
tsy kobony fa ny dj mety tafakatra toerana henjana be"
Princio
ka ilay fianarana anie lova ho an'ny taranaka kosa e,tsy misy afaka manala an'io ao anatin'ny ati-doha na iray aza.Izy nanome azy irery no afaka anao izany kanefa tsy izany no nataony fa nomeny izay mitady.
maro ny olona na mipetraka any ambanivohitra aza dia tena manana tokoa,ny tany no hareny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7685