Dia raha mandresy ny ENY?
21. ravatorano
(
16/10/2010 09:28)
RAR.DAGO:
Raha vao midina any ambanivohitra dia izay be wawawa ihany no maharesy lahatra izany hoe ny fanjakana ka sarotra ny andresy azy. Fa ny mahafinaritra izao dia ny hoe mandresy ny TSIA @ tanan-dehibe vitsivitsy indrindra moa fa eto TNR, fa angamba mihitsana ny nifin'i TGV
tena tsy teto elabe fa tany amin'ny dezaka tany tsisy réseau ary tsisy net
raha momba ity ferandom ity sy izay fifidianana ho avy eo dia tena sahiko ny milaza fa ampahan'olom bitsy notena mahailala nymomba izany indrindra fa ity volavolana lalampanorenana atolotra ity.Tefy manta sy jery maika io ary ny teo amin'ny deuxieme sy troisieme republik ihany no natambatambatra ka narafitra ho tao dia nahena ho 35 taona ny azo fidena filoha.Maagaga tokoa.
Raha ny any ambanivohitsa,ambanivolo any ry kiambala dia tsy hahalala nininnn amin izany fa avy dia hirotsaka ny eny na koa ho VITSY ny olona tonga hifidy
Noho izany amiko dia raha lany ny enydia ara dalana fa tsy fa tsy lanin'ny be sy ny bobaka
Mandreraka ny politika eto amin'ny tanana an !
22. andrywui
(
16/10/2010 16:05)
ny loza raha mandresy io eny ,eny paty io ry hery de mety ho veloma hatreo ny fanaovana KRYPTON ....
Dia raha mandresy ny ENY?
23. andrywui
(
16/10/2010 16:06)
atao ze ahalany ny TSIA zany ,de mitohy ny Ambondrona sy Krypton fa gaigy anie le lavanify kely bitrovoalavo io raha hanao HITLER e
24. ravatorano
(
20/10/2010 07:33)
ny ENY zareo d tsy maintsy lany ah fa hoe legitime v satria ho legal matsy izy io hihihihihi
raha ny olom patatro fotsiny aloha izao d tsy marisika hifidy na d ireo tena nanohana hatramin ny tsianimaitiny ity fitondrana ity aza ary na za aza d gaga ka raha izay no hiseho d ho betsaka ny tsy ho tonga hifidy nefa ny ENY ho lany foana !
na any amin'ny faritra ivelan antananario aza indrindra fan y any ambanivolo d tena tsy mieritreritra izany fifidianana izany sady aza adino fa ny andro alarobia no tena betsaka andro tsena eto gasikara manaraka ny andro sabotsy ka tsy aleon'ny pokona v mitsena sy mba mitafa amin'ny fianakam's izaymifanojo ao fa tsyhiatrika ilay birao ary amin'ny epp ary
asa aloha !