fahalalahana misafidy
21. ikaretsaka
(
13/09/2010 13:55)
ouioui:
Lasa mandray ambokina be fahatany elah izany bainn a, olona tsy manana obejectif izany na tsy misain-tsaina ny @ radem zany bainn , efa olon'olom-poana a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
Sao elah le karazan'olona mandray tsy raisina ireny hoe ,efa ho tonga hono ny farany de lasa tsy mikandra ntsony bainn , ampio aloha leisy ny tenan'elah dia hanampy an'elah foana ny Tsitoha hono é, sao elah le hoe minoa fotsiny de hiverina hilatsaka ho azy eo ndray koa ny mana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
ny ahy letsy efa nambarako mialoha an..
raha noho ny tahotro ny afobe no mahatonga ahy mivavaka.. dia aleo aho ho any
raha ny fiandrandrako ny paradisa no mahatonga ahy hivavaka de aza alefa any aho
fa raha nohoi i Atra sy ny manodidina ahy, dia izay ihany dia ampy
novalian'i infiny ny 15/09/2010 15:21
22. andrywui
(
13/09/2010 15:04)
Ikary a ===) mila miambina hoa isika raha te hijery lavitra ny Fiainana mandrakizay zany ! mila mijery lavitra ! na ara-panahy na ara-nofo !! fa tsy mandeha ho azy otran'ny tso-dranon'i mopera fotsiny akory izy ty ! ......
23. ikaretsaka
(
13/09/2010 15:47)
a le fahafahana sy fahaizana misafidy.. tsy fahafahana mivaona any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampisondrotra ny oona rehetra
hazavaiko: raha variana mijery lavitra ialahy ka tsy hitan'ialahy ny zavatra hitsahin'ialahy ao ambany ao dia ho lavo ialahy, dia any no aoka hamboarina aloha
hazavaiko: raha variana mijery lavitra ialahy ka tsy hitan'ialahy ny zavatra hitsahin'ialahy ao ambany ao dia ho lavo ialahy, dia any no aoka hamboarina aloha
24. infiny
(
13/09/2010 17:05)
Misaotra ny rehetra nanome valiny. Marina fa samy manana ny fiheverany saingy nisy azoko noraisina tsara ny hevitrareo.
1. Misy ny manaiky fa efa fantaNy: raha efa fantany marina dia toa tsy midika hoe tsy manana safidy malalaka, tsy ny fahafantarana ilay safidy no mampalalaka azy na tsia angamba. Izany hoe na olona aza izany no mahafantatra azy dia malalaka foana ilay safidy izany?
2. Toa tsy misy milaza mihitsy aloha hoe tsy fantany.
3. Efa eto izao iainantsika izao no famonjena: tsy haiko tafiditra anatin'ny fisainana materialism ve izany raha io?
4. "Ny olona tsy misy hatao loatra @ ity fiainana ity no lasa vinany sahady @ izay ho avy any": ireny kosmolojista ireny tsy misy atao aby izany ve? Ary tadidio fa ny fahatsiarovana ny fisian'ny rahampitso no mahasamy hafa ny olona amin'ny biby.

25. ikaretsaka
(
13/09/2010 17:35)
Misy ny manaiky fa efa fantaNy: raha efa fantany marina dia toa tsy midika hoe tsy manana safidy malalaka, tsy ny fahafantarana ilay safidy no mampalalaka azy na tsia angamba. Izany hoe na olona aza izany no mahafantatra azy dia malalaka foana ilay safidy izany?
Raha ny fahitaKO azy dia hoe ny fahafantarana dia tsy midika hoe tsy manana fahafahana hisafidy afaka misafidy malalaka ka! ohatran'ny hoe fantatr'i infiny ny momban'ny toaka sy sigara ohatra , fa izany tsy manakana anao hoe aza misotro sy mifoka, matoa mbola misy ny mifoka sy misotro nefa mahalala ny vokany..
Efa eto izao iainantsika izao no famonjena: tsy haiko tafiditra anatin'ny fisainana materialism ve izany raha io?
Materialism ahoana moa no tianao ambara? afaka velabelarinao misimisy kokoa ve?
"Ny olona tsy misy hatao loatra @ ity fiainana ity no lasa vinany sahady @ izay ho avy any": ireny kosmolojista ireny tsy misy atao aby izany ve? Ary tadidio fa ny fahatsiarovana ny fisian'ny rahampitso no mahasamy hafa ny olona amin'ny biby.
tsy ny fahatsiarovantsika ny ampitso np mahasamihafa antsika @ biby ka (ny biby toy ny vitsika koa manko mahalala an'io mantsy izao ) fa ny conscience antsika indrindra, izay fahalalantsika hoe tsy isika no tompon'ny rahampitso.
ny maha samihafa ny kosmolojista sy le "misavoana anivon-danitra any" dia ny kosmolojista dia mahafantatra ny "repere " sy ny ampiasany ilay zavatra karohany (manana "pieds sur terre" na "down to earth" foana na mijery aiza sy aiza aza) fa ny "mitsingevana " aza lasa manadino io eto an-tany io ka ny aroa tsy takany, moa ny atsy nilaozany!
26. cyril
(
14/09/2010 07:34)
- Ikary ==) raha ireo hevitro rehetra ireo no dinihiko de tsy manana tanjona amin fianana enao fa ny anio ihany zany !!... tsisy hoe hanangom-bola ah de hanao trano ah !! na hividy vam raitra be ah ! na hanao projet be momba an'izao sy izao ah fa de mihodikondin-dava otran-ny akoholahy voatsipaka fotsiny zany Ikary kou inona tsony litsy zany fa de miandry an'i Lisy lava eo zany Ikary kleee......
27. ikaretsaka
(
14/09/2010 10:39)
Ny tena important amiko dia ny lalana mankany @ tanjona . Raha tanjonao moa ny paradisa ka lazainao etsy sy eroa.. nefa ny fika fandehanana mankany aza tsy jerenao akory dia ahoana no ahatratraranao ny tanjona?
*navoaka indray le akanjo nihahy an...manja e*
*navoaka indray le akanjo nihahy an...manja e*
28. andrywui
(
14/09/2010 10:46)
infinity ity ny dikany : ....
Est-ce que Dieu sait et voit tout ? Dieu voit et sait toutes les choses. Il y a quelques choses que Dieu ne sait pas et ne peut pas voir.
Le travail 42:2
aucune pensée peut étre withholden du thee.
Psaume 44:21
pour He knoweth les secrets du coeur.
Psaume 139:7 - 8
Whither doivent je se sauver de la présence thy ? Si je monte vers le haut dans le ciel, art de thou là ; si je fais mon lit dans l'enfer, voyez, art de thou là.
Les proverbes 15:3
les yeux du seigneur sont dans chaque endroit.
Jérémie 16:17
pour des yeux de mine sont sur toutes leurs manières : ils ne sont pas cachés de mon visage, ni l'un ni l'autre est leur iniquité cachée des yeux de mine.
Jérémie 23:24
mettent en boîte n'importe quelle peau lui-méme dans les endroits secrets que je dois ne pas le voir ? saith le seigneur. Est-ce que je ne remplis pas ciel et terre ?
Agit le Thou
de 1:24, le seigneur, qui knowest les coeurs de tous les hommes. La genèse 3:8
et Adam et son épouse se sont cachées de la présence du seigneur, parmi les arbres du jardin.
La genèse 4:14
voient, hast de thou conduit me dehors ce jour par le visage de la terre ; et du visage thy I sera caché.
La genèse 4:16
et Caïn est sortie de la présence du SEIGNEUR, et a demeuré dans la terre du signe d'assentiment, sur à l'est d'Éden.
La genèse 11:5
et seigneur est descendue pour voir la ville et la ville.
Genèse 18:9
et eux à lui, où Sarah épouse a-t-il dit est-il thy ? Et il a dit, voit, dans la tente.
Est-ce que genèse 18:17
et SEIGNEUR dit, je dois cacher d'Abraham cette chose que je ?
Genèse 18:20 - 21
et le seigneur ont indiqué, puisque le cri de Sodom et de Gomorrhe est grand, et parce que leur péché est très pénible, je descendrai maintenant et verrai s'ils ont fait tout à fait selon le cri de lui, qui est venu à moi ; et, sinon, je saurai.
Genèse 22:12
pour maintenant moi connais ce Dieu fearest de thou, voyant le fils thy non retenu de hast de thou, fils de thine seulement de moi.
La genèse 32:27
et lui [Dieu] dits à lui [Jacob], ce qui est nom thy ?
Les nombres 22:9
et le Dieu sont venus à Balaam, et ont indiqué, quels hommes sont ceux-ci avec le thee ?
Dieu de Deuteronomy
8:2 a mené le thee ces quarante années dans le désert… pour savoir ce qui ce qui au coeur de thine.
Deuteronomy 13:3
le seigneur votre proveth de Dieu vous, pour savoir si amour de ye le seigneur votre Dieu.
Dieu de 32:31 de 2
chroniques l'a laissé, pour le juger, qu'il pourrait savoir le tout qu'était à son coeur.
Le travail 1:7, 2:2
et le seigneur ont indiqué à Satan, d'où le thou comest ? Alors Satan a répondu au seigneur, et a indiqué, d'entrer en avant et en arrière dans la terre, et de la marche en haut et en bas dans lui.
Hosea 8:4
ils ont établi des rois, mais pas par moi : ils ont fait des princes, et je l'ai su pas.
Jonah 1:3, 10
mais rose de Jonah se sauvent jusqu'à à Tarshish de la présence du SEIGNEUR… For the men knew that he fled from the presence of the LORD, because he had told them.

29. infiny
(
14/09/2010 15:56)
andrywui > Misaotra tamin'ny fandikana :).
Ny tiako tenenina hoe efa vita amin'izao fiainana MISY izao ny fitsarana sy famonjena ohatra. Izany hoe tsy mihevitra ny arinan'ilay hoe fahafatesana ohatra anefa toa nolazaina taloha teo fa teboka ny fahafatesana fa tsy farany. Ny zavatra TSAPA no hamaritana ny zavatra MISY, izay vao manaraka avy ao aoriana ny resaka finoana sy ideolojia sns.
Ny mahatonga ilay kosmolojista lazainao voafaritra anaty repere anie dia tsy maintsy voafetra ao anatin'ny verite scientifique ny zavatra lazainy e. Saingy mandinika zavatra lalina dia lalina izy ireo toy ny hoe: anao ahoana no olombelona rehefa ritra ny solika ao amin'ny masondro? Ataoko hoe tsy hiaina mandrapahatonga izany ireo kosmolojista amin'izao ireo nefa dia mandefa ny fisainany any. Raha anatin'ny fanontanian'ny tsy "misavoana anivon-danitra any" io dia mba azonao omena aza ve ny repere mamaritra ny fanontanian'ny olona misy atao :).
Ikaretsaka:
Materialism ahoana moa no tianao ambara? afaka velabelarinao misimisy kokoa ve?
Ny tiako tenenina hoe efa vita amin'izao fiainana MISY izao ny fitsarana sy famonjena ohatra. Izany hoe tsy mihevitra ny arinan'ilay hoe fahafatesana ohatra anefa toa nolazaina taloha teo fa teboka ny fahafatesana fa tsy farany. Ny zavatra TSAPA no hamaritana ny zavatra MISY, izay vao manaraka avy ao aoriana ny resaka finoana sy ideolojia sns.
Ikaretsaka:
ny maha samihafa ny kosmolojista sy le "misavoana anivon-danitra any" dia ny kosmolojista dia mahafantatra ny "repere " sy ny ampiasany ilay zavatra karohany (manana "pieds sur terre" na "down to earth" foana na mijery aiza sy aiza aza) fa ny "mitsingevana " aza lasa manadino io eto an-tany io ka ny aroa tsy takany, moa ny atsy nilaozany!
Ny mahatonga ilay kosmolojista lazainao voafaritra anaty repere anie dia tsy maintsy voafetra ao anatin'ny verite scientifique ny zavatra lazainy e. Saingy mandinika zavatra lalina dia lalina izy ireo toy ny hoe: anao ahoana no olombelona rehefa ritra ny solika ao amin'ny masondro? Ataoko hoe tsy hiaina mandrapahatonga izany ireo kosmolojista amin'izao ireo nefa dia mandefa ny fisainany any. Raha anatin'ny fanontanian'ny tsy "misavoana anivon-danitra any" io dia mba azonao omena aza ve ny repere mamaritra ny fanontanian'ny olona misy atao :).
30. ikaretsaka
(
14/09/2010 16:45)
infiny:
Ny tiako tenenina hoe efa vita amin'izao fiainana MISY izao ny fitsarana sy famonjena ohatra. Izany hoe tsy mihevitra ny arinan'ilay hoe fahafatesana ohatra anefa toa nolazaina taloha teo fa teboka ny fahafatesana fa tsy farany. Ny zavatra TSAPA no hamaritana ny zavatra MISY, izay vao manaraka avy ao aoriana ny resaka finoana sy ideolojia sns.
misaotra fa mazava ny tianao tenenina
saingy amiko dia tsy hoe efa vita @ izao fiainana misy izao no fehezanteny mahalaza azy, fa hoe mandry ny ahiahy momban'izay mety ho fitsarana sy mety famonjena any , na hitranga any ananonanona any (mety @ ity fiainana mety @ izay mbola manaraka, mety tsisy) sy ny mikasika izay lahasa teto raha sendra ka misy ny fitakiana izany!
Ekeko koa ilay hoe "ny zavatra tsapa no hamaritana ny zavatra misy' sy hi extrapole-vana ny sisa rehetra. de plus ianao manana elements tsara , mainka ianao manana hypotheses bedebe
Ny mahatonga ilay kosmolojista lazainao voafaritra anaty repere anie dia tsy maintsy voafetra ao anatin'ny verite scientifique ny zavatra lazainy e. Saingy mandinika zavatra lalina dia lalina izy ireo toy ny hoe: anao ahoana no olombelona rehefa ritra ny solika ao amin'ny masondro? Ataoko hoe tsy hiaina mandrapahatonga izany ireo kosmolojista amin'izao ireo nefa dia mandefa ny fisainany any. Raha anatin'ny fanontanian'ny tsy "misavoana anivon-danitra any" io dia mba azonao omena aza ve ny repere mamaritra ny fanontanian'ny olona misy atao
tsy voatery ho ny verite scientifique no mametra ny zavatra lazain'ny kosmolojista ka: mety ara moraly, mety araka ethics, mety curiosite fotsiny
Ohatra io resaka solika @ masoandro io, raha mijery lalina ianao hoe injona ny tena fotony dia possible hoe resaka curiosite (ianao ihany no niteny heo efa maty ry zareo @ izany) mety hoe moraly fotsiny, (hoe inona no tokony hataontsika eo anatrehan'izany sns.."
31. infiny
(
14/09/2010 17:03)
Ikaretsaka:
tsy voatery ho ny verite scientifique no mametra ny zavatra lazain'ny kosmolojista ka: mety ara moraly, mety araka ethics, mety curiosite fotsiny
Mety nisy tsy fitovizana ny fandraisantsika ny hoe kosmolojia. Amiko ny famaritana azy dia ao anaty discipline scientifique, mety ho kosmogonia angamba no fiantso azy koa, tsy aiko.
Ikaretsaka:
Ohatra io resaka solika @ masoandro io, raha mijery lalina ianao hoe injona ny tena fotony dia possible hoe resaka curiosite (ianao ihany no niteny heo efa maty ry zareo @ izany) mety hoe moraly fotsiny, (hoe inona no tokony hataontsika eo anatrehan'izany sns.."
Tsy curiosite fotsiny kosa aloha e fa araka io fanontanianao io hoe "inona no tokony ataontsika anatrehan'izany sns io aza" aza dia anisan'ny manan-danja be mihitsy. Aleo andray ohatra akaikikaiky isika. Ataontsika hoe misy vongana lehibe any izay lazain'ny kajy fa hidona amin'ny tany afaka 100 taona dia ataoko angamba fa izao dia manomboka mandray ny fepetra tokony atao ireo manampahaizany sns. Satria tsy maintsy domina tsikelikely mba hiviliany tsy hifanintsy amin'ny tany ohatra. Dia aleo ve tsy mihevitra momba izay ny olona?
Dia toa izay koa ilay finoana famonjena sns. Tsy hoe
Manao ny tsara "necessairement" voavonjy
fa hoe
Voavonjy "necessairement" manao ny tsara.
izany hoe efa banjinina aty aloha ilay izy.
32. ikaretsaka
(
14/09/2010 18:04)
ka ny siansa ange ry infiny tsy maintsy miafara @ ethics sy ny moraly ary ny konsiansa e
tsy scientifique mihitsy mantsy ny hoe "inona no tokony hataontsika eo anatrehan'izany rehetrarehetra izany"
tsy scientifique mihitsy mantsy ny hoe "inona no tokony hataontsika eo anatrehan'izany rehetrarehetra izany"
33. ouioui
(
15/09/2010 01:24)
Infaillibilitén'ny Pape angaha sientifique???, mbola be ny zavatra azo resahina raha ny dogmes kato no jerena bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
34. infiny
(
15/09/2010 12:53)
Mety ny famaritan'i ikaretsaka ny siansa izany no miafara amin'ny ethics,... izany. Io fanontaniana io izao dia azo apetraka tsara ka azo omena valiny maro izay tsy mamaly mihitsy ny fanontaniana hoe tsara sa ratsy ho an'ny olona ilay izy.
35. ikaretsaka
(
15/09/2010 14:09)
tsy resaka famaritako izaho irery io fa resaka common sense
rehefa voaporofo ara tsiantifika izao ohatra fa ny omby2+ omby 2= omby4.. (nandeha dahlo ny theoremes rehetra nanomboka hatramin'ny fanisana battonnets ka hatrany @ quantum sns..)
fa rehefa @ farany ange tsy maintsy hanontany foana hoe inona moa no maha important ny fahalalana hoe omby 2 ampiana omby 2=omby 4 e+> tsy voazava ara tsiansa izay

36. infiny
(
15/09/2010 14:52)
Tsy hoe tsy mahazava ny maha important ny fahalalana fa 2 + 2 = 4 ny siansa fa tsy anatin'ny fanontaniana hapetrany izay. Ny ataony dia manangona ireo fahalalana fotsiny satria ny importance amin'ny ankapobeny dia zavatra subjective (Siansa formelle aloha farafaharatsiny mamaritra an'io, fa mety ho anisany koa ny siansa humaine sns).
lol lasa alavitra ilay dinika :)
lol lasa alavitra ilay dinika :)
40. AndriambyII
(
16/09/2010 13:26)
Efa nilaozan' ny toe-tr'andro angamba ilay hoe "science sans conscience n' est que ruine et ..." ,io dia arakaraky ny psychomotrice nananan' ilay olona mpikaroka ka nahavita zavatra ihany. Raiso ohatra fotsiny ny soratra voalohany nisy teto an-tany hatr@ nisian' ny olombelona.Tao andohan' io olona io ve dia efa nisy fandinihina ny theorie sy formule maths algebre ,chimie ,medecine, sns ? ..sa rangotra napetapetaka t@ ravinkazo sy vato no mba inspiration tonga tao andohany ? Tsy nanana conscience ve io olona io ankoatr' izany?