fanalan jaza

1. emonate ( 03/09/2010 09:33)
mba ameo hevitra aho f tena very hevitr mihints bevoka mantsi ni sipako
de mbola tsi te hitaiza zay . ahona no ataoko .iza no hanatonako f ho asaronay leizy
d oatrina kay ni manala zaza .@ zao de aiza no ale mila valiny maika azafady valio @ adiresiko ramety allianceizaac@yahoo.fr
misotra mialo
novalian'i Lejoba ny 07/09/2010 11:47
2. ssendra ( 03/09/2010 16:37)
entina any am gyneco kou netina aiza ndray ary!
tsy haiko ny any madà na efa misy fanafody hanina dia manapotika avy hatrany ilay
zaza mbola miforona iny, izany hoe potika dia mivoaka rà avy ety ivelany
raha efa olona kely kousa tsy tsara ny manala zaza fa mampalahelo ...

sinon eny besarety avaradoha eny misy gyneco mbola jeune kely zay fa tena mahay ....
TOA BE OLONA mande ao aminy ao angamba mirary ny vola Haloha aminy ...
3. andrywui ( 04/09/2010 12:53)
salut ssendra---) mbola tezitra amiko ve ?


-- emonate ====)) ary sao de tsy elah no nahabevoka azy ra-emonate nefa elah no petsa hanala anle izy?
4. arialy ( 07/09/2010 07:40)
andrywui< andray ??? tena ratsy fanahy enao ka
5. Lejoba ( 07/09/2010 11:47)
tezao ny zaza papa fa efa anjarany ny ho velona a! ny tsy manana aza mampalahelo ka ny anareo apitika.
Na ny maniry zaza aza, matahotra kely misy tsy fahavononana izany rehefa bikina. Fa rehefa tonga eo io, milay be ary vita foana na mbola mianatra aza ny mpitaiza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1002