Raiso ohatra fotsiny ny soratra voalohany nisy teto an-tany hatr@ nisian' ny olombelona.Tao andohan' io olona io ve dia efa nisy fandinihina ny theorie sy formule maths algebre ,chimie ,medecine, sns ? ..sa rangotra napetapetaka t@ ravinkazo sy vato no mba inspiration tonga tao andohany ? Tsy nanana conscience ve io olona io ankoatr' izany?
Tsy hitan'nika ntsony zany bainn, efa lasa le resak'omby iny fa mety kisoa3+kisoa3=kisoa6 indray angamba no avoakany eo de lazainy fa tsy ilaina ny mamatantra zay valiny any fa 1+1+1=1 izay ihany no eo e, io no voaporofon'ny siansa?[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]