Madagascar vers les Présidentielles : PATRICK RAHARIMANANA 04 octobre 2010

1. vatofototra ( 05/10/2010 07:19)
Madagascar vers les Présidentielles : PATRICK RAHARIMANANA 04 octobre 2010

- Patrick RAHARIMANANA Candidat à la prochaine élection présidentielle


Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien


http://www.vatofototra.com
répondu par andrywui le 11/10/2010 14:22
2. RAR.DAGO ( 05/10/2010 10:35)

vatofototra:


- Patrick RAHARIMANANA Candidat à la prochaine élection présidentielle
http://www.vatofototra.com



LOL, iza izany?
3. nyhaingo ( 05/10/2010 11:58)
i VATOFOTOTRA ihany angamba no i Patrick Raharimanana raha tsy diso aho ,dia anjaratsika zany no manosika ny olotsika sy mpiara-mihinana ny manta sy ny masaka ato e

aiza i wiwi atao chef de campagne e hihihihihih sady ilaina mihitsy iny fahaizany miresaka iny ,vazivazy zany wiwi a
4. collocataire ( 05/10/2010 12:27)
nyhaingo hihihihihihi, rangitinao ao indray wiwi badolahy iny hihihihihihihi, lohan'angidina hihihihihihi
5. andrywui ( 05/10/2010 15:58)
slt vatofototra !

haa! hilatsaka President i vatofototra ?? avotra aho zany klee

"..mba tsinjovy ah ozizy rehefa mba tonga any amin'ny Fanjakanao hianao " ...
6. cyril ( 05/10/2010 16:31)
kiiiiiiiiiiii mbola tsy voahovako cyril kay le andrwyui wainnn be aho klé hon hon hon
7. cyril ( 05/10/2010 16:46)
Bravo MR Patrick Raharimanana homba anao anie ny fitahian'Andriamanitra
8. fijo ( 05/10/2010 19:51)
mahavita be e
9. ndotofetsy ( 05/10/2010 21:47)
ge cherai ochi kandidahy
hon hon hon
10. locl ( 06/10/2010 11:02)
Mba iza aloha no hifidy ao, mba asehoy aminay le patipatin'ny programme e!
11. nyhaingo ( 06/10/2010 16:14)
tena milay kosa i Vatofototra e na dia ireo vaovao zarainy isan'andro aza defa ahitana fa lehilahy tia tanindrazana izy ,mahavità hatram farany Patrick fa eto andamosinao izahay sy wiwi a hihihihih efa vonona be koa izy sy i pikatti fa hanao propagandy nao
12. fijo ( 06/10/2010 21:21)
hovoasakana koa izao ny fanomeza-mbaovaon'i vatofototra raha vao fantatry ny HAT izao
13. AndriambyII ( 06/10/2010 22:00)

ndotofetsy:

ge cherai ochi kandidahy
hon hon hon



Ich werde der beihilfefähigste Kanzler sein, ich nehme dir, als Minister für Kommunikation vatofototra.
14. AndriambyII ( 07/10/2010 07:56)
Resaka daholo izany fa raha tena hilatsaka marina ianao Patrick ,ampio tosika ny programme sosialy , efa reraka @ langue de bois ny olona ,raha vitanao ny mampivoitra tanteraka ny olana @ io domaine iray io ao Mada dia mety ho anisan' ny hanampy tosika anao koa aho.Mazoto ry akama a!
15. cyril ( 07/10/2010 10:44)
racyril sy pikatti ary zama sy andrywui ndray rabilly dia hanohana an'i vatofototra hatramin'ny farany satria akamanay ato izy a na dia mifanala amin'ilery ato aza zahay dia fianakams nay ato i Patrick e efa anisan'ny frère izy e

16. nyhaingo ( 07/10/2010 11:09)
za koa hanohana ani patrick dia aza saropiaro amiko eo i pikatti a hihihihihi
17. AndriambyII ( 09/10/2010 13:39)
Les bons comptes font les bons alliés , aza hadino izany ary ra Cyril , na manohana azy aza Pikatti sy zama ary Wuiwui dia tsy midika izany fa manohana azy tanteraka aho . (Ny marimarina tokoa dia tsy manana olona ho tohanana aho ny @ io resaka future éléction presidentielle io , conditionnelle ny hanohanako azy raha toa mety hifandray ny tadin-dokanga hiaraha- miangaly.
18. ndotofetsy ( 10/10/2010 19:22)
les bons cons sont les bons aillés lol
19. andrywui ( 11/10/2010 14:22)

fijo - 06/10/2010 23:21
hovoasakana koa izao ny fanomeza-mbaovaon'i vatofototra raha vao fantatry ny HAT izao


hon hon hon taitra kely ah neveriko hoe ho voasakana koa izao ny IP sy ny PS 'ny vatofototra ato ..... hin hin hin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0721