Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misy raison anakiray entin'ny "tsy mpino an'Andriamanitra" azo eritrertina ihany
1. nyhaingo
(
09/10/2010 08:31)
nefa fahalotoana tanteraka eo anatrehan'Andriamanitra izany
misy ireo filozof no milaza fa "Tsy misy ary tsy azo eritrereitina akory" izany Andriamanitra izany
fa nisy filozof sy psy4 taloha elabe tany raha ny fanazavany no nifandinika hoe ahoana no fomba hifehezana ny olona tsy hanao zavatra tafahoatra eo amin'ny fiainany :mila zavatra iray atahorany mitambatra ny olona ,inona no mety atao sy fomba mahomby mba hampitsahatra ny fifamonoana sy ny fifankahalan'ny olombelona ? dia ny famoronana ny "Andriamanitra" hono no vahaolana hitany fa hampihena ny fifamonoan'ny olona fahiny hoy ireo filozof sy ireo psy4 : dia natao haingana ny famoronana ny Baiboly ary naparitaka eran-tany !

novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 11:45
2. AndriambyII
(
09/10/2010 12:31)
Rehefa tsy mino dia tsy mino refefa mino dia mino , ataoko fa mety kokoa ny mamela malalaka ny fahalavorarian' ny sain'ny olombelona araky ny lalànana' ny natiora , tsy ho voafatotrao na oviana na oviana ny herin' ny voary fa dia ho fahotanao koa ary izany rehefa ho tonga ny ho f..... , azon' i Haingo ve ny tiako ahatongavana ? Tsy misy predateur mahery noho ny olombelona aloha hatr@ izao vanim-potoanan' ny 20 eme izao ka asa , mety mahita hafa ve ianao ?
3. niryna
(
10/10/2010 01:26)
nyhaingo:ka jereo izy izany hono hono ha,ha
nefa fahalotoana tanteraka eo anatrehan'Andriamanitra izany
misy ireo filozof no milaza fa "Tsy misy ary tsy azo eritrereitina akory" izany Andriamanitra izany
fa nisy filozof sy psy4 taloha elabe tany raha ny fanazavany no nifandinika hoe ahoana no fomba hifehezana ny olona tsy hanao zavatra tafahoatra eo amin'ny fiainany :mila zavatra iray atahorany mitambatra ny olona ,inona no mety atao sy fomba mahomby mba hampitsahatra ny fifamonoana sy ny fifankahalan'ny olombelona ? dia ny famoronana ny "Andriamanitra" hono no vahaolana hitany fa hampihena ny fifamonoan'ny olona fahiny hoy ireo filozof sy ireo psy4 : dia natao haingana ny famoronana ny Baiboly ary naparitaka eran-tany !
4. bobimarolahy
(
10/10/2010 03:34)
niryna:

Efa ela aho no nieritreritra an'izany hoe noforonina mba hifehezana ny olona ny baiboly satria ahavita zava-doza tsy azo eritreretina no olombelona raha tsy misy atahorany, nefa kosa! Saina toy ny inona sy miisa firy no afaka namorona ny baiboly raha izany? Tsy efa mendrika antsoina hoe andriamanitra ve ny olona namorona an'io boky tsy manantshala io?
Amiko izany dia avy amin'andriamanitra tokoa ny baiboly fa tsy lainga ary misy andriamanitra fa tsy lainga ihany koa .
Misaotra e!
5. RAR.DAGO
(
10/10/2010 14:55)
Raha ny tantara no jerena dia ny ataonareo hoe baiboly dia mizara roa : ny testamenta taloha (TT) iarahanareo amin'ny jiosy sy ny testamenta vavao (TV) izay anareo irery mikasika ny tataran'i JK.
Ny TT dia rakitra tantara betsaka izay hita any @ sivilizationa hafa, izany hoe fahendrena nizarazarain'ireo izay nahay namaky teny sy ireo izay nahita sivilizasiona hafa no nitambatra. Iza no nanoratra azy voalohany? Tsy fantatra, fa tsy ny jiosy aloha na ny kristianina satria vao nanomboka nanoratra ny zanak'olombelona (~4000 av JC) dia efa nahitana ireo tantatra ireo.
ny TV kosa dia "construction" mizara telo mazava tsara :
1. Ny tantara izay nambaran'ireo izay niaraka t@ JC na nampianarin'ny apostoly.
2. Maro nefa ny fomba fitantaràna ka nitsofoka anstehatra ny fiangonana (indrindra romanina) ka nametra hoe ireto no azo ekena na efa namboarina atao hoe textes canoniques ary ireto kosa hopotehina mba tsy hampikorontana ny lohan'ny mpino (textes apocryphes).
3. Ny mpaminany rehetra taty ahoriana dia samy nanao ny fandikany an'ireo textes ireo @ izay. Ao ny mpaminany canonisé toy ny Pape na ny Archèveque anglikanina sy ireo fivavahana neken'ny fiaraha-monina; ary teo akaikin'izay dia nisy koa ny toy ny Daoda na Maihol sns.
Ny olana dia ireto :
A. ny textes anciens rehetra (na inona na inona sivilizasiona) dia nanandrana nampianatra fihavanana sy fifankatiavana fa raha vao niditra antsehatra ny fiangonana sy ny fahefana, dia lasa ady seza sy adi-pahefana ny fifavahana.
B. Tsy mipetraka ny fanontaniana hoe Andriamanitra ve no nanoratra ny baiboly kristianina sa tsia satria na izy na tsy izy dia fahendrena no andramana ampitaina. Fa raha vao amin'ny anaran'ireo textes ireo (na baiboly, na torah, na coran, na inona anarany) no entina mamoritra ny olona dia vita hatreo satria mifanohitra tanteraka @ tokony ampiasana azy ireo fahendrena ireo.
Dia hoy aho (mais ceci n'engage que moi) raha mbola misy foana fiangonana (na mosquée, na synagogue, na inona anarany) ka tsy direct no firesahina @ andriamanitra fa mandalo mpitandrina na mpaminany, dia ho voageja foana ny sain'ny olona dia tsy androso mihitsy isika.

6. rijadolly
(
10/10/2010 16:35)
ary raha Mpampianatra? mety handroso ve isika?
Dia hoy aho (mais ceci n'engage que moi) raha mbola misy foana fiangonana (na mosquée, na synagogue, na inona anarany) ka tsy direct no firesahina @ andriamanitra fa mandalo mpitandrina na mpaminany, dia ho voageja foana ny sain'ny olona dia tsy androso mihitsy isika.
7. mirananirina
(
11/10/2010 09:03)
Zany hoe amin'ireo izany dia foronina daholo ilay Andriamanitra sy baiboly??Isika taty afara moa tsy mahalala marina ny zava-misy,fa hoe mino dia mino.Izay no nambara dia manaraka fotsiny.Ahoana kosa moa no hanomezan-tsiny ireo olona tsy mino????Tsy nahita izy tsinona.
8. nyhaingo
(
11/10/2010 09:52)
tsy omena tsiny raha tsy mino ee!
Ahoana kosa moa no hanomezan-tsiny ireo olona tsy mino ?
fa izao kosa : Ny filazana hoe tsy misy Andriamanitra aloha dia tena fanimbazimbàna sy fanaovana tsinotsinona an'Andriamanitra tokoa
ny filazàna koa hoe naforonina IZY mba hisy zavatra iray atahorana sy ho "eken'ny olombelona rehetra " dia arakaraky ny fandraisan'ny tsi11 azy zay satria hoy ilay namana anakiray ao zao hoe : olombelona iza no ahavita hamorona an'iny baiboly iny sy nanao tantara noforonina betsaka natao tao nefa azo noporofoina taty aoriana noho izany tsy marina koa io filazana iray io
9. RAR.DAGO
(
11/10/2010 18:50)
nyhaingo:
Ny filazana hoe tsy misy Andriamanitra aloha dia tena fanimbazimbàna sy fanaovana tsinotsinona an'Andriamanitra tokoa
Tsy azoko loatra : raha miteny hoe tsy mino dia azo atao fa raha miteny hoe tsy misy dia fanimbazimbana. Fa angaha moa tsy mitovy ihany ny tsy mino sy milaza hoe tsy misy?
10. rahery08
(
13/10/2010 12:55)
Miarahaba ny namana rehetra!
Ekena tokoa aloha fa ny fisian'ny hasina izay hajaina sy hataorana no mampirindra ny FIARAHA-MONINA, oh: taloha teto @ tsika dia ny tsiny sy ny tody, atahorana izany hoe voan'ny tsiny, ny atao hono toy ny molo-bilany, ratsy atao miodidina, tsara atao miodidina, izay ataonao ihany no miverina aminao.
Ny finoana an Atra! indray dia an'ny tsi 1-1.
Ny tsy finoana Azy tsy mahafoana ny fisiany, ary Atra tsy manery ny olona hino Azy!
Tompon'ny safidiny ny tsi 1-1 na hino na tsy hino,
Anjaran'ny namana no mitory sy manambara, fa Atra ihany no afaka manova ny fon'ny olona hino Azy!
Fa tsy hitako aloha izay fati-antoka raha mino Atra ny olona iray!
Fa Satana ihany koa dia mampiditra hevitra maro, ahatonga ny olona tsy hino an Atra!
Isan'izany tony hono hono atsidik'i NyHaingo itony!
Satana ihany koa angeh mitory hoe tsy misy Atra eh!
Ka aza dia mety fitaovana ampiasain'Satana eh!
Sao dia ho very @ izany eo!

11. RAR.DAGO
(
14/10/2010 04:27)
Ny sarotra miara-miaina @ krisitianina anie dia ny filazàna hoe : "izay mino ny atr'i moisy sy Abrahama ihany no mino fa ny tsy vogan-ditan'olona daholo e!
Izaho mino :
- Ny ilàna ny fanaovana ny tsara sy ny tsy tokony hanaovana ratsy olona mba ampivoatra ny fiaraha-monina satria ny fizarana fahaizana sy fahendrena no soa tsara indrindra eto an-tany.
- fa ny hevitra tsara sy ratsy dia mitoetra ao @ tsirairay.
- fa misy hery mandrindra ny zavatra milamina (matoa tsy misy ny korontana -chaos-).
Fa tsy mino hoe :
- Misy Atra mibedy sy mitsara ary manasazy.
- Misy satana misy rabony mitarika @ ratsy.
- Ny fihainana any ankoatra.
Tsy kristianina aho izany fa milaza ve izany fa ny anareo no marina fa izahay dia diso?
Na tsy hifamaly @ izany aza aho tiako ho fantatrareo fa betsaka ny olona toy aho eto an-tany (mba tsy ilazàna hoe maro anisa izahay fa tsy miteny) ary tsy manana alalan mihitsy ianareo izay mino Atra tokana fa izay tsy mitovy aminareo dia kokan'olona avokoa.
Ary ny mahatongra aho miditra @ "forum" toy izao dia ny hitondrana "drapeau blanc" hilazàna hoe "aoka re ity fiheverana fa ianareo irery no mitanà ny marina ity fa izany anie no mampiady ny zanak'olombelona na t@ andron'ny croisade, na hatramin'izao ady ataon'ny tany tandrefana @ islamista izao e!

12. rahery08
(
14/10/2010 06:29)
HOY RAR DAGO :
« Izaho mino fa misy hery mandrindra ny zavatra milamina !
Izaho mino fa ny hevitra tsara sy ratsy dia mitoetra ao @ tsirairay ! »
Iza ilay hery mandrindra ?
Iza no miteraka hevitra tsara ? ary iza ihany koa no miteraka hevitra ratsy ?
Marina tokoa aloha fa ny hevitra tsy mitovy indraindray dia miteraka korontana, samy te hampanjaka ny azy raha hijery ny tontolo politika eto @ firenen-tsika!
Kanefa ihany koa anie ! ilay finoana kristianina anie, efa niainana ary efa hita sy tsapa ny vokany, ka mahatonga ireo Kristianina maro be, tsy tafandri-mandry, te hizara, ary mahatsiaro ho manana trosa, te hizara ilay fahasoavana efa noraisina amin’ireo namana ! ary baikon’Jesosy Tompo mihintsy angeh ny hoe : mandehana, ataovy mpianantra ny firenena rehetra,
Tsy vitsy ny Kristianina any @ Tany Slamo, mijaly, voageja, tsy mahazo miseho, nefa izany rehetra izany dia efa nandalo tamin’ny Tompo, halan’ny olona ianareo noho ny Amiko, maniraka anareo toy ny ondry eo afovoan’ny ambodia Aho…. Misy zavatra tsy maintsy hiaretana !
Izy Jesosy Tompo no niarita ny mafy :
Nahafoy ny aiko aho hanavotako anao !
Ka nalatsako ny rako hisoloako anao
He ny aiko no nomeko ry mpanota very eh
Aiza izay mba foinao ! mba ho ahy Tomponao !
Asa tokoa, na efa akaiky ny Tompo !
Fa izao : ny Kristianina rehetra dia manana adidy HITORY SY HANAMBARA an i KRISTY , na hino ny olona na tsy hino.

13. RAR.DAGO
(
14/10/2010 07:18)
rahery08:
Iza ilay hery mandrindra ?
Iza no miteraka hevitra tsara ? ary iza ihany koa no miteraka hevitra ratsy ?
Zoanareo no milaza hoe Atra no mahatonga izany, fa zoako ihany koa no milaza hoe "tsy azoko ny antony" fa tsy voatery homena anarana sy valiny daholo ny fanontaniana rehetra.
rahery08:
Ilay finoana kristianina anie, efa niainana ary efa hita sy tsapa ny vokany, ka mahatonga ireo Kristianina maro be, tsy tafandri-mandry, te hizara, ary mahatsiaro ho manana trosa, te hizara ilay fahasoavana efa noraisina amin’ireo namana ! ary baikon’Jesosy Tompo mihintsy angeh ny hoe : mandehana, ataovy mpianantra ny firenena rehetra,
Zavatra telo :
1. Aza adino fa jesosy dia jiosy. Noho izany tsy niteny mihitsy izy hoe andana ataovy kristianina daholo ny olona fa ny tiany ho lazaina dia hoe "ampianaro sy ataovy re tany ren-danitra ny nampianariko anareo"
2. Niady tamin'ny Sanendrana (fahefan'ny fiangonana jiosy tamin'izany) izy satria nanapatra fahefana ireo ary lasa fitaovana politika ny finoana an'Atry i Abrahama sy Moïsy. Izay zavatra niadivany izay mihitsy nefa indrisy no ataon'ny fiangonana eran-tany ankehitriny ary ao anatin'izany ny fiangonana kristianina.
3. Ny fampianaran'i Jesosy dia mikasika fizarana sy fifanampiana ary fifankatiavana fa tsy resaka adi-pahefana sy fanilikilihana ny hafa tsy mitovy amin'ny tena.
rahery08:
Nahafoy ny aiko aho hanavotako anao !
Ka nalatsako ny rako hisoloako anao
He ny aiko no nomeko ry mpanota very eh
Aiza izay mba foinao ! mba ho ahy Tomponao !
Tsy hafaka ny hiteny ireo teny ireo izy tamin'ny fahavelony. Ary rehefa nolazaina fa nitsangana t@ maty io olona io dia tsy nikabary izy raha ny baiboly no vakina. Izao ilay fanatsarana sy fanitarana tantara ataon'ireo lazaina fa mpampianatra nefa toa misarisary fangatahina ho an'ny fiangonana fotsiny
rahery08:
Fa izao : ny Kristianina rehetra dia manana adidy HITORY SY HANAMBARA an i KRISTY , na hino ny olona na tsy hino.
Eo ny olana. "personnaliser"-nareo ilay resaka dia lasa any @ tsy izy. Tsy i Kristy mihitsy no hambaraina fa ny FAMPIANARANY. Tsy niteny mihitsy izy hoe izaho no favy, fa niteny @ anaran'i tompo Atra i Abrahama foana izy ary isaky ny miteny @ anaran'io Atrany io izy dia manazava ny antony izany fampianarana izany fa tsy hoe "minoa fotsiny ihany... dia mijanona vendrana eo! "
Ny prosélytisme sy ny fanatisme anie no mampiady e! Ka mba hiangaviana re tompoko ô : avereno vakiana ny baibolinareo dia avereno hianarana ny fampianaran'i Jesosy e!
C'est peut-étre un révolté mais un grand pacifiste et humaniste, mais en tout cas, surement pas l'outil de conquéte de pouvoir que l'église en a fait : il a combattu cette dérive du sanhédrin, et vous lui faite offense en utilisant son non pour réaliser ce qu'il a combattu jusqu'à sa mort.
14. nyhaingo
(
14/10/2010 07:42)
Rahery08 a ny resaka'ireo olona fahiny nametraka ireo fe-petra ireo no lazaiko eto fa tsy hevitro akory anie ireo ry Rahery e
fa zah koa miombokevitra amin'i RAR.DAGO amin'ireo hevitra navoakany ireo

15. RAR.DAGO
(
14/10/2010 09:09)
Aza fady fa tsy hitako ity post iray ity
Mety ka, fa ilay niseo nampianatra ny mpiray finoana taminy farany fantatro toa nataon'ny mpitandrina ny fiangonany kitoza tery @ Golgota angamba izy izay raha tsy diso ho'a ka tandremo ihany an!
Miala tsiny raha mananiany fa efa atoandro ka noana. Izaho mino fa ny mpampianatra tsara indrindra mikasika an'Atra (sy ny zavatra rehetra moa izany) dia ny fihainoina sy ny fijerena ny hafa sy ny ataony ary ny fanekena tsikera sy ny fiadiana hevitra.
Tsy fantatro intsony iza no niteny hoe La seule vérité c'est que la mienne n'est pas forcément la sienne". Ka raha tsy manaiky an'io ho lalàna fototra isika dia kaikitra sy sitombolo ary daroka sy lako foana no hiafaran'ny resaka
rijadolly:

16. rahery08
(
14/10/2010 10:10)
RAR DAGO
Mitory an i Kristy = mitory ny fampianarany , mitory ny asa fanavotana nataony!
Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana, koa tsy favy ve Izy matoa miteny an zany!
Jesosy tsy niteny hoe Izy no favy, fa ny asa nataony no mahatonga ny olona hiteny hoe Izy no favy!
Mba tsy ho matimaty foana anie Kristy raha maty teo @ hazo fijaliana fa mba hisolo ny helokao ihany koa!
Aza ho isan'ny tsy mino, fa mitarika anao ho any @ fahaverezana ny tsy handraisanao an'i Kristy ho Mpamonjy Anao!
Dia eny mbola miposaka aminao ny masoandro, dia eny mbola andrompahasoavana izao, dia eny mbola tsy tonga ny andro mahahory! MIVERENA,
Miandry anao ilay namoy ny ainy ho anao!

17. hery
(
14/10/2010 11:28)
Izaho aloha tsy manenjika izay tsy mino. Fahafahana (liberté) nomen'Andriamanitra ihany koa ny finoana azy na tsia ka raha tsy mino ianao tsy omeko tsiny.
Ny ataon'ny tena kristianina dia mitory fa tsy manery hino. Raha izany mantsy no nampianarina anao dia normal ianao raha niala tao satria fampianaran-diso izany.
Koa tsy hitako indray izany ny olana.
Izaho dia mino satria hitako ny fiantraikan'ny finoako amin'ny fiainako. Raha tsy hitanao izany dia anjaranao samy irery.

18. RAR.DAGO
(
14/10/2010 11:29)
rahery08:
Jesosy tsy niteny hoe Izy no favy, fa ny asa nataony no mahatonga ny olona hiteny hoe Izy no favy!
Olona nitsipaka ny mpitondra fivavahana nihevi-tena fa irak'Atra izy. @ fomba ahoana no ahatonga olona tahak'izany hilaza fa izy Atra (ny krisitianina no milaza an'io) na hoe izy no favy? Ary raha mbola hafaka niteny izy dia niteny mihitsy hoe : aza mandainga amin'ny anarako ianareo kristianina fa mahametra izany. Ny fampianarako toriana fa tsy izay dika-vilana entina hamenona ny fiangonanareo sy ny paosinareo any !
rahery08:
Mba tsy ho matimaty foana anie Kristy raha maty teo @ hazo fijaliana fa mba hisolo ny helokao ihany koa!
Izay mihitsy ilay tsy hiverenako. Tsy manomboka akory ny baolina dia efa resy ny kristianina. Vao teraka dia efa mpanota : TSY IZY AHO TOMPOKO FA MISAOTRA. Mandehana ianareo miaina any anatin'ny nenina sy ny fifonana sy ny fibebahana fa tsy mety amiko izany. Io fisainana MANANDEVO io mihitsy no tsy mety amiko.
Ary tsy nisy nangataka azy ho faty ho ahy fa safidiny samy irery iny ka aza mba izaho no ampitondraina ny nahafaty azy tompoko aza fady fa tsy misy hidirako izany.
rahery08:
Aza ho isan'ny tsy mino, fa mitarika anao ho any @ fahaverezana ny tsy handraisanao an'i Kristy ho Mpamonjy Anao!
PROSELYTISME.
AZA MANAVAKAVAKA !!!!!!!
AZA MITSARATSARA NY TSY FANTATRAO !!!!
Raha ianao veno ataon'ny olona izany lazainao izany dia mba ho faly na hanaiky? Ohatra :
Very ianao fa Atra efa lasa kitoza no hivavahanao, olona resy, taranak'olona nandevoziny!! Atra tsy miraharaha ny zanany sady tsy mahavita azy, fa efa mahantra vel'a mbola ampijaliana bebe kokoa indray !!!
Mba hatsaharo re tompoko izany vava izany fa tsy izany manaratsiratsy olona izainy velively no nampianarina anareo sy asaina torianareo e!!!!!
rahery08:
Dia eny mbola miposaka aminao ny masoandro, dia eny mbola andrompahasoavana izao, dia eny mbola tsy tonga ny andro mahahory! MIVERENA,
Izahay tsy mba naman'izay mihemotra
19. fijo
(
15/10/2010 19:54)
za indray dia milaza hoe tsy misy diso na isika tsy mino,na ireo izay te hino.samy tsy mbola nisy nahita isika,ka malalaka izany ,arakarak'izay tianao.
20. ngaila
(
16/10/2010 13:11)
Ka ny mahavoa an'lé mpino anie Rafijo manenjika mafy ireo tsy mpino no asany,nefa vorara daolo zany,ar izy ireo no tena manenjika mafy ny finoana izay tsy mitovy aminy az.Iza zao mino de mino,tsy mijer ny afa