Mahaiza misaotra sy mankasitraka

21. ouioui ( 22/09/2010 22:53)
Marina ny anelah rafijo, ry zalahy anie leity mi-oui-oui fahatany nefa tsy voazavany tsara akory ny zavatra inoany , hoatran'ny olona manamôly zany ny resany , mihondikondina tsy hay hoe ahoana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/0066.gif[/IMG]
novalian'i ouioui ny 24/09/2010 15:30
22. Miharena ( 23/09/2010 08:11)
Ka ilay finoana anie ra-Fijo sy ra-Oui ka tsy hay hazavaina hoatran'ny hoe nahoana no misy izao rehetra izao iananareo mitsamy e! Dia samy mametraka fanontaniana eo aloha mandram-pahazo valiny hoe misy isika matoa misy izao rehetra izao, ary misy Izy matoa misy izao rehetra izao. Dia misaotra aloha noho izany fatsy nataony tsy misy dia tsy afaka misaotra sy nieritreritra akory.
23. niryna ( 23/09/2010 16:58)

fijo:

izahay tsy mba mahatsapa izany tombony izany akory?
ka ny fankahalanao azy dia vao maika ahamaizina anao fa na dia ny rivotra hiainanao aza dia tokony hisaotra hianao ok
24. ikaretsaka ( 23/09/2010 20:40)
dia azo isaorana koa anie izay tsy fahatsapan'i lefijo tombony izay e

Izy afaka misaotra hoe tsy very andro nanao naka tombony kely .. i niryna afaka misaotra hoe nahazo tombony mihoatra noho i fijo...

relativize-o ry zareo a ;)
25. fijo ( 23/09/2010 20:53)
ka tsy mahazo akory ve letsy dia hisaotra le???
26. ikaretsaka ( 23/09/2010 20:58)
ka le tsy fahazoana mihitsy no isaorana letsy a... le hoe 'soa ihany aho fa tsy nahazo"! :)
27. ouioui ( 23/09/2010 21:18)
Tena zao anie no lazaiko hoe bornés hoa lisany mpivavakatony njainjay, tsy forcen'lisany hisaotra olona tsy hainy any ny bandy , ny bandy mahalala misaotra sy manaja ny rehetra fa tsy hankanery hoe isaory ny rivotra avy @ Antra?? tsy olana izany ho an'ny mpino fa norma be izany @ sasany satria fitaovana hivelomana
Samy manana izay hitondrany ny eritreriny ny olona ry zalahy a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/F_14WA%7E1.GIF[/IMG]

Alefaso ny resaka ny mpino fa tsisy manakana , ary aza forcena hoa ny bandy , fanazavana no handresena lahatra anay fa tsy hoe isakin'ny manontany sy manaomé contre arguments de mila any ndray ny hoe "mpanenjika é" "cathophobe e' , mora kely le jouer victime s an![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
28. ikaretsaka ( 23/09/2010 21:25)
ialahy koa misaora @ ignorancen'ialahy sy ny tsy fisian-kevitra azo raisin'ialahy
29. ouioui ( 23/09/2010 21:27)
Zah aza mbola misaotra hoa an'elah hoe borné mba ho afaka koa ny gadran'elah bainn ,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
30. ikaretsaka ( 24/09/2010 15:03)

ouioui:

Zah aza mbola misaotra hoa an'elah hoe borné mba ho afaka koa ny gadran'elah bainn ,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]

mety atao isaorana daholo izany
31. ouioui ( 24/09/2010 15:30)
Raha tena afaka elah vao misaotra aho fa tena nisy mahay mgie be zany tao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-frappe-maboule.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8501