hono hoa : i Hery koa toa efa reko hoe hiditra hanao kandidà koa ?

1. andrywui ( 07/10/2010 10:46)
Tamin'ny heritao otrizao i hery le nanao fanambarana lehibe tato iry hoe hiditra hilatsaka ho FILOHA koa hono izy amity election Prez ity ! dia ahoana razoky hery ,mbola mitana an'iny teny iny ve enao sa aleo hidaboka tany izy iny hon hon hon raha izay matsy dia voatery hizara roa zany ny ankizy ato am serasera de ny sasany manohana an'i vatofototra de ny sasany hery hin hin hin
répondu par ravatorano le 16/10/2010 09:33
2. andrywui ( 07/10/2010 10:50)
nenah alou mbola entina amambavaka mafy any kremlin bicetre ze ho tohako amin'izy roalahy reo !..
3. nyhaingo ( 11/10/2010 10:04)
sali wiwi I hery raha ny fahafantarako azy toa manana antoko hotohanana fa tsy manana antoko hilatsaka kà
4. hery ( 11/10/2010 10:29)
O ra andrywui a. Ary gravy nareo izany raha hamaky an. Oviana aho no niteny hoe IZAHO no hilatsaka? lolll. Hoy aho hoe ho avy eo ny olona hotohanako. Fa tsy nisy moa ilay fifidianana hatramin'izao. Manana olona hilatsaka aho fa tsy hoe izaho no hilatsaka.

Ary mety tahaka izany daholo ny fandraisanareo ny zavatra rehetra an. Dika vilana. Mety toa izany ny fandikanareo ny politika, ny constitution, ny baiboly sns. lolll

Sao dia mba dika vilana otran'zany daholo ny documents ao anaty vata? lolll

5. swann ( 11/10/2010 13:31)
ka nen'i ra andrywui anie ry hery tsy tena nilaza izy hoe "hilatsaka i hery fa otrotrizay ozizy le kozy nandende teto e"c

sady inona moa no olana ry Mr Heriniaina Eugéne raha milatsaka enao fa tohanany rehetra a ! lazaiko anao fa raha ny olona efa mahalala sy mampisa ny serasera ary hilazana an'ity serasera ity sy mpamaky fotsiny ato aza anie defa olona bedia be zay e ! zahay rahateo hanao ny aiany tsy ho zavatra ahatafita ny baolina ! - fa i ngahy vatofototra no mety ho tsy de ho faly amzay satria izy koa zao efa manantena be atsika serasera
6. hery ( 11/10/2010 13:34)
Manao interpretation hafa indray koa i swann lolll

Jereo io nosoratany ambony io fa tsy mbola alavitra akory.


nanao fanambarana lehibe tato iry hoe hiditra hilatsaka ho FILOHA koa hono izy amity election Prez it


Gaga ihany aho ho'a hoe ahoana no hahafahanareo manao interpretation-n'ny constitution na baiboly raha zavatra misoratra mazava be io aza manjary adikanareo vilana loll
7. swann ( 11/10/2010 13:35)
sady raha enao rahery no manohana olona zany dia heripo very maina zany a ! fa enao mitsy no milatsaha satria le "anaranao" io mihitsy no efa malaza surtt amin'ny fanesorana IP sy fanalana PS de tena efa tsisy mahalala na bodo na adala fa misy ary mafybe nareo
8. swann ( 11/10/2010 13:43)
raha tsy diso ary ah defa nisy ankizy nilaza mitsy teto tam heritaona hoe : "zahay hanohana an'i chef Hery amn eleksio eee" ..!! horakoraka be teto tamzay ,sa zah mitsy ve no tsy nahatsiaro aizy zay e ?
9. hery ( 11/10/2010 13:46)
:-)

Tsy mahaliana ahy izany
Izaho anie gaga amin'i Andry Rajoel te hifikitra mafy eo e? Ny fiainana nefa ity milam tsisy blem tsss.
10. mirananirina ( 11/10/2010 13:51)
Tohananay daholo afatsy Andry Radomelina
11. andrywui ( 11/10/2010 14:04)
Miranirina = zah efa manohana an'i Hery fa raha te hanohana ndry de vatofototra tohanandry fa hery efa nenay e,fianakam's nay !
12. ravatorano ( 16/10/2010 09:33)
za zalah tohanana fa za zao mila an izany an na d fantatro mialoha aza fa tsy ho tafa za kl e
hahahahahaha
zé zany avy lesss hihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1416