tsotra ny anay e,
1. bazylou
(
04/09/2010 19:05)
miala teo daholo fa tsy misy ilana azy ianareo mianakavy, aleo idiranay ny laka fa fandaniana andro fotsiny ny anareo.
MIALA ouuusta, alle mandeha daholo na ry tava tsoavaly na ry soavaly be loalika nirifatra any rsa na ny pastera lany daty na ry zefalabera na ry episcopo midona amin'ny poto na ry ravitsisona na ry fis de pute isany, alllez tsy mila an'ireo ny malagasy .

novalian'i piozila ny 08/09/2010 15:32
2. bazylou
(
04/09/2010 19:07)
tsy kilalalo io an, fa tena izy io koziko io. ary rehefa tsyhiala teo daholo dia tsy maintsy hoendasinay ihany, .
NY anay gasy miasa no ady eo fa tsy lany andro amin'ny conferansy symovansy sy snsss
NY anay gasy miasa no ady eo fa tsy lany andro amin'ny conferansy symovansy sy snsss
3. piozila
(
05/09/2010 14:37)
ka iza anefa no nahatonga izao korontana izao e? any anagamba iano no tsara miresaka aloha.rehefa miala io milamaina ny rehetra.
4. andrywui
(
06/09/2010 07:18)
salut rabazylou ........... ary tonga masiaka elah ato zany a! tsara mihitsy zany lohateninlah zany bainnn a! ... ataovy mahamay mihitsy leroa !!! tsy soavaly maty tsony ireo lety fa soavaly efa mivoaka olitra a! ......
--efa latsaka anaty rano mbola misy mitsipatsipaka farany ihany farany ho endasinay ny farany !!
--efa latsaka anaty rano mbola misy mitsipatsipaka farany ihany farany ho endasinay ny farany !!
5. rabaradaka
(
06/09/2010 13:48)
reveko be ny kôzin'ny dadatoa bazylou, aleo rangah hanaovan'ny rabaradaka sy ny ekipany azy a, dia izao ao i bazylou, dia mety ve andrywui hatao PM satria enao koa mantsy TGV be fa zahay GVT
6. andrywui
(
07/09/2010 08:29)
efa rava ny TIM sy ny GTT sy ny 3mv sy ny forongony mpandroba teto am tanana ry baradaka a ! mlamina fehizay ny tanana ! hiasa milamina ny fanjakana !......
7. piozila
(
07/09/2010 16:01)
andrywui:
efa rava ny TIM sy ny GTT sy ny 3mv sy ny forongony mpandroba teto am tanana ry baradaka a ! mlamina fehizay ny tanana ! hiasa milamina ny fanjakana !......
tena milamina tokoa ny tanàna. tsy misy herisetr aintsony ireo jiolahy efa any amponja dakholo, afaka mivezivezy ny olona, ny aratsosialy milamina, ny volam-panjakana tsy misy mihinana, ny mpitondra tena mahay be, na handeha amin'ny 12 alina aza iano tsy misy manendaka, efa tena mifandray tsara amin'ny firenena eran'izao tontolo izao i Madagasikara, mahita fahombiazana amin'ny fantanjahantena fa nadresy an'i Nigeria i Madagasikara, Ireo gadra politika efa navoaka daholo. Ny lalana vita tsarabe daholo: raha hiala eo Tamatave ho any foulepointe dia 30 minitra dia tonga any? NY jirama mbola tena be volabe sady tsy misy delestazy izany intsony, olona voafidim-bahoaka no mitondra ny tanana'Antananrivo sy Fianarantsoa raha tsy hilaza afatsy ireo, tsy misy vahoaka mimenomenona fa efa nahazo kit scolaire daholo ny mpianatra rehetra amin'ity taompianarana iity, ny vidin'ny vary dia 500 ar ny kilao satria izany no nolazaina tami'ny janvier 2009, Aok'izay fa lava loatra: CONCLUSION: TENA MIADANA NY MALAGASY AMIN'IZAO FOTOANA IZAO KA DIA MISAOTRA AN'i tgvendrana sy ny ekipany. Ho ela velona mba hahita an'i Tsiafahy.
8. bazylou
(
07/09/2010 18:18)
tsy misy ny tanana milamina amin'izao ry piozila fa maty noana sy tsy misy mpiahy ireo pokona ireo , io no nahatonga ny MAlagasy te hiasa mijoro
9. Annie2OO6
(
08/09/2010 10:47)
miasa ry piozila dia mivaha daholo ireo mampimenomenona be anao ireo a, miara miasa miaraka isika hampandroso ny firenena dia ho tany sambatra ilay Madagascar tsika
10. piozila
(
08/09/2010 15:32)
Mbola misy ry Annie ny tia tanindrazana a! ary te_hanafoana ny fahantrana lalina mianjady amin'ireo malagasy, fa saingy indrisy fa mbola betsaka koe ireo tia tena ary manao kolikoly amin'izay mpitondra tonga eo mba hotazonana ny harena be.
Izaho aloha dia miala tsiny fa tsy afaka hiarahiasa amin'ireo mpanao politika izay efa hita fa nanapotika an'i Madagasikara, sy ireo izay mampirisika foana ny fifandirana sy ny fanimbana toa an-dry ramaka avelo, ndrema, ratsina orana, ... Izaho koa tsy afaka hiara hiasa main'ny mpanao fampanantenana pokaty(vary 500 ar e! hanankarena daholo ny malagasy e! tsy mila vazaha nefa milelaka ny divon'ny frantsay sns....)
Ny tokony atao dia ny fampiakarana fitsarana ny mpitondra rehetra teto hatramin'ny taona 1960, ka hatramin'ny 2010; amin'izay mba hadio ANGAMBA ny génération manaraka, raha tsy hanaraka ny fomba ratsin'ny domelina koa.