Mahaiza misaotra sy mankasitraka
1. hery
(
20/09/2010 04:47)
Mahagaga tokoa an. Tsy misy afatsy hoe fisaorana rehefa jerena ny tombony maro azontsika avy amin'Andriamanitra...
novalian'i ouioui ny 23/09/2010 21:27
2. Miharena
(
20/09/2010 07:21)
Tsy misy afa-tsy misaotra tokoa noho ny kapitaly nomen'Andriamanitra iainantsika isanandro e!
3. ouioui
(
20/09/2010 12:52)
Tsara leisy bainn a, de aza mihonona misaotra sy mankasitraka fotsiny aza e , de asehoy koa fa mendrika [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
4. andrywui
(
20/09/2010 12:58)
Merci rahery an !...
-tsisy hambara mihitsy ah aloha amle hira vitan'i toi ry hery fa mazotou e ! - mba mampitombo isa ny mpamoaka clip ko zany rahery amzao !! milay e !... tena milay
-tsisy hambara mihitsy ah aloha amle hira vitan'i toi ry hery fa mazotou e ! - mba mampitombo isa ny mpamoaka clip ko zany rahery amzao !! milay e !... tena milay
5. ouioui
(
20/09/2010 13:02)
Arey ika ve leisy mba hitan'elah mihira any bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
6. andrywui
(
20/09/2010 13:04)
Yéé manao lery lety a!... ao amin'ny sahondra finina zanay lery manao tenôro ao !! sady avo feo be lery a
7. ouioui
(
20/09/2010 13:11)
alefaso eto hoe leisy jerena , [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
9. ouioui
(
20/09/2010 14:49)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Ka efa foksioneran4andriamanitra kosa angé zany lery e, ministra,tsara feo marina ry zalahy mpanala IP tony bainn a
Ka efa foksioneran4andriamanitra kosa angé zany lery e, ministra,tsara feo marina ry zalahy mpanala IP tony bainn a
10. cyril
(
20/09/2010 15:41)
aaaddraaaay !!.... azafady fa ilay mitsoka trompetra aveo ankavia i tonton Ika amzao ! ny azy kosa ny vazo tena malagasy e !....
12. mirananirina
(
21/09/2010 10:25)
Tena tsara tokoa ilay hira,misaotra ny mpihira sy misaotra an'Andriamanitra
13. AndriambyII
(
21/09/2010 11:12)
Mankany mankany iéééé éééé éééé mankany mankany !!LLLLOOOOOOOOLLLLLLLLL §§
15. ikaretsaka
(
21/09/2010 14:54)
le hira ry zalahy henoina fa tsy ny hoe mahavita anzao sy zao a lisany manao ohatran'ity tantara ity:
A la ferme, le cheval est malade.Le vétérinaire dit au paysan : "J'injecte un remède, si dans 3 jours il n'est pas remis, il faudra l'abattre". Le cochon qui a tout entendu, dit au cheval :- "Lève-toi".Mais le cheval est trop fatigué .Le deuxième jour, le cochon dit :- "Lève-toi vite".Le cheval est toujours aussi fatigué. Le 3ème jour le cochon dit :- "lève-toi, sinon ils vont t'abattre...."Alors dans un dernier effort, le cheval se lève. Heureux, le paysan dit :- "Faut féter ça : On tue le cochon !" MORALITE : Toujours s'occuper de ses affaires et fermer sa gueule.....
17. ouioui
(
21/09/2010 22:30)
Ka elah anie rafijo tsy mpanao "oui oui" hoatran-dry lerony e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
18. soanja
(
22/09/2010 01:35)
Tsara e. Mankasitra tokoa nizara. Aoka isaotra ny Tompo amin'ireo zavatsoa naha-antsika antsika hatramin'izay ka ho mandrakizay.
Afaka manolotra hira mba ho hirain'i Hery ve avy amin'ny boky Antsam-panahy ihany?
Afaka manolotra hira mba ho hirain'i Hery ve avy amin'ny boky Antsam-panahy ihany?