Misy raison anakiray entin'ny "tsy mpino an'Andriamanitra" azo eritrertina ihany

21. andrywui ( 16/10/2010 16:28)

ka ny mahavoa an'lé mpino anie Rafijo manenjika mafy ireo tsy mpino no asany,nefa vorara daolo zany,ar izy ireo no tena manenjika mafy ny finoana izay tsy mitovy aminy az.Iza zao mino de mino,tsy mijer ny afa
yééé marina mihitsy zany miran.... ay azafady i Ngaila mantsy e io mifanenjikenjika io ihany ry mirana no tena tsy mety amin'ireo mpino reo o
novalian'i RAR.DAGO ny 19/10/2010 03:54
22. fafane ( 18/10/2010 16:09)
O rey olona a, mbola misy fona ve ny malagasy tsy mino an,Andriamanitra? Tena mampalaelo be enao, fa isika tsy ary raha tsy teo Dieu namorona antsika tsy ary isika, fa sambatra zay tsy nahita nefa nino hoy ny teniny, fa ny sasany ange mitady famantarana mitsy vao mino fa misy Iizy e, ary raha izany no tadiavina efa porofo bedebe no niseho manerana zao ttolo izao, isan'zany reny marary sitrana reny, reny malemy mitsangana reny sns... e, avy aiza ary reny miracle reny nefa eo ampanaovana azy ny anara'i Jesosy no antsoina, tsy takatry ny saina ny asa-mahagaga ataony, koa aza isan'ilay tsy mino fa minoa , milaza zay mahasoa anao aho, ary ny discution koa ndray2 mitondra ny olona mankany @ firoavan-tsaina fa tandremo an
23. fafane ( 18/10/2010 16:09)

24. fafane ( 18/10/2010 16:14)

25. AndriambyII ( 18/10/2010 16:45)
Minoa an' Andriananahary fa raha tsy nisy izy tsy nisy isika natiora.
26. RAR.DAGO ( 19/10/2010 03:54)

fafane:

O rey olona a, mbola misy fona ve ny malagasy tsy mino an,Andriamanitra?

Eo @ 4 lavitrisa (milliards) mahery kely eo ny olona tsy mino hoe Atra dia misy hifandraisana @ Jesosy.

fafane:

Tena mampalaelo be enao,

Dia inona koa izao no mampalahelo @ zany?

fafane:

.... avy aiza ary reny miracle reny nefa eo ampanaovana azy ny anara'i Jesosy no antsoina, tsy takatry ny saina ny asa-mahagaga ataony, koa aza isan'ilay tsy mino fa minoa ,

Raha isaina ny niantsoina ny fanampian'Atra dia nisy valiny sy ny niantsonina azy dia tsy nisy valiny, izaho sahy mifanamby fa ny faharoa no betsaka. Statistique io no resahina. Ny ambony samy mino izay tiany.
27. nyhaingo ( 19/10/2010 10:59)
yyyyyiiiiii... fa maninn koa izy ty ry fafane no atao bedebe otrizao ny valiny a mandany pages fotsiny le izy anie e
-mahagaga tokoa ozy enao fa mbola misy malagasy tsy mino ? iza no niteny an'izany ?
28. michaela22 ( 21/10/2010 12:13)
Tena misy ny malagasy tsy mino ary tena manohitra an'Andriamanitra sy jesoa kristy mihitsy ary betsaka tokoa izy ireny sahy maniratsira ny famonjen'i jesoa fa miezaka manasongadina izay tompoiny sy hamasininy
29. Randria2007 ( 24/10/2010 14:30)
Ndeha hatao hoe tsy omena tsiny ny tsy mino satria misaina araka ny hitany ihany izy. Hoy ny tsy mpino iray: Voafetra ny olombelona (mila fiaramanidina ohatra vao afaka mandeha any antany lavitra ao anatin'ny fotoana fohy na haingana). Dia io sainy io ihany no hitarihako azy hoe: iza ary no nanao ny elanelana ary hatraiza ny fetran'io elanelana io izay maha voafetra ny olombelona? Tsy takatry ny saina izany, ka eo no idiran'ny finoana antsehatra. Andriamanitra no namorona ny elanelana (espace) ary ny mpino ihany no mahatakatra izany. Andriamanitra no namorona ny fotoana (temps) (tadidio fa voafetra ny fotoanantsika: 80 taona raha be indrindra hoy ny Soratra Masina). Ny finoana eo no miditra antsehatra: Andriamanitra tsy voafetran'ny fotoana (Eternel) ka ny mino ihany no mahay mandray izay. Raha mino isika dia manjary voavaha ilay olana napetraky ny elanelana sy ny fotoana. Raha tsy mino kosa isika dia mitoetra tsy mahita havaly isika @ ny hoe: hatraiza ny faran'ny espace sy ny fiainana mandrakizay? Aza mba tsy mino e! Minoa re e!Ary izao: Minoa an'Andriamanitra sy i Jesoa Tompo fa Izy mihintsy no nampahafantatra ny tenany ary ao anaty Baiboly no nanaovany an'izany. Bye!
30. Dan23 ( 28/10/2010 11:41)
Sambatra izay mino nefa tsy mahita
31. Dan23 ( 28/10/2010 11:45)

[quote=RAR.DAGo
Raha isaina ny niantsoina ny fanampian'Atra dia nisy valiny sy ny niantsonina azy dia tsy nisy valiny, izaho sahy mifanamby fa ny faharoa no betsaka. Statistique io no resahina. Ny ambony samy mino izay tiany.
[/quote]

Ilay izy nge tsy oe akory izay angatahintsika amin'Andriamanitra dia ho azontsika daholo e,fa fantany fôn izay mahasoa sy tsy mahasoa antsika tsirairay avy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072