Ireny hono no mba silamo,hindou,tsy mpino

1. niryna ( 01/10/2010 04:41)
Ny zavatra heno matetika dia hoe kristiana miangona alahady fa mangalatra akoho alatsinainy,kristiana sandoka,kristiana mpihatsaravelatsiny,kristiana....feno mihitsy ny pejy ny haratsin'ny kristiana ... fa tena mbola tsy naheno aho teto ambonin'ity tany ity ka nisy olona niteny ny olona hoe:ireny ka mba silamo na hindou na tsy mpino.Izay angamba no nahatonga an'i kristy niteny mialoha hoe enjehin'ny olona hianareo noho ny anarako. MIla mitandrina avokoa izany isika rehetra izay manonontena ho kristiana satria saro-pady io maha kristiana io,na fihetsika ity ,na ny fiteny na ny fomba rehetra dia voafoaka avokoa.
ALELOUIA ,IZANY KA MBA KRISTIANA,IZANY KA OLON'ATRA .

Na dia maro ary ireo olo-marina,manavotra ireo mahantra ,manampy ireo tsy mihinankanina,manana fo mizara ara-bola,saina,tanjaka sy hery dia tokony mba hijery ireny kosa isika ,toy ny fidradradrana ireo izay ratsy mitonona ho kristiana
Ireo olo-marina koa mba jereo ho an'ireo miresaka ny kristiana lava ireo fa tsy ireo izay misora-tena ho kristiana kanefa ambodia mitafy hodi-janak'ondry .Sa ahoana ?

Dia mba miangava ireo izay mpiteny ireo ary aho mba anome torohevitra ny kristiana rehetra eran-tany fa any aminareo ny lakile mba ahatonga anay,azy ireo ho tena kristiana amin'ny molotro,amin'ny fo ,amin'ny fiainana ary amin'ny finoana marina
Nareo indray izany no mitoriteny anay eto,alefaso ary mihaino izahay e !
misaotra mialoha
novalian'i niryna ny 14/10/2010 04:16
2. Miharena ( 01/10/2010 12:14)
Tena marina ny an'i Niryna ary efa voalaza ny hitrangan'izany zavatra izany anie e! Satria ny mpampita hafatra no tsy mazava ny teniny dia izay no mahatonga ny olona tarihiny tsy hanana toetra mazava fa manaraka azy lohany ihany. Izay no mahatonga an'i Jesoa milaza hoe izay mpitarika no hadinina bebe kokoa.
3. rijadolly ( 01/10/2010 16:42)
Inona ny hitanareo amin' ty























ary amin' ty











.









Dia toy izay ny Kristianina, Madio( fotsy ) ny fandraisan' olon-drehetra azy nefa tsy tazana intsony iny fotsy iny na dia maro aza raha vao misy petina na kely aza fa iny petina iny no hita eo aminy.
4. niryna ( 01/10/2010 17:04)

rijadolly:

Inona ny hitanareo amin' ty

aha,tena voa kely indray aho ry rija,noheveriko fa adinonao no nanao sarisary ,hi,hi
misaotra,mazava ny amin'iny
dia mbola milaza ihany koa anie ny tenin'Atra fa na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala e.Rehefa mifandahatra aminy isika,mifona,maiky ny fahotana,mangataka famelankeloka aminy
Dia na hisy hiteny aza hoe iny ve hono dia lasa mpiandry na diakonina na toy izao sy izao,efa voasasa avokoa ilay loto tato anatintsika
Ahatsiarovako ilay film malok'ila 5 angamba izy izay,ilay olona nofidiana diakonina
hi,hi mba tena fatritran'olona tokoa angamba izay tsy lany teo ah ,tadidinareo ve iny ?





















ary amin' ty











.









Dia toy izay ny Kristianina, Madio( fotsy ) ny fandraisan' olon-drehetra azy nefa tsy tazana intsony iny fotsy iny na dia maro aza raha vao misy petina na kely aza fa iny petina iny no hita eo aminy.
5. niryna ( 01/10/2010 17:13)
Dia ity ary misy teny kely mba azontsika rehetra ho tsakotsakoana ary mino aho fa ampianatra antsika tsirairay ny tokony atao na tsia

ROMANA 2 : 1 Koa amin'izany dia tsy manan-kalahatra hianao ralehilahy, na zovy na zovy hianao izay mitsara; fa izay itsaranao ny sasany no anamelohanao ny tenanao koa, fa hianao izay mitsara za dia mba manao izany ihany koa.

2 Nefa fantatsika fa ny fitsaran'Andriamanitra dia araka ny marina amin'izay manao toy izany.3 Ary hianao, ralehilahy, izay mitsara ny manao izany,
kanefa manao izany koa ny tenanao, moa ataonao va fa ho afa-mandositra ny fitsaran'Andriamanitra hianao?

4 Sa hamavoinao ny haren'ny fahamoram-panahiny sy ny fandeferany ary ny fahari-pony, satria tsy fantatrao fa ny fahamoram-panahin'Andriamanitra dia mitaona anao hibebaka?5 Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra.6 Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy;
6. rijadolly ( 01/10/2010 17:23)
HS :Mba efa nataoko gras ihany ilay point no sady nataoko centre fa tsy dia hita tsara.Ny ahy aza tato feno point be dia be ihihihih! hay le écran no maloto./

Misaotra Niryna a! Soa marina fa nisy Rà latsaka ho famonjena ahy, ianao, isika...
7. niryna ( 04/10/2010 04:38)

Miharena:

Tena marina ny an'i Niryna ary efa voalaza ny hitrangan'izany zavatra izany anie e! Satria ny mpampita hafatra no tsy mazava ny teniny dia izay no mahatonga ny olona tarihiny tsy hanana toetra mazava fa manaraka azy lohany ihany. Izay no mahatonga an'i Jesoa milaza hoe izay mpitarika no hadinina bebe kokoa.

misaotra anao nanazava
8. niryna ( 04/10/2010 04:45)

rijadolly:







ary amin' ty




.



Dia toy izay ny Kristianina, Madio( fotsy ) ny fandraisan' olon-drehetra azy nefa tsy tazana intsony iny fotsy iny na dia maro aza raha vao misy petina na kely aza fa iny petina iny no hita eo aminy.

tsy mandaha an'izany aho ary misaotra anao fa ny mahavariana ahy dia tsy mampiraika ny olona ireny na inona ataony,manao toetra ratsy ,tsy miraika ny olona fa raha ny kristiana no misy fihetsika kely(olombelona manana ny fahadisoana) izay eritreretin'ny hafa foana hoe toa saro-pady,mora mivandranvandra ny ratsy atao tonga dia voatora-bato ,ha,ha
9. niryna ( 04/10/2010 04:50)

rijadolly:

HS :Mba efa nataoko gras ihany ilay point no sady nataoko centre fa tsy dia hita tsara.Ny ahy aza tato feno point be dia be ihihihih! hay le écran no maloto./

Misaotra Niryna a! Soa marina fa nisy Rà latsaka ho famonjena ahy, ianao, isika...
rija koa manapaka ny tsinaiko
10. ikaretsaka ( 04/10/2010 14:43)

niryna:


rijadolly:

HS :Mba efa nataoko gras ihany ilay point no sady nataoko centre fa tsy dia hita tsara.Ny ahy aza tato feno point be dia be ihihihih! hay le écran no maloto./

Misaotra Niryna a! Soa marina fa nisy Rà latsaka ho famonjena ahy, ianao, isika...
rija koa manapaka ny tsinaiko


tsy ny ra latsaka no nahavoavonjy anao fa ny FINOANAO sy ny fanananao contact @ realite manodidina anao
11. nyhaingo ( 05/10/2010 12:05)
Ikaretsaka a Ny Ràn'i Jesoa no Famonjena izay rehetra Mino fa tsy marina kosa io filàzanao azy io ,raha tsisy ny RA latsaka (ràn'i Kristy) dia tsisy ny Famelan-keloka na ny Finoana izany ,izany hoe mandeha mialoha aloha ny Ràn'i Kristy izay vao Finoana
12. fijo ( 05/10/2010 19:59)
ka ianareo samy mpino kristianina aza ry niryn amifanenjika,ka akory atao.
13. niryna ( 07/10/2010 04:55)

nyhaingo:

Ikaretsaka a Ny Ràn'i Jesoa no Famonjena izay rehetra Mino fa tsy marina kosa io filàzanao azy io ,raha tsisy ny RA latsaka (ràn'i Kristy) dia tsisy ny Famelan-keloka na ny Finoana izany ,izany hoe mandeha mialoha aloha ny Ràn'i Kristy izay vao Finoana
izay koa no fahalalako azy
14. niryna ( 07/10/2010 04:56)

niryna:

Dia mba miangava ireo izay mpiteny ireo ary aho mba anome torohevitra ny kristiana rehetra eran-tany fa any aminareo ny lakile mba ahatonga anay,azy ireo ho tena kristiana amin'ny molotro,amin'ny fo ,amin'ny fiainana ary amin'ny finoana marina
Nareo indray izany no mitoriteny anay eto,alefaso ary mihaino izahay e !
misaotra mialoha
fijo a,miandray anao ary izahay e
15. RAR.DAGO ( 10/10/2010 15:03)

niryna:

... fa tena mbola tsy naheno aho teto ambonin'ity tany ity ka nisy olona niteny ny olona hoe:ireny ka mba silamo na hindou na tsy mpino.Izay angamba no nahatonga an'i kristy niteny mialoha hoe enjehin'ny olona hianareo noho ny anarako.

Tsy marina velively izany.
Izay rehetra nitory fanovanà na nanohitra jadona dia voahenjika foana hatramin'izay nisian'ny zanak'olombelona.
16. niryna ( 14/10/2010 04:16)



rijadolly:

HS :Mba efa nataoko gras ihany ilay point no sady nataoko centre fa tsy dia hita tsara.Ny ahy aza tato feno point be dia be ihihihih! hay le écran no maloto./

Misaotra Niryna a! Soa marina fa nisy Rà latsaka ho famonjena ahy, ianao, isika...
ikaretsaka:


tsy ny ra latsaka no nahavoavonjy anao fa ny FINOANAO sy ny fanananao contact @ realite manodidina anao
ka raha tsy nisy ny raNy nalatsaka ho antsika tsy nino Azy isika ka sa ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1503