Ny namorona an'Andriamanitra? Valiny
21. milamm
(
19/10/2010 10:15)
Mampatsiahy ilay tonokalony G. Andriamanantena hoe " Aza avela hahalala ... handrefy ny ampitsy izay Anao ", misy dikany lehibe izay ekeko ihany koa ny voalazany na dia tsy mitsahatra mitady valiny aza ny saina @ ireo fanotaniana samihafa
novalian'i RAR.DAGO ny 22/10/2010 19:11
22. niryna
(
19/10/2010 16:19)
ydifas:izay indrindra ,matetika dia manitikitika antsika tokoa ny fisian'Atra ary raha mamaky ny teny izay nomeny isika dia manambara izany mazava tsara ny Gen
Miarahaba anao,
Amiko dia tsy nisy namorona Andriamanitra fa efa nisy sy mbola hitoetra mandrakizay Izy. Tsy takatry ny sain'ny olombelona ny niaviany satria raha tsy izany dia tsy mitoetra ho amin'izay toerana maha-Andriamanitra Azy izay Izy raha takatsika hoe iza no namorona Azy. Ny fahalalàna dia hery eo an-tanan'izay mahazo sy manana azy. Mandiniha anie ianao hoe: raha fantatrao ny fahalemen'ny fahavalonao dia ho mora aminao ny hamotika azy. Noho izany, tsy natao ho takatsika izany.
Manaraka izany, finoana sy fankatoavana no angatahina amintsika fa tsy hanakatra izay niaviany sy ny hevitr'Andriamanitra.
Farany, isika olombelona no te hamorona andriamanitra ho antsika. Izany no mahatonga ny fivavahana samihafa maneran-tany: misy andriamanitra hafa marobe ankoatra an'i JEHOVAH.
Misaotra amin'ny faharetana
Efa nisy izy ,ny namorona azy dia mino aho fa tsy misy mahafantatra isika ary tsy misy afaka amaly izany,ny fantatro fotsiny dia izy no namorona izao tontolo izao.
Izaho no voalohany no sady farany .
Raha anontany ny olona hoe iza no namorona an'Atra ,dia ho avy indray koa ny hoe iza no namorona ilay namorona an'Atra avy eo.
Dadabean'ny dadabean'Atra ....hoy ny teny hoe ry kely finoana,anio alina no alaina aminao ny fanahinao ka amin'izay fotoana izay hianao dia hiatrika ilay Atra ,sa tsy izany
MIsy zavatra izay tsy fantantsika fa hinoana fotsiny ilay izy satria ny finoana izay ao anaty no ahafantatra izany fa tsy ho azontsika velively ny anazava azy.
Misy zavatra tsy azo hekena kanefa tsy maintsy hekentsika noho ilay finoana .
Ka ho antsika rehetra izay manitikitika ny fisiany dia manandrama mamaky ny bokiNy manazava amintsika ny namoronany an'izao tontolo izao.
23. fijo
(
19/10/2010 21:23)
io voalazan'i arialy io koa,mety ho izy????aza hadino fa ny finoana sy ny fitondrana fahiny tena niray tendro
24. arialy
(
20/10/2010 10:16)
izay manko , raha mamaky histoire des institutions koa anie dia mitondra makany amin'io
hevitra io daolo ny votoatin'ny fisian'ny tahotra sy ny fanajana ny lalàna misy é
ka mihevitra oe noforonina koa ve ny "Fisian'Andriamanitra".
Marihina fa tsy fanankianana ny fisian'Andrimanitra eto an, hypothèse no betsaka, sao dia hisy fanatique hanao be fiavy eo ndray hilaza fa maniratsira ny Tompo isika.
25. AndriambyII
(
20/10/2010 12:35)
Fijo >>>>"aza hadino fa ny finoana sy ny fitondrana fahiny tena niray tendro"
Tsy dia manaiky izany aho rafijo , be dia be ny vakoka sy tantara niseho eran' izao tontolo izao ny naha-hery roa nampifanandrina ka nisian' ny fifandirana foana teo @ tantaran' ny zanak' olombelona ,noho ireo zavatra roa ireo .

26. arialy
(
20/10/2010 15:33)
andriambyll< ianao milaza fa ny finoana sy ny fitondrana no napisy fifandirana foana amin'ny tantaran'ny zanak'olombelona , donc niaraka foana ireo , sa za no tsy mahazo ny tinao ambara
27. fijo
(
20/10/2010 19:29)
hihihih aleo aho hiomehy.
azavao tsara aminy ao ry arialy fa rah aza no miteny sao heverina fa manohitra be fahatany eto indray.
azavao tsara aminy ao ry arialy fa rah aza no miteny sao heverina fa manohitra be fahatany eto indray.
28. milamm
(
21/10/2010 12:30)
tsy azo lavina fa volo ngita mifandray tendro ao anaty lasitry fiarahamonina n'aiza2 ny finoana sy ny andrim-pitondrana @ vanim-potoana nolalovany zanak'olombelona, na dia ny mifanohitra @ zany za no ventesina @ rehetra nefa tsarovy fa ny tahotra dia mizara 2
-tahotra voa-janahary (vokatry ny seho iainana, na ny tsy hita sy tsapa/oh.tsindrimandry,fambara, ny tsy fahampiany fahalalana ny manodidina sns)
-tahotra noforoniny olombelona ho azy manokana nateraky rafitra novoleny mpiara-belona mitonona ho mpitarika na ara-pinoana na ara-piarahamonina azahoany fankatoavana manokana
tsy misy hafa fa fihetsem-po mandriaka toy ny hatezerana ny tahotra mitarika ny tsy maha-tsindry fo hanaonao foana, oh. ny fitondrana jadona na ara-pinoana na ara-pirahamonina ka miteraka korontana lava sy adilahy kanefa kosa raha ifanapatapahana sy ifampierana dia miteraka filaminana satria manome safidy ny hafa hanapa-kevitra izay tiany ho katsahina @ fiainany. Ny vokatra mifamahofaho @ ireo karazany 2 ireo no nampitodika ny sainy olombelona @ Hery tsy hita maso isan-karazany hiahy ny fiainany, nefa misy efa hatry ny ela ilay Mpamorona ny rehetra tsy nanavaka ny masoandro sy volana ary ny kintana ho antsika, na ny razam-be tany aloha aza dia efa nino ny fisiany Andriamanitra Andriananahary(Mpamorona), ao ko no tsy mino n'iza2 afa-tsy ny tenany. Ny efa Nisy, Misy, Hisy mandrakizay tsy azo foronina tsy misy ny saina fotsiny no handa na tsy hanaiky satria izay no atao oe safidy na fahalalahana, ny tsy misy moa dia tsy andaniana andro akory efa nolazaiko ny hoe ny Mpamorona tsy azo foronina na iza izy na iza miseho azy favo satria tsy ho takatry ny saina bitika toy ny fasika ny halehibeny izany
Andriamanitra tsy omen-tsiny, Zanahary tsy ome-pondro fa ny olombelona no be siasia

29. vonynive
(
22/10/2010 13:02)
RAR.DAGO:
ydifas:
Miarahaba anao,
Amiko dia tsy nisy namorona Andriamanitra fa efa nisy sy mbola hitoetra mandrakizay Izy. Tsy takatry ny sain'ny olombelona ny niaviany satria raha tsy izany dia tsy mitoetra ho amin'izay toerana maha-Andriamanitra Azy izay Izy raha takatsika hoe iza no namorona Azy.
Ekeko tanteraka izay satria betsaka ny zavatra tsy fantatsika dia misy mionona @ izay dia misy manandrana miheritreritra ny ahazo satria izany no mampandroso.
ydifas:
...raha fantatrao ny fahalemen'ny fahavalonao dia ho mora aminao ny hamotika azy. Noho izany, tsy natao ho takatsika izany.
Fa angaha moa ny olombelona sy Atra dia mpifahavalo e?
ydifas:
Manaraka izany, finoana sy fankatoavana no angatahina amintsika fa tsy hanakatra izay niaviany sy ny hevitr'Andriamanitra.
Fa nomena atidoha koa isaina sy hikaroka.
ydifas:
Farany, isika olombelona no te hamorona andriamanitra ho antsika...
Misaotra amin'ny faharetana
Tsy azoko tsara : ianao izany ve milaza hoe isika no namorona an'Atra sa inona no dikan'io fehezan-teny io?
averina aminao am-panajana ny fisaorana
[/quote]
ny tiany holazaina dia oe Atra tsisy namorona fa Mpamorona; fa isika olombelona no tia mamorona sady mamorona atra (izany oe andriamanitra kely (mariho fa nataony miniscule le a)ho antsika toy ny vola, ny harena, ny hazo, ny omby sns..
30. arialy
(
22/10/2010 15:28)
mapomé koa ilay forum ny farany , misy manova pseudo tsotra izao dia manome fanazavana anefa hevitra iray iany, maninona koa raha tsy manao anizany é, angaha misy ridicule eto é,
hevitra no ifampizarana
hevitra no ifampizarana
31. RAR.DAGO
(
22/10/2010 19:11)
ny tiany holazaina dia oe Atra tsisy namorona fa Mpamorona; fa isika olombelona no tia mamorona sady mamorona atra (izany oe andriamanitra kely (mariho fa nataony miniscule le a)ho antsika toy ny vola, ny harena, ny hazo, ny omby sns..
Ok.
Finoana moa iny ka tsy asiana resaka fa tsy mety ho takatry ny saiko izany zavatra mamorona ny tenany izany
32. vonynive
(
28/10/2010 11:57)
hoy ny
Fa raha nandeha aho ka nandinika izay zavatra ivavahanareo, dia nahita alitara anankiray misy izao soratra izao: Ho AN'IZAY ANDRIAMANITRA TSY FANTATRA. Koa izay ivavahanareo, kanefa tsy fantatrareo, dia izany no toriko aminareo,ASAN'NY APOSTOLY 17 23 - 23