SONDAGE ATO AMINTSIKA ATO ARY

1. nyhaingo ( 12/10/2010 19:39)
LAZAO IZAY VALITENINAO

ENY

sa


TSIA


mba ahitantsika hoe ho firy % no azon'ny FATY raha tsy mangala-bato :


TSIA
novalian'i andrywui ny 16/10/2010 16:04
2. nyhaingo ( 12/10/2010 19:39)


- TSIA
3. bobimarolahy ( 13/10/2010 08:59)
TSIA
4. jiolah ( 13/10/2010 10:47)
tsy resy lahatra aho eee. TSIA!!!
5. 3188 ( 13/10/2010 13:39)
ENY ENY ENY ENY
6. rijadolly ( 13/10/2010 16:53)
TSIA
7. rijadolly ( 13/10/2010 16:55)
3188:

ENY ENY ENY ENY

tsy efa anisan' vato maty ve izany sa rehefa mitovy moa ny ao anaty valopy dia manankery?
8. 3188 ( 13/10/2010 17:04)
slt rija ===1 ihany no manankery fa zah anie mba mitsapa an-dry zareo mpiondana faty fotsiny e!hoe inona indray no ho lazainy. TSIA .see you ra rija a!
9. gratos ( 14/10/2010 07:23)

TSIA avy hatrany mihitsy
10. swann ( 14/10/2010 07:29)
EKA baba ozy ! ... Masina io, masina io valilahy ozizy ! tafita io fa Andriambodilova sy Ikelimavitrika taranak'i Radama antsoina isa-maraina ozizy no Mitahy an'io ,

-ao hianareo avy avaratra,! atsoina hianareo avy atsimo ,!ampandrenesina ny antsinanana ozizy fa fa efa mahare ny avy andrefana !

Izahay taranak'i Marohasina ,vady navelan'i Reninimaso vady faharoan'i Andrianampoinimerina ihany no miantso ozizy fa tafita io ENY io ,eka ozizy efa heno ny antsonareo ozizy EKA baba , EKA baba ,EKA baba ....
11. swann ( 14/10/2010 07:30)
EKA baba

EKA baba

tafita ny ENY ozizy !..

EKA baba

EKA baba ......
12. AndriambyII ( 14/10/2010 08:38)
Ka ny talou ihany no namboamboarina ka dé inn mou ! Mila manangana lalàna vao² i Mada sy ny galasam reetra ! Ohatra , tss mila an' iJoachim sisanoula , Nikôla sarikozatra ,Gidirao braonina, ratsy iraka , ravalomangana ,zefa alibera , ...., tss mtombina lé anôvana referandôma an' lay konstitaka relookée azaouna seza .Dônky ENY nefa rah mbola tsisy iray vavao alou mandra-pààààààààààhhh makany makany an' lé TSIA !!!!hi hi hi hi .
13. mirananirina ( 14/10/2010 10:10)
Raha eny dia ahoana
raha tsia dia maninona,fa za tsy maharaka politika intsony
14. andrywui ( 14/10/2010 20:01)
raha "eny" no lany dia tsy nanadefa sary ah , fa raha "tsia" no lany de nandefa sary ah !! hon hon hon sangisangy zany sao de aviavy eo ndray mirana a !
15. gratos ( 14/10/2010 20:26)
tsia

tsia
16. fijo ( 15/10/2010 19:23)
EWA
17. piozila ( 16/10/2010 08:20)
Tsy mila anontaniana eto hoe tsia sa eny;
TSY MILA FIFIDIANANA ATAON'NY FOZABE RADOMAELINA SY IREO TIA SEZA MAROBE.
TSY MAINTSY MISY HALABATO IO ARY TSY MAINTSY HO LANY NY ENY DIA HIROTSAKA HO FIDIANA ILAY LATSAKY NY 35 TAONA;
MISAOTRA ANO FILOHA HAJAINA AMIRALY DIDIER RATSIRAKA FA TAFITA NY TANJONAO DIA NY HANONGANANA ANDRAVALOMANANA ARY HAMERINA NY MALAGASY AO ANTIN'NY FANJANAHANTANY. ho ela velona daholo ianareo mpivarotra tanindrazana ary hilevina any TSIAFAHY SY NOSY LAVA;
MISAOTRA FA AZO REBIREBENA FOANA IZAHYA VAHOAKA, FA MBOLA HO AVY NY ANGANONAREO? MAHARETA FA KELY SISA;
18. AndriambyII ( 16/10/2010 13:25)

piozila:

Tsy mila anontaniana eto hoe tsia sa eny;
TSY MILA FIFIDIANANA ATAON'NY FOZABE RADOMAELINA SY IREO TIA SEZA MAROBE.
TSY MAINTSY MISY HALABATO IO ARY TSY MAINTSY HO LANY NY ENY DIA HIROTSAKA HO FIDIANA ILAY LATSAKY NY 35 TAONA;
MISAOTRA ANO FILOHA HAJAINA AMIRALY DIDIER RATSIRAKA FA TAFITA NY TANJONAO DIA NY HANONGANANA ANDRAVALOMANANA ARY HAMERINA NY MALAGASY AO ANTIN'NY FANJANAHANTANY. ho ela velona daholo ianareo mpivarotra tanindrazana ary hilevina any TSIAFAHY SY NOSY LAVA;
MISAOTRA FA AZO REBIREBENA FOANA IZAHYA VAHOAKA, FA MBOLA HO AVY NY ANGANONAREO? MAHARETA FA KELY SISA;

Amin'azy daôly daôly zany , fa tss lery rery no tokony ho faizina , ny rehetrarehetra tsy misy hankanavaka , izay nanao ny tsy nety .
19. andrywui ( 16/10/2010 16:04)
oudry rafijo ve nanao "EKANY" le ? -ahako ndray rafijo hanao "NEIN" fa mahasosotra le bitrolahy io a ! sssshh kàkàkloty fotsiny !! hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1364