Fa avy aiza ireny " lavenona sy rano voahasina " ireny e ?....

41. ikaretsaka ( 11/09/2010 14:18)

Tsy any ny resaka izao fa hoe ny doc entin'i andrywui ve marina sa tsia? Mahita doc any i andrywui miteny hoe vovo-paty no anamboarana lavenona dia tonga dia mino an'iny 100%, na dia efa miteny aza izahay hoe tsy izany satria izahay mahita ny anamboarana azy.

Maninona no tonga dia ekena ho marina ny doc hita?

Raha mahita doc maromaro ao am-bata koa izao miteny hoe "Tsy misy Andriamanitra" dia hiteny koa ve i andrywui hoe tsy misy Andriamanitra?


io ange le fanontaniako an'i andriwui hoe rehefa inona izany ny doc 1 no ekena de rehefa inona no tsy ekena?
mba valio hoe io ry Mr?
42. ouioui ( 15/09/2010 01:39)

io ange le fanontaniako an'i andriwui hoe rehefa inona izany ny doc 1 no ekena de rehefa inona no tsy ekena?
mba valio hoe io ry Mr?

Dogmes mivoaka @ konsily ireny ohatra de doc marina sa tsia @ kato????
de eo le kôzy no mipetraka, de izay no hiangan'ny dinika misy eto @ resaka finoana samihafa fa tsy hoe anah no marina de ny anlery diso sns
Raha tsy izany tsisy forum izany mihitsy t'aiza t'aiza , na nanohitra ry Luther sns...[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/dfspleure.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415